Tontolo andro - Rija Rasolondraibe (Tononkira)

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 27. 02. 2018
  • Hudba

Komentáře • 65

  • @sabrinarabeharinandrasana

    Isaorako manokana Rija RASOLONDRAIBE tamin'ity hira ity fa anisany hira tena mampahery anah isan'andro ito hira ito ,Isaorana ko an'ANDRIAMANITRA izay nanome talenta anao, dia fiandananan'i Tompo ho anao mandrakariva mirary soa

  • @angeliquemalala-ds8tc
    @angeliquemalala-ds8tc Před 2 měsíci +1

    Tena tiko.mafy tokoa hira tiky❤❤

  • @angeliquemalala3063
    @angeliquemalala3063 Před rokem +1

    Tena tiako be hira tiky tsileho mitsy Aho efahompolo naverimberiko tsimety Léo Aho malasa haingampanahy mitsy misaotra anao lehibe tokoa jesosy @ taleta nomenao any Rija rasilondraibe 🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏💖♥️💝❤️🌷

  • @tsilavinaandrianavony2140

    Mampitombo ny voa nafafy Ianao❤️❤️❤️
    Tsy alina tsy atoandro
    Lasa HAZO LEHIBE izy izao🏝🏝

  • @lalainanomenaravelosaona189

    Mandritry ny tontolo ny maso sy ny tananao nanaraka ahy
    Lasa ny saiko indray andro
    Mila mihaona aminao indray
    Anio aho
    Hihira hira vaovao
    Hira tsotra fanatitra am-panahy
    Fiderana noho ny soa izay vitanao
    Indrindra moa ny maha Ianao anao
    Hitsaoka Anao n'aiza n'aiza misy ahy
    Jesoooosy o ❤️ Misaotra Anao

  • @ainaarbeit6578
    @ainaarbeit6578 Před 8 měsíci +1

    Woww Za ko Jesosy MBA Tia Anao. Aleloia Amen 🙏🙏

  • @rosinelearakotomalala2851

    Tiako loatra ❤️❤️❤️❤️ ! Misaotra Anao Rija Rasolondraibe fa manome Hery sy fanantenana ho ahy ty hira ty indrindra eo amin'ny fiainako satria anio ao hihira hira vaovao !

  • @tahinafynatachia264
    @tahinafynatachia264 Před 4 lety +1

    Amen amen ! Zah ko Jesosy mba tia anao alleluias

  • @doliciaharivola6212
    @doliciaharivola6212 Před 5 lety +1

    Tiko lôtra... Izany tokoa JESOSY a. Zah ko mba tia anao. AMEN

  • @titarafalimanana871
    @titarafalimanana871 Před 3 lety +1

    Misaotra Jesosiko. Hallelujah 🕊️🔥♥️🙏

  • @user-wx8st6qx5j
    @user-wx8st6qx5j Před 8 měsíci

    Tiko lotra. Za ko Jesosy mba tia Anao😘💖

  • @odettemalala5564
    @odettemalala5564 Před 6 lety +1

    tiko be lotra ty hira ty isorana jesosy tompo voninahitra ho azy mandrakizay amen

    • @PriscillaRakotomalala
      @PriscillaRakotomalala  Před 6 lety

      Amen.

    • @odettemalala5564
      @odettemalala5564 Před 6 lety

      l’intelligence ny fanahy masina tena mampiaiky ahy satry ao anatiny le hira tena misy hosotra lehibe ho deraina mandrkizay anie lay andriamanitra tompony fahatsarana zay tsy mitsahatra manome soa sy fasoavana eo aminy zanany isanandro ho tahiny tompo hatrany enao Mr.RIJA AMEN?

  • @fanjanirinamariejo3441
    @fanjanirinamariejo3441 Před 6 lety +1

    Hidera Anao isan'andro ary hitsaoka Anao n'aiza n'aiza misy ahy Jesosy ô!

  • @rakotomalalahenri8642
    @rakotomalalahenri8642 Před 6 lety +1

    Tiako loatra é!! Deraina ny Tompo!! tsy haiko ny tsy hiaino ito hira ito isa-maraina!!

  • @mihantaprisca3070
    @mihantaprisca3070 Před 4 lety +1

    Izaho koa Jesosy hoà mba tia anao!!!!!!!!

  • @tatamovahatriniaina8986
    @tatamovahatriniaina8986 Před 6 lety +1

    Amen!!!izaho koa Jesosy mba tia Anao.......

    • @Sarona19981998
      @Sarona19981998 Před 6 lety

      Amen!!merci fa tena mahafinaritra be le hira nareo ..

  • @rianakinky1561
    @rianakinky1561 Před 4 lety

    Deraina Mandrakizay
    Asandratra mandrakizay ny anaranao Jesosy Tompoko Mpamonjiko!

  • @maholyrasolonjatovonirina4692

    Hitsaoka Anao n'aiza n'aiza misy ahy 💗 Merci ooo

  • @esabellapontevedra2479

    Amen. hitsaoka na aiza na aiza no misy ahy

  • @priscaasnah2857
    @priscaasnah2857 Před 3 lety

    Tena fijoroana vavolombelona eo amin'ny fiainako ilay hoe:
    Isan'andro² ny olana sy ny loza rahonanao

  • @hasoamiaro5127
    @hasoamiaro5127 Před rokem +1

    AMEN ❤🙏

  • @nyeshares3541
    @nyeshares3541 Před 6 lety +3

    Thanks for sharing sister Priscilla 😘😘 God bless you and the team

  • @theodilelavigne5120
    @theodilelavigne5120 Před 5 lety

    Zaho koa mba tia Anao @foko Jesosy ! Atolotro anao ny androko anio, ary ataovo mahay mampiasa ireo ora izay omenao ahy aho.

  • @marle09ola43
    @marle09ola43 Před 6 lety +1

    AMEN 💖

  • @faniryherilandy4002
    @faniryherilandy4002 Před 5 lety

    Merci bcp! tsara be (y)

  • @diarimampiononaavotra543

    Jesosy o oo, mitsaoka Anao

  • @hasintsoaratefy1246
    @hasintsoaratefy1246 Před 6 lety +1

    tena tiako loatraio hira io.....deraina ny Tompo :) mirary soa hoan'ekipa Rija...

  • @manouandry6280
    @manouandry6280 Před 5 lety

    God bless forever

  • @studio41madagascar52
    @studio41madagascar52 Před 6 lety

    Tsara be, Amen

  • @heryrabeharivelo4162
    @heryrabeharivelo4162 Před 6 lety

    Amen , mankasitraka

  • @sasarova144
    @sasarova144 Před 2 lety

    ❤❤❤❤

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 Před 5 lety

    Amen!!!

  • @soarakoto5139
    @soarakoto5139 Před 5 lety

    God bless

  • @mahatodychristina8223
    @mahatodychristina8223 Před 2 lety

    ❤️❤️❤️

  • @harinjakaharinjaka7885
    @harinjakaharinjaka7885 Před 6 lety +1

    Misy Fanahy lay hira

  • @randriajean147
    @randriajean147 Před 5 lety

    💛💙💜💚💓

  • @soanomenyj1189
    @soanomenyj1189 Před 2 lety

    mikasika ny fo ny fiderana omban' ny osotra

  • @discipleofmashiah26
    @discipleofmashiah26 Před 5 lety +1

    Fa ahna ry rija Nga mbola ts ampy fona v zay vola azo zay no mbola ny tenin’Andriamanitra foana no itadiavanambola a?? Nahazo mamaimpoana mba manomeza maimaimpoana e!! Ny 4ami sy ny mahantra zan ts ahita mints, ny baiboly milaza Fa ny mpanakaréna Ts iditra any andanitra mibebaha fa mamona mitondra any am afobe. 7000ar v lesy na arione joy ary v ts ho mora le, mba mieritreta lesy e

    • @ravakaraharinjato1721
      @ravakaraharinjato1721 Před 5 lety +2

      sao dia tonga dia aloanao ny hofan'ny toerana sy sono sy lumière sy ny dépense rehetra dia atao gratuit ny concert sa aona???

  • @falyherinjatovo3462
    @falyherinjatovo3462 Před 6 lety

    Za koa Jesosy mba tia Anao

  • @ramananamahazo262
    @ramananamahazo262 Před 6 lety

    mci priscilla ;) !!!! ao anaty album indraindrainay ve io! sa oe mbola u tube :)

  • @andritianarandriamihasimbo6869

    tsara be aki Pri ny tonony e

  • @jeannewurtz3600
    @jeannewurtz3600 Před 4 lety

    ok

  • @rovaniainalalaharison9196

    tsara b,fa mangataka karaoke azafady

  • @friquettesahondratina6476

    derana tompo

  • @malala3817
    @malala3817 Před 6 lety +4

    Rija ihany ve no ao ?

    • @discipleofmashiah26
      @discipleofmashiah26 Před 6 lety +1

      Rakoto kaloina : Jesosy tadiavina fa tsy I rija e.

    • @malala3817
      @malala3817 Před 6 lety

      Tsy fantatrao aho, raha Rija no manambara an 'Andriamanitra inona no olana?

    • @discipleofmashiah26
      @discipleofmashiah26 Před 6 lety

      Rakoto kaloina zay ts fahafatarako anao Izay no itoriko aminao an’i Jesosy fa iverina izy, aza miandry olona ihira ho anao fa enao mints no manantona azy , maro no voafitaky ny hira tahakzao, nefa Jesosy irery iany no làlana sy fiainana ary fahamarinana

    • @discipleofmashiah26
      @discipleofmashiah26 Před 6 lety

      Rakoto kaloina zay ts fahafatarako anao Izay no itoriko aminao an’i Jesosy fa iverina izy, aza miandry olona ihira ho anao fa enao mints no manantona azy , maro no voafitaky ny hira tahakzao, nefa Jesosy irery iany no làlana sy fiainana ary fahamarinana

  • @nivoharyainamarie2105
    @nivoharyainamarie2105 Před 4 lety

    💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖Amen

  • @heryrahajason7121
    @heryrahajason7121 Před 5 lety

    Manasa antsika mpankafy midera an'Andriamanitra mba hitsidika ity lien ity: czcams.com/video/wNAeyZExdZ4/video.html