Raha mbola fitia (Concert) - Tanora Masina

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 10. 09. 2024
  • Fideràna nandritra ny tolo-tànana ho an'ny FLM Finoana Fenoarivo izay natao tao @ FLM Ambohimasina Itaosy ny Alahady 27/01/2013.

Komentáře • 5

  • @delmottederaina5902
    @delmottederaina5902 Před 10 lety

    Misaotra indridra fa tena maka fy ny asa ataonareo, dia tohizo fa tsara. Ho an'Andriamanitra irery tokoa ny Voninahitra!

  • @TanoraMasinaItaosy
    @TanoraMasinaItaosy  Před 11 lety +1

    Mankasitraka anareo mpankafy ihany koa - ny voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany.

  • @rahelisoafara4347
    @rahelisoafara4347 Před 11 lety +1

    Rah mbol fanehona fti ts nis toy lay tao KALVARY;mankasitrak TM

  • @TanoraMasinaItaosy
    @TanoraMasinaItaosy  Před 11 lety

    Miarahaba anao @ anaran'i Jesosy. Efa ao @ VCD Best of 2 io ka. Ao @ Tsena Zina (totohabato Antaninarenina) no mivarotra ny vokatra navoakan'ny Tanora Masina. Mirary soa e!

  • @valihmimi
    @valihmimi Před 11 lety

    Tsy misy clip officiel ve t'y hira ty zafady, tena Tsara