Mihoatra lavitra - Rija Rasolondraibe (Tononkira)

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 14. 06. 2016
  • Azonareo ampiasaina ity hira ity ho faminaniana ho an'ny Fiangonana.
    Fa araka ny voasoratra hoe: “Izay tsy mbola hitan’ny maso ary tsy mbola ren’ny sofina, na niditra tao am-pon’ny olona, na inona na inona no efa namboarin’Andriamanitra ho an’izay tia Azy”.
    1 Kor. 2/9
    Ary ho an’izay mahay manao mihoatra noho ny zavatra rehetra, mihoatra lavitra noho izay rehetra angatahintsika na heverintsika aza, araka ny hery izay miasa ato amintsika, ho Azy anie ny voninahitra ao amin’ny Fiangonana sy ao amin’I Kristy Jesosy hatramin’ny taranaka farany indrindra mandrakizay mandrakizay. Amena
    Efe. 3/20
  • Hudba

Komentáře • 92

  • @njarasoarazakasoavina7423
    @njarasoarazakasoavina7423 Před 17 minutami

    Voamarina fa raha Mino isika Dia hahita izay tsy Mbola hitan'ny maso rehetra🙏🙏🙏

  • @Rafatsif
    @Rafatsif Před 5 lety +17

    Mandalo sedra aho am zao fotoana zao. Nivavaka nitalaho am Jesosy aho d avy eo nihaino hira fiderana dia Tonga ity hira ity no hitako. Misaotra sy midera an Jesosy aho fa tsy mamela ahy Izy. Alléluia Amen !!!

  • @johnnyrakotoarison
    @johnnyrakotoarison Před 8 lety +12

    Misy hosotra izany hira izany, deraina ny Tompo nanome anareo fanomezam-pahasoavana !

  • @andoniainasoloarijaona1235

    Amen.
    Misaotra Tompo mapahery, mapatsiahy fa tianao izahay ary tsy very anjara ao aminao.
    Efa azoko sahady izay angatahiko satria mahefa ny zavatra rehrtra Ianao!

  • @lyyaveje9093
    @lyyaveje9093 Před 3 lety

    Merci Séigneur Tu est Grand, Misaotra , Misaotra Jesosy manome anay Fitiavana Lehibe Miotra Lavitra tsy takatrin'sainay , Misaotra Tompo oh! Amen

  • @miranarabeniary5152
    @miranarabeniary5152 Před 7 lety +2

    Fa avo indrindra Andriamanitra ,lehibe indrindra, tsy misy fetra Izy !

  • @tokiniainasolofo8856
    @tokiniainasolofo8856 Před rokem

    🥺🥺zao vo henoko ito, ilaiko loatra izy zany, mandalo ady izahay mivady kely amzao ka ho marina amiko anie ity hira ity am anaran Jesosy 💕💕🙏 ahita fitia am’Andriamanitra anie isika😇

  • @ambinintsoalucienoasilalao4408

    Misaotra Tompo manome anay mihoatra lavitra noho izay heverinay sy angatahinay

  • @helintsoafanilo6426
    @helintsoafanilo6426 Před 6 lety +2

    Misaotra Rija, tena mampitotra ahy amin ny fanantenana ny ilay tononkira, hita mihitsy fa ny Fanahy Masina no miara miasa aminareo ao natin ireo hira noforoninao.Jesosy anie hampitombo ny fahasoavany aminao mandrakariva.

  • @tokinjanaharyrakotondrafar2695

    Tsara ny midera ny tompo
    Mihotra lavitra mintsy miheno ilay hira ❤❤❤

  • @fredoninieandriamalala6002

    Ho an'ilay mahay manao mihoatra noho izay heverintsika, ho Azy anie ny voninahitra.Amen

  • @flowers9464
    @flowers9464 Před 5 lety

    AMEN, misaotra betsaka any Jesosy de tahin'i Jesosy atrany Rija, tiko be daol hiranao

  • @randriamihajamanantsoa3859

    Mihoatra izay tononina , mihoatra izay hangonina, mihoatra lavitra izay hanntenaina mihoatra mlavitra izay hinoana...

  • @heriniainajary2448
    @heriniainajary2448 Před 8 lety +1

    wouuuuhhh! Haleloia!!! Tsara loatra Ianao Jesosy. Izy mahay manao mihoatra izay notononina AMEN

  • @mahrandimbison6891
    @mahrandimbison6891 Před 4 lety

    Mihoatra noho ny hatramzay, mitombo am Fahasoavana.. Misaotra Jesosy ahhhhh

  • @user-kh6cs5bf9n
    @user-kh6cs5bf9n Před 4 dny

    Amen

  • @antsafy9812
    @antsafy9812 Před 4 lety +1

    Mihoatra lavitra noho izay heveriko izay efa nomanin'Andriamanitra ho ahy sy ho anao . Mankasitraka Rija nampiasain'Andriamanitra mba hampahery

  • @samuella6962
    @samuella6962 Před 6 lety +1

    Rija Rasolondraibe Tahin'i Jesosy enao s'y ny ankohonanao

  • @hanitrasolovicky9534
    @hanitrasolovicky9534 Před rokem

    Androany za mihaino ity hira ity, dia inoako fa misy antony izany.Misaotra fa tena mamelona hatrany ny fanantenana avy ao am-po.

  • @kantohenintsoa8269
    @kantohenintsoa8269 Před 7 lety +1

    waouhh..😍 lalina be le tononkira 👍👍 inspired by God

  • @fenonaivoarilla9875
    @fenonaivoarilla9875 Před 8 lety

    Amen tena isaorana i Jesosy fa nanome anareo ho fantsona , peace

  • @evaminosoarandriatsimavo8044

    Miotra lavitra noho hatramin'izay miaraka aminy jesosy

  • @mitonyrakotonirina3815

    Tena tiko ty hira ty , mankasitra Rija!

  • @chenkaiqi7918
    @chenkaiqi7918 Před 6 lety

    misaotra ,mankasitraka anareo....😍tsy misy zavatra ts hainy WA😍😍😍😍

  • @dominiquerandrianasolo9762
    @dominiquerandrianasolo9762 Před 2 měsíci

    Ny m'aidera miaraka @ mpanompo! Misaotra Tompo o!

  • @rhefifrance8096
    @rhefifrance8096 Před 3 lety +1

    Efa nalaiko ! 👍🙏😍

  • @mysoarasoloarinony4883
    @mysoarasoloarinony4883 Před 8 lety +1

    Mon Dieu, j'aime et ça me donne le courage encore d'avancer cette nouvelle chanson !

  • @faniryrakotoarisoa3168

    Andriamanitra Ray ilay nanao zao reetra zao no msandrantra am hira hiderana Azy zani.

  • @dominiquerakotoarivony1298

    Misaotra Betsaka e...Tahin'iJesosy :) Mankahery B miints le hira

  • @fetramasy7195
    @fetramasy7195 Před 8 lety +2

    Mihoatra lavitra noho ny hatramin'izay! Misaotra Jesosy!

  • @erickalalainaravoson7693

    Misaotra Anao Jesosy nomenao izany hira izany fa tena fitahiam-panahy tokoa!

  • @rasolofotojo9635
    @rasolofotojo9635 Před 8 lety +6

    Hafa mihitsy ny hira rehefa nitolomana ambavaka

  • @bbcamadagascar6891
    @bbcamadagascar6891 Před 5 lety

    thanks Rija, thanks a lot!

  • @Tiamihira
    @Tiamihira Před 7 lety +2

    Misaotra Jesosy a!

  • @ponazakary5373
    @ponazakary5373 Před 2 lety

    🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
    tsara ny tompo ´´´´

  • @oliviertojoniaina5676
    @oliviertojoniaina5676 Před 6 lety +1

    mahery andriamanitr'e! tsara le hira

  • @sandramahery5043
    @sandramahery5043 Před 7 lety +1

    alaiko sary an-tsaina fa tena azoko @ vavaka sy ny finoana

  • @nadyana559
    @nadyana559 Před 7 lety +4

    Tena mandona fo ny hira,mampahery. Alaiko @ vavaka e!

  • @annahlin9587
    @annahlin9587 Před 4 lety

    merci deraina JESOSY

  • @dinamaholyandriamalala3524

    tafiditra tateraka za!!! tsara loatra n hira

  • @vetsosahaza8322
    @vetsosahaza8322 Před 7 lety

    misaotra betsaka mizara ee, tena mandona ny fo; azafady afaka omenao anle tonony am teny frantsay ve AU DELA, misaotra

  • @jeanjacquesrajaobelina5920

    Aleo tokoa samy manana ny lakileany
    mampahery ahy loatra ny hiran Rija mazoto fona midera ny Tompo e

  • @laurentnomena1155
    @laurentnomena1155 Před 6 lety

    nifidy anjara tsara isika rehetra dia ny mba hifikirany amintsika dia manome zay iritsika Izy fa noho izany ndao azonintsika hatrany

  • @rondrorazafimbelo8663
    @rondrorazafimbelo8663 Před 6 lety +1

    Alaivo sary antsaina fa ho hitanao, ho hitany fanahinao

  • @rasoazanamasynjaraiando9180

    tsy mankaleo ana mitsy mihaino ity hira ty tena tsodrano velona

  • @oouniirkt7465
    @oouniirkt7465 Před 6 lety +1

    Tena tsy takatry ny saina ny fahefan'ny Tompontsika . Faly aho manana azy! Nomeny mpanakanto feno ny hosotry ny Fanahy Masina

  • @ramanandraisoajaozandrysan2493

    AMEN

  • @mahavorylouisnicolas8481

    Misaotra betsaka Rija Rasolondraibe! Tompo ô! Misaotra anao tamin'ny fahasoavana rehetra marotsakao.

  • @andoratsimbazafy164
    @andoratsimbazafy164 Před 5 lety

    enga anie mba ho azoko izay alaiko @ vavaka Jesosy a. mapahery ahy ' lay hira

  • @vetlanamananirina1014
    @vetlanamananirina1014 Před 2 lety

    Tiako loatra ity hira ity.

  • @aritianoa9419
    @aritianoa9419 Před 7 lety

    Tena tsara loatra e!

  • @jocyady
    @jocyady Před 8 lety +2

    Misaotra nizara Priscilla, tsara jesosy

  • @odettemalala5564
    @odettemalala5564 Před 7 lety

    mampahery be ny hira merci

  • @rasoa82
    @rasoa82 Před 2 lety

    Amen 🙏🙏🙏

  • @irinaworshipper
    @irinaworshipper Před 7 lety +1

    oui bien au delà !!

  • @ellietube
    @ellietube Před 8 lety +9

    Merci Priscilla :) Cette chanson est une vraie bénédiction sady ao tsara ny qualité son!

  • @kantofifalianarandriamarom5225

    Tiako loatra ity hira ity

  • @kylerayner1619
    @kylerayner1619 Před 3 lety

    mba azonao zaraina eto izay hira izay fa ialy amin'ny teny frantsay ? Misaotra tompoko
    Jesus be with you

  • @calebandria9390
    @calebandria9390 Před 4 lety

    Aleloia 🤍🤍🤍

  • @hobyharinirina2177
    @hobyharinirina2177 Před 5 lety

    Hiram-paminaniana. Tsara loatra

  • @finaritraravonjison6639

    halleloiaaa

  • @nahranarimahefa2401
    @nahranarimahefa2401 Před 2 lety

    🥺🥰🥰

  • @jamalcell9450
    @jamalcell9450 Před 4 lety

    mihoatra lavitra ny nony atra@ zay.misaotra Tompo sapako ny fitiavanao ahy.!

  • @johnnyrakotoarison
    @johnnyrakotoarison Před 8 lety +2

    Afaka mahazo ny version instrumental ve Zoky Rija sy Priscilla Rakotomalala

    • @PriscillaRakotomalala
      @PriscillaRakotomalala  Před 8 lety +1

      Mbola tsy misy ilay version instrumental.

    • @johnnyrakotoarison
      @johnnyrakotoarison Před 8 lety +1

      Misaotra, mba lazao vaovao rehefa misy, tsy maninona na misy fandraisana anjara aza, nareo aza mahafoy mizara

  • @discipleofmashiah26
    @discipleofmashiah26 Před 5 lety +1

    Mihoatra lavitra indray izao ny fidimpidirana am ty 2019 ty Ko 7000ar ve?! Thb tour ary any antsirabe Gratuit , efa mifamadika mintsy ny tany, efa akaiky Jesosy fa mibebaha aza itadiavana vola ny anarany Jesosy fa ra mila vola dia miasà , ra misy iray nitad vola ao anaty baiboly dia mba asehoy fa ts misy , mila manarak izay lazainy baiboly, apocalipsy 21:6 . Ny lanitra tsy vdina fa ra nvidina dia taraiky doli ny mahantra, so d trop. Thb tour vs rija

    • @leroyvalery376
      @leroyvalery376 Před 5 lety

      Marary fo be ianao ry koto fa tsy aleo zorana ny lalanao. Afaka omeko 7000 ar ise raha olana be am ise ilay izy. Atombohy aminao aloha ilay fibebahana e

    • @mahatsindryrandzatosolo6860
      @mahatsindryrandzatosolo6860 Před 4 lety

      Raha tsy mety aminao io. Dia aleo mangina, " fa mbola samy ho tsaraina isika nohon'ny vava nataony avy isika isam-batan'olona".

    • @mahatsindryrandzatosolo6860
      @mahatsindryrandzatosolo6860 Před 4 lety

      Raha tsy mety aminao io. Dia aleo mangina, " fa mbola samy ho tsaraina isika nohon'ny vava nataony avy isika isam-batan'olona".

  • @felanar2421
    @felanar2421 Před 5 lety

    Tsy azoko lay manao je n'aime pas

  • @rabenjanirinajeanjacques8662

    AMEN

  • @vololonarabodonavalona4481

    AMEN