Rija Rasolondraibe - ENTO AHO

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 28. 08. 2023
  • #ENTO_AHO_Rija_Rasolondraibe_Lyrics
    #Rija_Rasolondraibe_2023
    #Rija_Rasolondraibe_hira_vaovao
    Fa toy ny vao omaly e
    Fanahy feno hery e
    Finoana tsy resi-tohitra e
    Mahery sady falifaly e
    Nahafindra tendrombohitra e
    Fa izao tsy hita izay atao e
    Lavitra ahy e lavitra ny tavanao e
    Dia lasa miady sy mitolona e
    Toy ny babo an-tanin’olona e
    Dia miantso vonjy Aminao aho
    Miantso vonjy lavitry ny ankany e
    Miantso vonjy Aminao aho
    Miantso vonjy lavitra e
    Toy ny any amin’ny faran’ny tany e
    Mba ho ento aho hamonjy ilay vatolampy
    Tsy tonga any ny fanahiko e
    Raha tsy ianao no manampy
    Mitondra ahy fa fiafenana tsy hatakaloko e
    Fonenan’ny fitahiana e
    Ny mason’ny fahavaloko
    Tanterahhinao ny faniriako e
    Ho ento aho (ho ento aho)
    Ho ento any aminao e
    Reko mamaivay e
    Ny fo mangetaheta e
    Maniry mafy Anao e
    Mihovitrovitra ny fanahy e
    Te ho feno ny fanatrehanao e
    Famindram-po sy fahasoavana e
    Ianao velona ao anatiko aho e
    Iriko hanaraka ahy e
    Ho famantarana sy avana e
    Akaikinao mandrakizay e
    Amorony fo madio aho (Amorony fo madio aho)
    Miangavy e
    Mba omeo fanahy vaovao aho
    Omeo fanahy vaovao aho fa ho avy
    Ho avy aho tsy hiandry aho
    Fa vatolampy fiereko (ho ento aho)
    Andriamanitra nekeko
    Toy ny hanitra omeko
    Vatofantsiky ny fanekeko e
    Ho ento aho, ho ento any Aminao
    Amen
    Rija Rasolondraibe 2023
    Ento aho
    Ento aho Rija Rasolondraibe
    Rija Rasolondraibe Ento
    Rija Rasolondraibe Ento aho
    Rija Rasolondraibe Ento aho Lyrics
    Rija Rasolondraibe Ento aho Tononkira
    Rija Rasolondraibe Lyrics
    Rija Rasolondraibe Tononkira
    Rija Rasolondraibe hira vaovao
    Hira fiderana 2023
    Hira fiderana malagasy

Komentáře • 1