Priscilla Rakotomalala
Priscilla Rakotomalala
  • 117
  • 6 190 255
Mila namana rehefa olombelona
L'amitié de l'Eternel est pour ceux qui le craignent, Et son alliance leur donne instruction.
Psaume 25/14
zhlédnutí: 153

Video

Ilay Izy (tononkira) - Priscilla (live)
zhlédnutí 221Před 14 dny
ILAY IZY - PRISCILLA Zanak’Andriamanitra Ilay Malalan’ny lanitra Nanaiky hisolo ahy Lion’i Joda Kintan’ny maraina Ianao nitia ahy Mahita izao rehetra izao Eo @ fiandriananao Ianao Hainao izao rehetra izao Mahery indrindra Ny fahafatesana aza Tsy nahatàna Anao Raha mbola misy fofon’aina aho Hilaza ny momba Anao Izay rehetra momba ahy Entiko hiderana Anao Jesosy Ianao hoy aho Ilay Izy e Jesosy Ia...
Izay vonona no mandeha + Tononkira CC - Rija Rasolondraibe (2024)
zhlédnutí 86KPřed měsícem
Izay vonona no mandeha Tononkira CC - Rija Rasolondraibe (2024)
Fiainana mitory Filazantsara - part 2
zhlédnutí 307Před 2 měsíci
Ito indray àry ny tapany faharoa amin'ny vidéo antsika :) Tahian'Andriamanitra hatrany e
Mangataka rano (tononkira CC) - Rija Rasolondraibe (2024)
zhlédnutí 73KPřed 2 měsíci
Jaona 4:14 fa na iza na iza no misotro ny rano izay homeko azy dia tsy hangetaheta mandrakizay; fa ny rano izay homeko azy dia ho loharano miboiboika ao anatiny ho fiainana mandrakizay.
Miakàra atỳ #1 - Fiankohofana 30 min - Priscilla
zhlédnutí 487Před 4 měsíci
Fiadanan'Ny Tompo ho aminao, 🙏 Faly tafaresaka aminao indray aho amin'ity maraina ity. 😊 #MiakàraAtỳ Ity no projet-nay vaovao: Fitarihana anao anaty fiankohofana lalina 🎶 Jaona 4:23 Fa avy ny andro, SADY TONGA ANKEHITRINY, raha ny TENA MPIANKOHOKA hiankohoka amin'ny Ray amin'ny Fanahy sy ny Fahamarinana; fa ny Ray koa mitady ny MPIANKOHOKA Aminy ho tahaka izany. (Dikanteny nahitsy - Priscilla) ...
Hafatra mafonja - Ny tena fibebahana (feue Soamisa)
zhlédnutí 139Před 4 měsíci
Efa tsy eto intsony izy fa nanery ahy ny hizara ity hafatra ity andao hibebaka marina
Kingdom's Cause - Mission Maurice 2022
zhlédnutí 88Před 6 měsíci
Kingdom's Cause - Mission Maurice 2022
Mandray andraikitra izay manan-tsaina (Mat. 7/24)
zhlédnutí 122Před 8 měsíci
Rehefa manomboka mandray andraikitra amin'ny fiainany ny olona dia misy zavatra manomboka miova.
5 taona dia avy eo ahoana?
zhlédnutí 95Před 8 měsíci
Tsara ny mijery ny ampitso fa ny mijery ny mandrakizay mbola tsara lavitra! Tahian'Andriamanitra tompoko
Fiainana mitory filazantsara - Fiz. 1
zhlédnutí 97Před 8 měsíci
Voalaza matetika ho ny fiainantsika no filazantsara vakian'ny olona. Tena marina izany.
Fiainam-bavaka - Fiz. 2
zhlédnutí 122Před 9 měsíci
Raha Mbola tsy hitanao ilay fizarana voalohany dia hitanao amin'ity rohy ity czcams.com/video/PRvFQGZiCjc/video.htmlsi=bjPNqc0zEBAKPWFi
Fiainam-bavaka - Part 1 (Fizarana ho an'ny GOSIC Girl)
zhlédnutí 276Před 10 měsíci
Mahafaly ahy ny mizara aminareo an'ity vidéo ity. Misy groupe izay nanao plateforme ana discipleship (na fanaovana mpianatra). Anisan'ny nampianatra tamin'io aho ka Fianam-bavaka no lohahevitra voalohany nasaina nentiko. Mahafaly ahy ny mizara aminareo na'ity ampahany voalohany ity. Raha sitrapon'Andriamanitra dia ho alefa manaraka eto koa ny ampahany faharoa. Mino aho sady mivavaka ho tonga fi...
Nalainao avy lavitra - Rija Rasolondraibe
zhlédnutí 48KPřed rokem
Nalainao avy lavitra - Rija Rasolondraibe
Ho antsika mpampiasa Facebook ✅
zhlédnutí 265Před rokem
Ho antsika mpampiasa Facebook ✅
Voninahitra - Rija Rasolondraibe & Ekipa France
zhlédnutí 1KPřed rokem
Voninahitra - Rija Rasolondraibe & Ekipa France
Témoignage Elia - Vaovao ao amin'Andriamanitra
zhlédnutí 342Před rokem
Témoignage Elia - Vaovao ao amin'Andriamanitra
Partage Mamy: Ny fanetre-tena anaty asa fanompoana
zhlédnutí 159Před rokem
Partage Mamy: Ny fanetre-tena anaty asa fanompoana
Manova olona Andriamanitra - Témoignage Dox
zhlédnutí 385Před rokem
Manova olona Andriamanitra - Témoignage Dox
Partage Andry - Ny fahatanorana, fotoana manan-danja
zhlédnutí 316Před 2 lety
Partage Andry - Ny fahatanorana, fotoana manan-danja
Indro ny Fanjakanao - Rija Rasolondraibe
zhlédnutí 32KPřed 2 lety
Indro ny Fanjakanao - Rija Rasolondraibe
Nalainao Avy lavitra loatra - Rija Rasolondraibe (2021)
zhlédnutí 65KPřed 2 lety
Nalainao Avy lavitra loatra - Rija Rasolondraibe (2021)
Livraison - Rija Rasolondraibe (danse) avec Navin et Zanaky Majunga
zhlédnutí 75KPřed 2 lety
Livraison - Rija Rasolondraibe (danse) avec Navin et Zanaky Majunga
Taranaka voafidy - Rija Rasolondraibe (2021)
zhlédnutí 73KPřed 2 lety
Taranaka voafidy - Rija Rasolondraibe (2021)
Sitrapon'Ny Tompo vs sitrapon'Ikoto?
zhlédnutí 1,2KPřed 2 lety
Sitrapon'Ny Tompo vs sitrapon'Ikoto?
Mahatoky Andriamanitra - Fizarana (Andry)
zhlédnutí 716Před 4 lety
Mahatoky Andriamanitra - Fizarana (Andry)
Vavolombelona: Ny nahatonga ahy ho zanak'Andriamanitra
zhlédnutí 1,1KPřed 4 lety
Vavolombelona: Ny nahatonga ahy ho zanak'Andriamanitra
Hiaka Mafy sy Fiderana 2020 - Hafatra 2 Tantara 7/14
zhlédnutí 1,2KPřed 4 lety
Hiaka Mafy sy Fiderana 2020 - Hafatra 2 Tantara 7/14
Hafatr'i Lova Renée * Covid-19 * Any amin'ny farany no tena hafatra
zhlédnutí 5KPřed 4 lety
Hafatr'i Lova Renée * Covid-19 * Any amin'ny farany no tena hafatra
Cover Eo amin'ny fanatrehanao (Rija) by Glory Ramaroson
zhlédnutí 1,9KPřed 4 lety
Cover Eo amin'ny fanatrehanao (Rija) by Glory Ramaroson

Komentáře