Raha mbola tsy azonao - Rija Rasolondraibe (tononkira)

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 21. 09. 2017
  • Hudba

Komentáře • 36

  • @marthetavindrainy2450
    @marthetavindrainy2450 Před 6 lety +17

    Afaka anao Rija eo anatrehan Antra intelo amizao ny hiranao manazava fa misy ny helo
    Mbola hotsaraina
    Amoron mandrakizay ary ity raha mbola tsy azonao ihany ity, misaotra anao nitory ee, tsy ho adinina aminao tsony ny ràny malagasy fa mazava daholo ny toriteny ankira nataonao, mankasitraka tompoko ary mitomboa am fahasoavana

  • @joelisoarazafindrakoto897

    hitako we tena tery ao ampon rija miintsy ny hitaona ny olona ho any andanitra eee betsaka ireo hirany mitory anzany. ThT ianao Rija aaa

  • @fanjapelazy3207
    @fanjapelazy3207 Před 5 lety +2

    Rija makasitraka anao mihits aho fa mahatsiro tsy very mihitsy aho aty tany lavitra aty maheno ny hiranao. ..merci e

  • @mialisoafitahiana8984
    @mialisoafitahiana8984 Před 6 lety +1

    Mankasitraka indrindra Tompoko noho ny hira rehetra zay nomenao ny olona rehetra fa tena mahatonga fisainana no tena azo ihainana no azoana fampianarana maro isan- karazany, dia voninahitra ho an’ Andriamanitra irery ihany fisaorana feno ho anao Mr Rija Rasolondraibe.😍😍

  • @user-ml1fx9bv8r
    @user-ml1fx9bv8r Před 7 měsíci

    Tena tsara be ilay hira tena marina be zany makasitraka tompoko 🙏

  • @razanatsimbahajaainapatric2826

    Ny Hira an Rija kosa Tena sakafo panahy e tiko ery mankasitraka Rija ny tompo ho anao sy ankohonanao

  • @lucianaravalitera6282
    @lucianaravalitera6282 Před 4 lety +2

    Misaotra tompoko fa mampiomana dieny zao velona zao ilay tononkira.

  • @andryandriamasinoro4650
    @andryandriamasinoro4650 Před 5 lety +3

    Tsara be ty hira ity hotrany faminanina izy ty. Misaotra nizara de Misaotra an i Jesosy Nampiasa anao

  • @mevasoalydia2385
    @mevasoalydia2385 Před 6 lety +2

    Tiako be mitsy ,mirc bcp Rija an

  • @daulthineramosa2192
    @daulthineramosa2192 Před 3 lety +1

    Misaotra betsaka mbola mampita anatra.Tsy maniry ny ho any @ fahaverezana aho Tompo

  • @andriamaharavoavotra7184
    @andriamaharavoavotra7184 Před 6 lety +3

    Efa tena azoko tsara :-) Mahatonga saina be ho an'ny rehetra!!! Mankasitraka e

  • @Laingo
    @Laingo Před měsícem

    Tena faran izay tiako, mankasitraka

  • @ludoetheve770
    @ludoetheve770 Před 4 lety +2

    Tsara be le hira

  • @tokinandrianinarandriamana6022

    Mahafinaritra;Bonne partage,Gloire a Dieu.

  • @ornellamiora5408
    @ornellamiora5408 Před 6 lety +3

    Tsara loatra mapieritreritra!
    Misaotra

  • @razanajaonatoby6677
    @razanajaonatoby6677 Před 3 lety +2

    minoa atramin ny farany

  • @andrialova705
    @andrialova705 Před 6 lety +4

    mankasitraka indrindra anao rahavavy nizara thT 😊

  • @jorotinarandrianjato9492
    @jorotinarandrianjato9492 Před 5 lety +1

    feno fankasitrahana e tena hafatra mampîsaina

  • @hasoamiaro5127
    @hasoamiaro5127 Před rokem

    Tsara ny Tompo

  • @vandriamadisoa5081
    @vandriamadisoa5081 Před 6 lety +1

    Misaotra anao nampafantatra ny marina

  • @mayapereze144
    @mayapereze144 Před 6 lety +2

    merci Priscilla

  • @mandamirayratsikiniony2670

    Tena mampieritreritra lalina ny tononkira

  • @rajoelisolofopatricknirina5918

    Misaotra eh ! Mankasitraka ...@ hira fiderana fa tena mampihetsi-po tokoa ! Tahin'ny Tompo.

  • @yehoshouaestseigneur4934
    @yehoshouaestseigneur4934 Před 6 lety +1

    Milaza ianao oe tsy amidy ny famonjena!nefa ianareo rehefa manao fampisehoana maka vola aminy vahoaka!nahazo maimaipoana isika ka aoka izara maimaipoana!fantaro fa matoa ianao zay tsy manambola ny entimanana entina manao ny asa dia mety tsy voantso ny aminy izany isika!hoan'jesosy iany ny voninahitra

    • @MrLafatraone
      @MrLafatraone Před 6 lety +2

      Samihafa ny talenta sy ny fanomezam-pahasoavana ry namana!

    • @yehoshouaestseigneur4934
      @yehoshouaestseigneur4934 Před 6 lety +1

      MrLafatraone ka jesosy zay mintsy ka na fanomezapahasoavana na talenta GRATUIT daholo!maty jesosy teo aminy hazo fijaliana tsy naka vola taminy mpanaraka azy fa nataony gratuit ko iza ze ianao no ande aka vola aminy filazantsara?vovoka anie ianao e d mendrika akory ny aka vola am fihirana ve ianao nef jesosy tompon'tompo ary ts naka nade ray mbilanja ary!paoly apostoly anisany apostoly goavana fa ts naka vola tamin'mpino zany na kely ar!farany rehefa mitory ianao dia mitory na amint hira na aminy vava fotsiny ts mila maka vola !fantaro fa ef akaiky jesosy ar iverina iz fa sao dia vola kely azo tao am palais de sport no tsy idirana ny lanitra!mety iteny ianao oe anaovana asa soa n vola azo amin'spectacle f za mteny aminao fa ra jesosy marin no tompoinao dia iz no manome vola entina manao asa soa fa ts any am'reo ondry kely izay efa nona sy mahia no mbola tsetsefina iany izay kely ananany!tianao jesosy matoa mbola mande zany hafatra zan fa ra ts tianao iz ts nteny tson

    • @carolleravoniarimalala696
      @carolleravoniarimalala696 Před 5 lety +1

      MrLafatraone na talenta na fanomezapahasoavana tsy nisy nivarotra tao anaty baiboly na ry Paoly na ry Petera na ry Isaia , GRATUIT ny famonjena sy ny lanitra, mila mibebaka miverina amin’ny fahamarinana dia i Jesosy .

    • @danijuniorsamuelson338
      @danijuniorsamuelson338 Před 3 lety +3

      rah hanao deplacement zan zareo d nareo no hiantoka n carburant s n sakafony sa?? aza mitsara fa mbol hotsaraina hoiz

    • @danijuniorsamuelson338
      @danijuniorsamuelson338 Před 3 lety +1

      le tonokira ary ef manao oe tena mbol ts azonao ihany fa n hatsembohan tavanao no ihinanao krkkrkr