Tanora Masina Itaosy
Tanora Masina Itaosy
  • 30
  • 8 104 365

Video

Tsy ho irery intsony aho (Lyrics) - Tanora Masina Itaosy
zhlédnutí 209KPřed rokem
TSY HO IRERY INTSONY AHO . 1° Miangavy avia jereo Jesosy oh! Izany ranomasoko Tsy mitsahatra manakotsa ny tavako Fa ady ny ahy isanandro Ny onjam-piainana toa mandavo ahy Tena resy aho Jesosy oh! ka mila Anao . Ref : Irery aho kamboty raha tsy eo anilanao (Ouuuu... Ouuuu... aaaa... aaa....) Fikiro aho tsy hitoky raha tsy ny Anaranao (Fikiro aho Tsitoha... Ho Anao) Fantatro Ianao Jesosy Zoky fa ...
Tsy ambelako Jesosy - Tanora Masina Itaosy (Clip)
zhlédnutí 120KPřed rokem
Ho fisaorana an'Andriamanitra dia hiara-hamarana ny fankalazana ny faha-telopolo taonan'ny antoko mpihira Tanora Masina Itaosy isika ny alahady 05 février ho avy izao ka ao @ Palais des Sports @ 2 ora tolakandro no fotoana. Tongava maro mba ho voninahitry ny Tompontsika !
Hafa ny taloha - Tanora Masina Itaosy (Clip)
zhlédnutí 404KPřed rokem
HAFA NY TALOHA Androany aho tonga saina ihany raha nanontany Tomany ve no ho asetriko izany fianana an-tany ? Ny omaly haiko ihany e ny nihafarany Dia handany andro hiondrika eto ihany fa hoe ambany Jesosy anefa niteny hoe: "Aza manahy fa Izaho dia mandre" Ka anio e, hifonako avokoa Ireo izay tsy finoako namatotra ahy mafy taloha Ho fadiako e, ny hamoy fo Satria ny Jesosiko no miasa loha, misah...
Anjara masoandro (Lyrics) - Tanora Masina Itaosy
zhlédnutí 483KPřed 4 lety
Efa tena antomotra ny MISAOTRA AZY VITA BACC 2019 izay fisaorana an'Andriamanitra sy fiderana lehibe izay atao ao @ Palais des Sports Mahamasina ny alahady 27 octobre 2019 ho avy izao. Ity hira ity, izay ravahan'ny feon'i Rojo Ny Avo dia anisan'ny hira hiarahantsika miredona mafy @ io fotoana io. ANJARA MASOANDRO . 1° Tompo oh! Mitaraina Aminao izahay mpanomponao Mba miangavy sy mitalaho Mafy a...
Misaotra Anao - Tanora Masina Itaosy
zhlédnutí 214KPřed 4 lety
"Jehovah ô, midera Anao ny asanao rehetra; Ary ny olonao masina misaotra Anao" Sal 145:10 Misaotra Azy vita BACC 2019 - Manome fotoana anao izahay ny alahady 27 oktobra izao manomboka @ 2 ora tolakandro ao @ Palais des sports Mahamasina ho fisaorana sy fiderana an'Andriamanitra - sady fotoana ivoahan'ny raki-kira faha-9 an'ny Tanora Masina Itaosy mitondra ny lohateny hoe "MISAOTRA ANAO" Ny kara...
Fantatrao ny amiko - Tanora Masina Itaosy
zhlédnutí 705KPřed 6 lety
Clip anisan'ny navoakanay farany ihany koa ity mbola atolotra anareo ampitiavana ity. Manantena izahay fa hamelombelona ny aim-panahintsika izy io ary koa hampitodika be be kokoa antsika hatrany @ fanarahana an'i Jesosy Kristy Tompo. Aza adino ny fotoanantsika @ fiderana sy hanandratantsika an'Andriamanitra izay atao ao @ Palais des sports Mahamasina ny alahady 08 Jolay ho avy izao. Andro vitsy...
Rakolikoly - Tanora Masina Itaosy
zhlédnutí 88KPřed 6 lety
Tsy natao hamely na iza na iza ity raki-tsarin'ny Tanora Masina Itaosy vaovao be ity fa natao kosa hisiana fiovam-piainana eo amintsika Malagasy zay efa rotidrotiky ny Kolikoly tokoa. Miala kely amin'ny loko nahafantarana anay Tanora Masina Itaosy fa natao amin'ny gadona tena Malagasy (hira Gasy mihitsy e!) Hoventesinay ao @ Palais des Sports Mahamasina io hira io miaraka amin'reo hira marobe n...
Mifohaza - Tanora Masina Itaosy (feat Ampifitia et Hosana Ambohijatovo Fitiavana)
zhlédnutí 516KPřed 7 lety
Ho famaranana ny fankalazana ny faha-25 taona, izahay Antoko Mpihira Tanora Masina Itaosy dia manolotra anao antsan-kira kehibe ahitanao ny Tanora Masina Itaosy - Ampifitia ary Hosana Ambohijatovo Fitiavana ny alahady 05 febroary ho avy izao - manomboka @ 2 ora tolakandro ao amin'ny Palais des sports Mahamasina. Ny karatra (3000Ar) sy ny famandrihan-toerana (6000Ar) dia efa azonao vidiana @ ire...
Ahy Jesosy (Miub4Xmas TV Plus)
zhlédnutí 15KPřed 7 lety
Hira natao t@ ny fivahinianan'ny antoko mpihira Tanora Masina Itaosy tao @ fandaharana Miub4Xmas notontosain'ny TV Plus nandritra ny demi-final ny alarobia 14 décembre 2016.
Ahy Jesosy (Clip HD) - Tanora Masina Itaosy
zhlédnutí 650KPřed 8 lety
FITORIANA AN-KIRA lehibe ataon’ny Antoko Mpihira TANORA MASINA Itaosy ao amin’ny PALAIS DES SPORTS Mahamasina ny Alahady 03 Jolay 2016 amin’ny 2 ora tolakandro. Ivon’ny fankalazàna ny faha-25 taonan'ny nijoroan'ny Antoko Mpihira TANORA MASINA Itaosy io koa manasa antsika mpianakavin’ny finoana rehetra fa hifampizara fifaliana sy hifampahery amintsika mandritra ny adiny 4 izahay amin’izany. Ho h...
Ahy Jesosy (Clip) - Tanora Masina Itaosy
zhlédnutí 471KPřed 8 lety
Indro ny santionany amin'ilay DVD vaovao tsangambaton'ny faha-25 taonan'ny TANORA MASINA Itaosy. Ho entina an-tsehatra ho antsika izany ny Alahady 3 Jolay 2016 amin'ny 2ora ao amin'ny Palais des Sports Mahamasina. Mbola azonao raisina mandritra ny vente-expo eo anoloan'ny Select Hotel Analakely (ampitan'ny Tahala Rarihasina) ny valopy fidirana amin'izany fitoriana an-kira lehibe izany hatramin'...
Mitoera - Concert Tanora Masina Itaosy
zhlédnutí 49KPřed 8 lety
Fideràna natao tao amin'ny trano malalaky ny sekoly Ste Famille ny alahady 10 avril 2016. Mazotoa isika mianatra io tenin'ny tànana io fa ho ataontsika rodobe io fihetsika io mandritra ny fampisehoana ao amin'ny Palais des Sports ny 03 Jolay ho avy izao. Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra.
Mila Anao (Concert) - Tanora Masina Itaosy
zhlédnutí 69KPřed 8 lety
Mila Anao aho ka tsy haiko ny hangina tsy hiantso ny Anaranao. Mila Anao aho ho fanefitry ny ratsy handreseko ny fakam-panahy Ka na sarotra aza anie ny dia ,di’efa vonona aho hanolotra Fitia Ho Anao Ray, ho Anao, ho mandrakizay Zay vao tsapako tokoa fa hadalana ny mandà fa Jeso Kristy No nanolotra ny Ainy mba ho Famonjena antsika mpaniasia Zany indrindra ry Raiko be Fitia no tsy amoizako Anao f...
Hanamboatra fitoerana (Concert) - Tanora Masina
zhlédnutí 10KPřed 9 lety
Hanamboatra fitoerana (Concert) - Tanora Masina
Tanora Masina Itaosy mitory teny an-kira
zhlédnutí 19KPřed 9 lety
Tanora Masina Itaosy mitory teny an-kira
Mitoera (Concert) - Tanora Masina (feat. Hosana Ambohijatovo)
zhlédnutí 35KPřed 9 lety
Mitoera (Concert) - Tanora Masina (feat. Hosana Ambohijatovo)
Mpanjakanay Ianao - Tanora Masina Itaosy (concert)
zhlédnutí 11KPřed 9 lety
Mpanjakanay Ianao - Tanora Masina Itaosy (concert)
Mamelà ny nosinay (concert) - Tanora Masina Itaosy
zhlédnutí 11KPřed 10 lety
Mamelà ny nosinay (concert) - Tanora Masina Itaosy
Kalvary (Concert) - Tanora Masina Itaosy
zhlédnutí 16KPřed 10 lety
Kalvary (Concert) - Tanora Masina Itaosy
Mpandresy (Clip) - Tanora Masina Itaosy
zhlédnutí 337KPřed 10 lety
Mpandresy (Clip) - Tanora Masina Itaosy
Ny fiainana an-tany (Concert) - Tanora Masina Itaosy
zhlédnutí 10KPřed 10 lety
Ny fiainana an-tany (Concert) - Tanora Masina Itaosy
Mamelà ny nosinay (Clip) - Tanora Masina Itaosy
zhlédnutí 3MPřed 10 lety
Mamelà ny nosinay (Clip) - Tanora Masina Itaosy
Havaoziko ny foko (Concert) - Tanora Masina (feat. Hosana Ambohijatovo)
zhlédnutí 29KPřed 10 lety
Havaoziko ny foko (Concert) - Tanora Masina (feat. Hosana Ambohijatovo)
Tsy miangatra ny Avo (Concert) - Tanora Masina
zhlédnutí 15KPřed 10 lety
Tsy miangatra ny Avo (Concert) - Tanora Masina
Kalvary (Clip 1) - Tanora Masina
zhlédnutí 481KPřed 11 lety
Kalvary (Clip 1) - Tanora Masina
Tahio hiray fo (Concert) - Tanora Masina
zhlédnutí 8KPřed 11 lety
Tahio hiray fo (Concert) - Tanora Masina
Jesosy Mpandomba soa (Concert) - Tanora Masina
zhlédnutí 5KPřed 11 lety
Jesosy Mpandomba soa (Concert) - Tanora Masina
Raha mbola fitia (Concert) - Tanora Masina
zhlédnutí 8KPřed 11 lety
Raha mbola fitia (Concert) - Tanora Masina
Vonjeo ny taninay (Concert) - Tanora Masina
zhlédnutí 2,7KPřed 11 lety
Vonjeo ny taninay (Concert) - Tanora Masina

Komentáře