Rakolikoly - Tanora Masina Itaosy

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 19. 06. 2018
  • Tsy natao hamely na iza na iza ity raki-tsarin'ny Tanora Masina Itaosy vaovao be ity fa natao kosa hisiana fiovam-piainana eo amintsika Malagasy zay efa rotidrotiky ny Kolikoly tokoa.
    Miala kely amin'ny loko nahafantarana anay Tanora Masina Itaosy fa natao amin'ny gadona tena Malagasy (hira Gasy mihitsy e!)
    Hoventesinay ao @ Palais des Sports Mahamasina io hira io miaraka amin'reo hira marobe nahalalanao ny TANORA MASINA Itaosy ny Alahady 8 Jolay 2018 @2ora.
    Miandry anao etsy @ Librairie Loterana Select Hotel Analakely izahay raha mbola tsy nahazo tapakila tsotra na famandrihan-toerana ianao.
  • Jak na to + styl

Komentáře • 27