Hiaka Mafy sy Fiderana 2020 - Hafatra 2 Tantara 7/14

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 6. 09. 2024

Komentáře • 7

  • @razanatsimbahajaainapatric2826

    Amen amen voninahitra ho any jesosy irery iany misaotra @jesosy fa mbola nomeny tombonandro handoaliany ny lohalika mankasitraka ranadahy Rija a

  • @harinanjajonhson7592
    @harinanjajonhson7592 Před 4 lety

    Mahery ny Trinité Masina ! Misaotra Rija a,

  • @esthestephanie3111
    @esthestephanie3111 Před 3 lety

    Mankasitraka Ranadahy malala

  • @michelrajaonaritiana9860

    Misaotra r ise Rija

  • @ramananamahazo262
    @ramananamahazo262 Před 4 lety

    raikitra zany ! sady raisiko zany !

  • @harimalalavololoniaina2460

    Mankasitraka feno tompoko ny amin'ny hafatra. Marina loatra ny voambaran'ny mpanompon'Andriamanitra fa isika zanak'Andriamanitra tsy natao hitazana, na hitsikera na hifendro manoloana ny tranga fa efa nomen'i JESOSY antsika ny fanapahana sy NY fahefana dia miandry antsika zanak'Andriamanitra izao tontolo izao sy NY voary rehetra araka NY voasoratra ao amin'ny Romans 8 : 19 Fa izao zavatra ary rehetra izao dia samy maniry fatratra ka miandry ny fampisehoana ireo zanak'Andriamanitra;
    20 fa izao zavatra ary rehetra izao dia nampanekena ho zava-poana, nefa tsy noho ny sitrapony, fa noho Izay nampanaiky azy,
    21 sady nahazo fanantenana koa fa izao zavatra ary rehetra izao aza dia hovotsorana amin'ny fahandevozana, dia ny fahalòvana, ho amin'ny fahafahana izay momba ny voninahitr'ireo zanak'Andriamanitra.
    22 Fa fantatsika fa izao zavatra ary rehetra izao dia miara-misento sy miara-marary toy izay efa hiteraka mandraka ankehitriny;
    23 ary tsy izany ihany, fa isika koa, na dia manana ny voaloham-bokatry ny Fanahy aza, isika aza dia misento ato anatintsika, miandry ny fananganan'anaka, dia ny fanavotana ny tenantsika.
    Tahian'i JESOSY tompoko.