KEROBIMA ANKATSO Aza ilaozanao

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 5. 09. 2024

Komentáře • 50

  • @DesireHerindrainy-rb1uj
    @DesireHerindrainy-rb1uj Před měsícem +1

    tena tiako hira zay fa le misokats ty fanahiko. Misaotra anareo le Kerobima

  • @user-qc3sy1cb6f
    @user-qc3sy1cb6f Před měsícem

    Te hiantso anao ny foko anio JESOSY❤

  • @georgetteandriamampionona2700

    Mankasitraka anareo mahafiranitra ilay tonony .Mba mangatagakan'ny tonony raha sitrakareo tompoko .Mankasitra tanteraka ary tena mankafihy mihitsy ny tenako
    Misaotra Samy ho tahiab'i Tompo

  • @harenaraj9983
    @harenaraj9983 Před 4 lety +8

    Te hiantso Anao ny foko anio, ry Jesosy ô Te ho eo anilanao, hiondana aminao Na dia ratsy aza aho Jeso noho ny otako Aza dia hihambohoanao ity foko mahantra Te hiantso Anao ny foko anio, ry Jesosy ô Te ho eo anilanao, hiondana aminao Na dia ratsy aza aho Jeso noho ny otako Aza dia hihambohoanao ity foko mahantra REF (X2): Aza ilaozanao fa mahantra aho Jesosy ô Ny eo anilanao, no mba sitrako Aza ilaozanao fa mba ho aiza moa aho Jesosy ô Raha tsy eo Ianao, aza ilaozanao aho Ity foko anie ka tsy mba manana Izay mba ianteherana afa-tsy Ianao Jesôsy ô Aza avelana hangahiahy, ry Jesôsy ô Te hibitsika aminao, mba henoy Jeso Na dia eo an-tongotrao aza toerana Fantatrao fa sahaza ho ahy Dia ekeko Jesôsy ô Aza avelana hangahiahy, ry Jesôsy ô Te hibitsika aminao, mba henoy Jeso Na dia eo an-tongotrao aza toerana Fantatrao fa sahaza ho ahy Dia ekeko Jesôsy ô REF:.....X2 tononkira.serasera.org/hira/kerobima-ankatso/aza-ilaozanao-1 tononkira.serasera.org

  • @santatriniainanathalie5095

    te hiantso Anao ny foko anio ry Jesosy o
    te ho eo anilanao , hiondana Aminao
    "aza ilaozanao ... ny eo ANILANAO no mba sitrako"

  • @raharimamonjykoloniaina7592

    Tena tiako be ty hira ty nahazo aina be mihintsy za naheno azy t@ alahady teo, mankasitraka ny KEROBIMA e!Mazotoa amin'ny fanompoana ny Tompo e!

  • @raandriantsoa3150
    @raandriantsoa3150 Před 11 měsíci

    Tena tsara loatra.mankasitraka indrindra.aza ilaozanao fa mahantra aho Jesosy ô.ny eo anilanao no mba sitrako....

  • @jorokolo
    @jorokolo Před 5 lety +2

    Tena tsara, mihaino an'ity hira ity isan'andro aho fa tena manavao fanoloran-tena. "Fa mba ho aiza moa aho Jesosy? raha eoo ianao, Aza hilaozanao"

  • @francoisramaroson4593
    @francoisramaroson4593 Před 5 lety +2

    Tena mahafinaritra mihitsy. Tsara dia tsara tokoa na ny hira na ny mozika. Tiako be ny "ba gasy", mbola hafa ihany. Misaotra anareo, Tompoko o!

  • @lollorampanana8667
    @lollorampanana8667 Před 4 lety +1

    Tiako be na ny tonony na ny feony,mampiakatra ny fanahy,misaotra indrindra.Tahian' Andriamanitra hatrany

  • @user-qc3sy1cb6f
    @user-qc3sy1cb6f Před rokem +1

    Makasitraka tompoko ! Eo akaikinao Jesosy no mahatsara ahy🙏🙏❤

  • @user-ey2lj5jy4q
    @user-ey2lj5jy4q Před 10 měsíci

    Tsy mba manana izay ianteherana afa tsy ianao Jesosy o

  • @benjaminaraso5404
    @benjaminaraso5404 Před 4 lety +1

    MISAOTRA, mahefà hatrany.

  • @spike8072
    @spike8072 Před 2 lety +1

    Magnifique hafa hiany n'y gasy .

  • @mamitolotra3842
    @mamitolotra3842 Před 6 lety +1

    Ny sitrakao rehetra anie Jesosy no ho tanteraka amin'ny fiainanay, na de mpanota aza!

  • @ando_nacho
    @ando_nacho Před 5 lety +1

    vao aingana aho vao ni-découvrir an'ity chorale ity fa tena mankafy

  • @sylviarakotovao5937
    @sylviarakotovao5937 Před rokem

    Te hiantso Anao ny foko anio, ry Jesosy ô
    Te ho eo anilanao, hiondana aminao
    Na dia ratsy aza aho Jeso noho ny otako
    Aza dia hihambohoanao ity foko mahantra
    Te hiantso Anao ny foko anio, ry Jesosy ô
    Te ho eo anilanao, hiondana aminao
    Na dia ratsy aza aho Jeso noho ny otako
    Aza dia hihambohoanao ity foko mahantra
    REF (X2): Aza ilaozanao fa mahantra aho Jesosy ô
    Ny eo anilanao, no mba sitrako
    Aza ilaozanao fa mba ho aiza moa aho Jesosy ô
    Raha tsy eo Ianao, aza ilaozanao aho
    Ity foko anie ka tsy mba manana
    Izay mba ianteherana afa-tsy Ianao Jesôsy ô
    Aza avelana hangahiahy, ry Jesôsy ô
    Te hibitsika aminao, mba henoy Jeso
    Na dia eo an-tongotrao aza toerana
    Fantatrao fa sahaza ho ahy
    Dia ekeko Jesôsy ô
    Aza avelana hangahiahy, ry Jesôsy ô
    Te hibitsika aminao, mba henoy Jeso
    Na dia eo an-tongotrao aza toerana
    Fantatrao fa sahaza ho ahy
    Dia ekeko Jesôsy ô
    REF:.....X2

  • @user-yr1xf5mi8t
    @user-yr1xf5mi8t Před rokem

    Tsy manana afa tsy anao Jesosy o!❤

  • @mitianamamilala8447
    @mitianamamilala8447 Před 4 lety +1

    waooooh! tena tsar b mankasitrana Kerobima

  • @mireillejulierajao7825

    Aza ilazanao Aho Jesosy🙏

  • @aseramalalatianaraharinari9858

    Tena tsara!! mankasitraka anareo tompoko, hitombo hatrany ny talenta omen'ny Tompo anareo!

  • @georgetteandriamampionona2700

    Tena tiako mankasitrakanareo

  • @christnoelsonfelokony4292

    Mankasitraka e. Manembona ery rehefa mahita ny sarinareo ary mandre ny feo manganareo aty ampitandranomasina.

  • @mibebahafahoavyjesosy
    @mibebahafahoavyjesosy Před 6 lety +1

    Chorale tao aminy kerobima zaho fa tena mahafinaritra eee

  • @imprimeriem1com746
    @imprimeriem1com746 Před 4 lety +1

    KT tao Ambatovinaky za t@ 1992 efa nihira izany fa tsara be ny nanaovanareo azy, tiko be le izy an

  • @henintsoarasolofomihaja247

    mankasitraka ny KEROBIMA ANKATSO foana e!!!

  • @user-qc3sy1cb6f
    @user-qc3sy1cb6f Před 6 měsíci

    Aza ilaozanao fa mahantra aho Jesosy o

  • @liviahsendrison2575
    @liviahsendrison2575 Před 6 lety +1

    bravo ..............trooooopppp ......bien

  • @user-rd6id5ms7f
    @user-rd6id5ms7f Před 10 měsíci

    Mankasitraka e, fa misy manana ilay volume N°1 raha Kerobima Ankatso ve ato, merci

  • @lemavorecords
    @lemavorecords Před 4 lety +3

    Mahafinaritra loatra!
    MIsaotra ny Kerobima Ankatso :)

  • @lebabandremba1585
    @lebabandremba1585 Před rokem

    Tsara kosa le hira a! mankasitraka

  • @Selmener_73lov3
    @Selmener_73lov3 Před 4 lety +1

    Hafa ihany ny hiran'ny Choral

  • @farazuliette5961
    @farazuliette5961 Před 4 lety +1

    Misaotra ee mahafinaritra ee😍😍😍

  • @andriamarolantoharivelo3854
    @andriamarolantoharivelo3854 Před 11 měsíci

    Tsara e!!!!!!!!

  • @mibebahafahoavyjesosy
    @mibebahafahoavyjesosy Před 6 lety +1

    Mankasitraka re ooo tahin i tompo daholo eeee
    De aza miala amini tompo eeee

  • @niainaharitianamandimbiari5360

    Tsara be tena tsara!
    Mety aona no atao ra mba te aazo ny solfa an'ity version ity? Efa misy fa version ray!

  • @andrianilainarazafindrakot3503

    tsy tiako

  • @sitrakinianaraharimalala7383

    Mahafinaritra e! tohizo hatrany

  • @Razafy87
    @Razafy87 Před 3 měsíci

    Tsara ny midera ny Tompo

  • @tiandrazanahenritsimidiso7800

    Tiako loatra ity hira ity. Misaotra indrindra Jesosy an!

  • @user-qc3sy1cb6f
    @user-qc3sy1cb6f Před 6 měsíci

  • @mireilleherindrainy2458
    @mireilleherindrainy2458 Před 6 lety +1

    tiako lotra

  • @aseramalalatianaraharinari9858

    Azon'olonkafa atao ve ny hiranareo azafady? raha eny dia mba mangataka partition re e!!!!