Video není dostupné.
Omlouváme se.

Fantatrao ny amiko - Tanora Masina Itaosy

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 28. 06. 2018
  • Clip anisan'ny navoakanay farany ihany koa ity mbola atolotra anareo ampitiavana ity.
    Manantena izahay fa hamelombelona ny aim-panahintsika izy io ary koa hampitodika be be kokoa antsika hatrany @ fanarahana an'i Jesosy Kristy Tompo.
    Aza adino ny fotoanantsika @ fiderana sy hanandratantsika an'Andriamanitra izay atao ao @ Palais des sports Mahamasina ny alahady 08 Jolay ho avy izao. Andro vitsy sisa ka araraoty sao tsy ho hahatratra karatra ianao.

Komentáře • 128

  • @berhtinrakotomalala
    @berhtinrakotomalala Před 5 dny

    Tiko loatra ity hira ity❤❤🙏🙏🙏

  • @tinahhaingo3198
    @tinahhaingo3198 Před 2 lety +5

    Nisy fotoana somary nangatsitsika n finoako somar efa niembotra kel mihintsy aza raha vao nihaino an ity aho dia latska atram rano masoko ka lasa niverina teo amin Jesosy satry tena tsapako fa mila Azy ah ts maha vita tena 😭❤️

  • @carilchethrandriamanantena1489

    Tiko loatra ty hira ty ,vao mifoha maraina za de ty foan no alefako
    Hitako fa mahazo hery aho hiatrehako ny totolo androko avy maheno ani ty hira ty . Makasitraka ny flm itaosy ny tompo hanome talenta anareo atrany . Tahiny tompo tsik rehetra .amen

  • @volatsaramahaefa2443
    @volatsaramahaefa2443 Před 6 lety +8

    izay mihitsy!!! zava-poana ny ezaka ataontsika raha tsy Jesosy no manjaka ao am-pontsika, IZY NO HANEFA IZANY :-)

  • @user-ib9dn2uq7x
    @user-ib9dn2uq7x Před 7 měsíci +3

    Tena latsaka fona ny ranomasoko maheno an'ito hira ito❤

  • @tojonirinarandriamalala9921

    Tonony
    ---------------------------------------------
    Tompo o fantatrao ny amiko
    Tsisy miafina Aminao ny fiainako
    Efa impiry aho no nivoady hatramizao
    Nefa sasa-niandry foana Ianao
    Mitoera Jesosy ato anatin'ny foko Ianao
    Ka levony izao dia zao
    Zay tsy asan-tananao
    Efa ela no naniry ny hiara-dalana Aminao
    Fa ny ratsy foana no toa misosoka eo aloha
    Fa malemy aho mora lavo raha misaraka Aminao
    Manjaka Jesosy o ato am-poko Ianao
    Tompo o mila Anao ny fiainako
    Very aho raha tsy azoninao ny tanako
    Fa mandrevo anie ny fotaka ety
    Mila anao hitantana ny dia
    Ka na inon'inona ataoko sy 'zay ezako
    Dia ho zava-poana ireny
    Raha tsy Ianao no miteny
    Manantena mbola hiaona Aminao an-danitra ao
    Ka ny tananao roa no handray ny tanako
    Fa ny ota sesehena horeseko hatrany hatrany
    Ianao Jesosy o no hanefa izany
    Ianao Tompo o no itarainako
    Fantatrao avokoa 'zay rehetra niainako
    Mba tsy hanala-baraka Anao intsony aho
    Manomboka izao aho d anjakao
    Ho o very aho
    raha ilaozanao,raha ilaozanao
    Manantena mbola hiaona Aminao an-danitra ao.....

  • @rinahrajoelison9493
    @rinahrajoelison9493 Před 3 lety +5

    tsy leo mihitsy aho fa henoiko foana, hotahina ianareo

  • @andreahjhennie2080
    @andreahjhennie2080 Před 4 měsíci +1

    Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany .
    Tsara éry ny mihira ka midera ny Tompo Mpamonjy 🙏💃🎉

  • @user-cj3dy4lw2w
    @user-cj3dy4lw2w Před 10 měsíci +2

    Tena ho ahy Tompo ity hafatra ity Ka miangavy aho Tompo hazony aho fa tsy maha azona anao Misaotra Tompo o!

  • @anjatinagollen460
    @anjatinagollen460 Před 3 lety +1

    TENA fantaNY tokoa ny amiko... merci TMI ;) ;) :)
    Tiko be lay Hira.

  • @yvesmarcel8092
    @yvesmarcel8092 Před rokem

    Mitoera Jesosy ato anatin'ny foko Ianao..Ka levony izao dia zao..Zay tsy asan-tananao.....Tompo ô fantatrao ny amiko 🙏🙏🙏

  • @bodorazafimandimby7639
    @bodorazafimandimby7639 Před 10 měsíci

    Mankasitraka indrindra. Tsapa mihitsy fa eo tokoa ny tanan'Tompo . On sent Sa présence. 🙏

  • @andriamaheninarakotoharoti3958

    Ndriii Mankasitraka tompoko. Enganie mba ho tonga aminy tanjona izay hoenjehina daholo isika❤

  • @raza7958
    @raza7958 Před 2 lety

    Jesosy ô!Ka ny tananao no andray ny tanako😍❤️‍🩹…..fantatrao ny amiko.mankasitraka tompoko !

  • @sitrakarasoasimbola1854

    Tsara loatra Ianao Jesosy Kristy, ampio aho Tompo tsy hiala amin'ny fitiavana Anao ,mamindra FO amiko mpanota

  • @nofymanantsoa6435
    @nofymanantsoa6435 Před 5 lety +1

    fantatrao ny amiko, tena tsara ; misaotra tanora masina itaosy, tena mahay ianareo tena tsara

  • @nambinintsoarabemananjara9648

    na tsy mendrika loatra na misy pentina a,Fantany aho,Izy irery no mahafantatra ahy,malemy mora lavo za rah misaraka Aminy,tsara tsara tsara be lay hira maharesy lahatra mampitombo finoana,misaotra betsaka

  • @gertrudebernadette5584

    Tsy mety leo Tanora Masina bravo reto aaaa

  • @mahatodylalatiana8626
    @mahatodylalatiana8626 Před 6 lety

    Fantatrao ny amiko e!Tiako loatra ianao JESOA!
    Mankasitraka anareo tanora masina fa tao amin'ny palais io no henoko voalohany e!Tamin'ny le 08 juillet teo e!Tena hafa ny tanora masina e!!!!!merci beaucoup e

  • @alainnjaka1822
    @alainnjaka1822 Před rokem

    Tiko loatra ity hira ity❤
    Mankasitraka indrindra, tahiny Tompo

  • @raharivaojeanneelisabelle502

    Mankasitrak indrindra Tanora Masina Itaosy ; tsara be sad maptehody any gasikara ny clip❤❤❤🇲🇬🇲🇬🇲🇬

  • @genalinevillasorca3200

    Voninahitra ho Anao Andriamanitra 😘👏

  • @lahatraarnauld578
    @lahatraarnauld578 Před 4 lety

    Manantena mbola hihaona aminao an-danitra any, ka ny tananao roa no handray ny tanako! HIANAO JESOSY NO HANEFA IZANY

  • @es-htoandroniaina4728
    @es-htoandroniaina4728 Před 3 lety

    Ka na inoninona ataoko sy izay ezako,dia ho zavampoana ireny raha tsy Ianao mireny 🙏🙏

  • @hailelove1
    @hailelove1 Před 2 lety +2

    So happy to see you my younger brother. I love your job. Keep I up

  • @user-ux8en9ib8b
    @user-ux8en9ib8b Před 6 měsíci

    Misaotra betsaka eh❤❤❤❤

  • @emelineimboule905
    @emelineimboule905 Před 2 lety

    Tsara be , vavaka an-kira😌🤗🥰😍🤩

  • @ainamandimby839
    @ainamandimby839 Před 6 lety

    Tsara loatra !voninahitra ho an'I Tompo e!

  • @landryhasinarajohnson2240

    tena tsara be!!!!

  • @ANDRIAMIFIDYSolofo
    @ANDRIAMIFIDYSolofo Před 7 měsíci

    Very aho raha tsy azoninao ny tanako.....

  • @malalarazafy37
    @malalarazafy37 Před 6 lety +3

    tena tsara! efa ela no niandrasana ny clip! mahereza hatrany amin'ny asa fitoriana

  • @JoannaRanaivo21
    @JoannaRanaivo21 Před 4 lety

    Manantena mbola hiaona aminAo! ❤️

  • @heryhmanantena897
    @heryhmanantena897 Před 6 lety

    Manantena hiaona Aminao tokoa zaho Tompo ô !!

  • @zoesahondra7713
    @zoesahondra7713 Před 3 lety

    Mankasitraka anareo 🙏🙏🙏🙏❤️❤️❤️

  • @rasoanirinahaingomarina1631
    @rasoanirinahaingomarina1631 Před 2 měsíci

    Tena tsara, atram zao mbola latsaka foana ny ranomaso rehefa mihira azy ty. Tena mamelombelona ny Fanahy reraka.

  • @andrianiainaderasoa
    @andrianiainaderasoa Před 4 lety

    Very aho raha tsy hazoninao ny tanako 🙏
    😍

  • @andriamasinorofitahiantsoa7021

    Super , tsara!

  • @hobyainarakotoarivelo
    @hobyainarakotoarivelo Před 2 lety +1

    AMEN

  • @nantenainarakotondranaivo804

    tena hafa ihany tanora masina e!misaotra Tompo FA NISY TNORA MASINA A

  • @razanakotostephen5935
    @razanakotostephen5935 Před 6 lety +1

    tiako be io hira io merci nareo d mbola apio clip hafa ihany koa raha mba mety ,!

  • @tigregeant5285
    @tigregeant5285 Před 4 lety

    Mamitiana andria
    Tena tiko , misaotra betsaka

  • @antsarakotondrandriana1881

    tiko loatra

  • @CorneliaRamanampison-uu7fi
    @CorneliaRamanampison-uu7fi Před 3 měsíci +1

    Hitako ihany ilay hira.Misaotra tompoko f mampahery ahy ny tonony.

  • @nizanakolona
    @nizanakolona Před 2 lety

    Tompo ô fantatrao ny amiko

  • @njatorakoto4049
    @njatorakoto4049 Před 3 lety

    Tsotra nefa tena tsara.Na ny tonony na ny feony tena tiako be.Mankasitraka anareo dia tohizo hatrany ny fiderana ny Tompo ô

  • @ddrandriambololona556
    @ddrandriambololona556 Před 4 lety

    Manantena mbola hiaona aminao mandrakizay .Mampahery tokoa ny tononkira misaotra eh!dia mahereza amin'ny asan'ny tompo

  • @sylviafleuris212
    @sylviafleuris212 Před 5 lety

    Tena tsara, nanova ny fiainako

  • @Grace73278
    @Grace73278 Před 3 lety

    Merci fa tsy manintsy hiaona @ tompo aho any andanitra ❤

  • @miahrakoto5881
    @miahrakoto5881 Před 6 lety +1

    Tena tsara tiako be mihitsy
    Gah tsy afaka asiana tonony azafady
    Misaotra fa tena mapahery

  • @mahatodylalatiana8626
    @mahatodylalatiana8626 Před 6 lety +1

    Aiza kai laytoerana nanaovan clip fa tiako be!merci mialoha

    • @josoamg
      @josoamg Před 6 lety

      MAHATODY LALATIANA : maromaro ny toerana nanaovana azy io : Vohiposa / Alakamisy Ambohimaha / Ranomafana / Ankaramalaza

    • @mahatodylalatiana8626
      @mahatodylalatiana8626 Před 6 lety

      MER6 RE A!TEN TSAR BE L TOERN !MER6 ENCORE E!Miampy anle tononkira e!AMEN

  • @tigregeant5285
    @tigregeant5285 Před 4 lety

    Tena ankafiziko lotra, tsy sasatra aho mihaino azy , misaotra indrindra

  • @boutarakoto
    @boutarakoto Před měsícem

    fantatrao ny amiko

  • @andriamasinorofitahiantsoa7021

    Misaotra an'ilay nanome texte. Tena tsara.

  • @randrianoelyrivo5755
    @randrianoelyrivo5755 Před 2 lety

    Tena tsara loatra. Voninahitra ho an' Andriamanitra

  • @beza0808
    @beza0808 Před 5 lety +1

    Sûra mintsy e!

  • @randrianarivelopatricia396

    Misaotra Jesosy.

  • @imawinnar1645
    @imawinnar1645 Před 3 lety +1

    Henoko avy ato an-trano foana ty hira ty alefan olona mafy, gaga aho fa kay efa hira nivoaka ny taona 2018, tiko be le hira fa tsy haiko na ny titre na ny mpihira, notadidiko fotsiny lay teny tany @farany oe Fantatrao ny amiko d hoy aho hoe ataoko recherche anaty youtube zay teny zay, iza ndray ary hoy aho no mihira azy nefa? d hoy aho ndray hoe ataoko oe tanora masina itaosy fa zay ihany no mba fantatro hoe chorale tsaratsara hira sy malazalaza ary efa henoko ny hirany fa ohatrany mitovitovy @ nazy, wouah!!! tonga d marina lay noeritreretiko zao hitako lay hira tsy mitsahatra mihaino azy aho. Misaotra tompoko fa tena tsara ny kantonareo ary enga nie hitohy hatrany, mivavaka mafy aho mba afaka handray anjara mba hanome ny anjara birikiko @fitoriana hataonareo indray andro any, ary inoako fa tsy maintsy ho avy zany andro zany na tsy haiko sy tsy mbola hitako ary zany tanora masina itaosy

  • @gildasprinces1573
    @gildasprinces1573 Před 6 lety +1

    merci f tsr b

  • @nambinintsoarabemananjarah9135

    Mankahery anareo lalandava fa tena tsara,manome haim panahy mintsy

  • @henintsoarandrianandrasana3594

    Tsara be merci

  • @bienraharizaka5667
    @bienraharizaka5667 Před 5 lety

    tena tsar fa tohizo hatrany,atplotra hoan i TOMPO dera

  • @mariaharimiarana294
    @mariaharimiarana294 Před 3 lety

    Mitoera Jesosy ato anatin'ny foko Ianao,Ka levony izao dia zao zay tsy asan-tananao

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 Před měsícem

    Kanto loatra

  • @Mendrika
    @Mendrika Před 6 lety +1

    efa ela ihany no nitadiavako an'ity hira ity tato @ youtube fa henoko ao @ RTF foana kay Tanora Masina no manao azy! Mankasitraka e!

  • @rajaonahtoky9924
    @rajaonahtoky9924 Před 4 lety

    Tena tsara

  • @jessikamanuellarabeson1154

    Amen

  • @tokyandrianina7674
    @tokyandrianina7674 Před 9 měsíci

    tena tiako ito hira ito
    mankasitraka

  • @fenitraniaina9408
    @fenitraniaina9408 Před 3 lety

    Tiako loatra.nandona ny foko.Misaotra Tompo fa na mpanota aho dia tinao foana

  • @samuelrandrianarivo1627

    Mankasitraka tompoko de hotahian'ny Tompo ianareo rehetra!

  • @transmissionanosy9132
    @transmissionanosy9132 Před 4 lety

    misaotra anareo fa tsara be,mahareza hatrany

  • @ramilisonnirinahasina4080

    Tiko b, tena tsara lotra

  • @spdsimidsp2405
    @spdsimidsp2405 Před 6 lety

    Tompo o fantatrao ny amiko.voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany

  • @bienraharizaka5667
    @bienraharizaka5667 Před 5 lety

    manantena tokoa za TOMPO fa mbola hiaona Aminao any andanitra any,mankasitraka anareo O

  • @mihantarakoto6545
    @mihantarakoto6545 Před 2 lety

    Amen ❤

  • @lantoirina1393
    @lantoirina1393 Před 6 lety +2

    Tsara bbbbb ny hira , ilay toerana koa tiako b . Tahian'ny Tompo daolo nareo.

  • @rolandrakotondramanana6854

    Tsara foana ny tanora Itaosy. Fa izao, tsy mora my mihazona ny firaisan-kina anananareo Ka samia misikina fanetrentena fahalemem-panahy.

  • @ianitraharimalala9415
    @ianitraharimalala9415 Před 6 lety

    Mankasitraka e,tiako be

  • @AlainAndrianjaka
    @AlainAndrianjaka Před 7 měsíci

    ❤❤❤

  • @antsanandrasanatelina1789

    Tiako loatra ❤

  • @tianasoaralaikotonimanga9242

    H afa ny taloha tanora masina itaosy

  • @kantolafatra632
    @kantolafatra632 Před 4 lety

    Fantatrao ny amiko

  • @alainramahazoarilala8850

    tena tiako,mankasitraka e

  • @ozielaandriamahazomalala2237

    Tena tsara noho ny tsara

  • @raberanto5348
    @raberanto5348 Před 5 lety

    Tsara be

  • @taminjanaharyarilanto
    @taminjanaharyarilanto Před 10 měsíci

    ❤❤❤❤❤💯

  • @miaryramahefarimanana6789

    mankasitraka indrindra fa tena tsara

  • @alainramahazoarilala8850

    msaotra btsk.tena tsara loatra

  • @herilalajeanrakotondrasoa2660

    misaotra betsaka fa tsara be daholo ny hiranareo

  • @rakotondrabefanja2452
    @rakotondrabefanja2452 Před 4 lety

    tena nanaitra ny foko ity hira ity misaotra anareo TMI ny Tompo homba anareo

  • @mobileplus5781
    @mobileplus5781 Před 6 lety

    TOMPO O EF ELA TOKOA IANAO NO NIANDRY AHY KOA INTY AHO TOMPO OOO
    MISAOTRA NAREO EEE SAMBATRA MIARAK TOMPO MAHEREZA

  • @randriamandratosoasamuel3362

    Tsarab!!!

  • @rktangtinoh6092
    @rktangtinoh6092 Před 6 lety

    Mankasitraka

  • @heryasrakoto4944
    @heryasrakoto4944 Před 5 lety

    tena mafinaritra mampitony ny fo mihintsy misaotra betsaka dia ho tahin' tompo hatrany

  • @hantafaustina692
    @hantafaustina692 Před 3 lety

    Mankasitraka nareo rehetra zahay aty France.

  • @olivierandriamanalina239

    ♥️😭

  • @38hari
    @38hari Před 6 lety

    Voninahitra ho an'Andriamanitra Ray @ anaran'i Jesosy Tompo .Mahatsiaro ny toerana nanendrena sy nanamasinana ahy ho mpiandry ondrin'i Jesosy Kristy efa roapolo taona lasa zay aho raha vao mahita izao toerana anaovanareo clip izao .Hitahy anareo antoko mpihira kristiana flm itaosy ny Tompo mahafinaritra ny hira.Mahereza mandrakariva amin'ny asa fanompoana sy fiderana ny Tompo.

  • @mioranirinaherindrainy9860

    ❤❤❤🙏🙏🙏

  • @andriamasinorofitahiantsoa7021

    Tsara ny mélodie , texte, feo, mahereza hatrany , misaotra é!

  • @hantafaustina692
    @hantafaustina692 Před 3 lety

    Tiako be

  • @tsilavinapaolorandriampara9390

    tsara(y)