DIRGE Raherijaona
DIRGE Raherijaona
  • 24
  • 81 984
Hira fiderana vaovao 2024 - Miangaly Gospel '' Efa Anao '' - Clip Officiel
hira fiderana 2024 nouveauté,
hira fiderana 2024,
hira fiderana vaovao 2024,
évangélique gasy 2024,
hira evangelique gasy 2024 nouveauté,
hira malagasy 2024,
musique malgache 2024,
gospel gasy 2024,
gospel gasy vaovao,
fiderana malagasy
#malagasy #jesus #gospel #hira #vaovao #fiderana #music #god
zhlédnutí: 1 270

Video

Hira fiderana nouveauté 2024 - Joseph d'af NY MANGINA Lyrics
zhlédnutí 589Před 3 měsíci
Ny mangina Joseph d'Af Tonon-kira Ny mangina ve ?, midika fa... Resy an'adin-tsarotra aho, ka tsy sahy Fa ny famaliana tsy ahy irery, fa an'i Jehovah Itokiko ny ahy e, mpiady ho ahy. Na ho atao tsinontsinona Lazaiko hoe: tsy maninona Fa na dia voatsindrona. F'izaho tsy mba hanohitra Handrehitra fahatezerana Fa fahendren'ny lanitra. Ref: Fa mpandresy aho e!, tsy mba resy aho e! Fa mangina e!, sa...
HIRA FIDERANA 2024 - Omeko Anao ny foko - REVIVAL MESSENGERS - LYRICS
zhlédnutí 439Před 6 měsíci
#REVIVAL_MESSENGERS_2024 #revival #revivalprayer #revivalmessage Omeko Anao ny foko, ny amiko. Raiso hanjakao aho manontolo. Jesoa Ianao no antom-pisiako. Anao aho, Anao aho. Resy lahatra aho fa velona ho Anao. Ireo segondra iainako tsy azoniko fa ho Anao. Atolotro manontolo tsy azoniko Jesoa, mba ho Anao. #hiramalagasy #hira_fiderana_malagasy_2024 @revivalmessengers7863
🤩HIRA FIDERANA 2024 - MIANGALY GOSPEL - Ny eo Antanany - Hira évangélique nouveauté 2024 - reggae 😍🎵
zhlédnutí 1,4KPřed 7 měsíci
#gospel #gospelmusic #jesus #jesuschrist #reggae #tsy_makaiza_io_raha_tsisy_Jesôsy #vavaka Lyrics : Oh nama, ny fiainana amin'izao efa fantatrao Fa miha mamay izay rehetra aleha, asiana tongotra Ny herin-tena hoenti-miady anefa tsy mahafa-piry Fa mila hery ambonin'y hafa ianao ho aho raha te ho tafita Ka mahaiza maka izay tinao hanampy anao ho aho raha hifidy ihany eh Sao hilamina ny ety fa han...
Hira fanoloran-tena - DIOVY - Tarika AZY - Hira Ramamonjisoa
zhlédnutí 133Před 8 měsíci
Mba sokafinao ny fo, handray anao Tompo o! ho fiainako izao Izany no hetahetako, ny hiaraka Aminao, ho fiainako tokoa Manana anjara ao Aminao Ref: Diovy sy amboary, ny amiko rehetra Mba ho fo madio ny handraisako Anao Tsy avelako ianao, raha tsy voakasikao aho Ka mba raiso aho ho Anao mandrakizay Resin'ny fitiavanao aho ry Tompo ô Ka dia manatona Te ho mendrika Anao satria Ianao dia tsara Sy av...
HIRA KRISMASY 2023 🎄- Meva Gospel - Krismasy - Lyrics
zhlédnutí 732Před 8 měsíci
Hira noely 2023 Hira noely malagasy Hira krismasy malagasy Meva gospel - krismasy - Tonon-kira #Hira_krismasy_2023 #Hira_noely_2023 #Hira_krismasy Injany feo manakoako, ireo lakolosy volafotsy mitaona anao hanadino ireo ahiahinao isan'andro. Ding dong ding dong, injay ilay feo. Ilay feo mitondra fifaliana ho an'ny rehetra. Ouh ouh ouh... Ouh ouh ouh... Henoy ny feo mamerovero, mameno izao rehet...
IZAY MIANDRY ANAO - BODOKELY - TONON-KIRA - LYRICS
zhlédnutí 1,4KPřed 9 měsíci
Tsy voafetran’ny hitan’ny maso Sy izay hoentin’ny fiainana Fa lalana tsy maintsy ho diaviko Ny fanamboaranao Na indraindray aza mila tsy ho tanty Fa mamaivay reo fisedrana Nefa ianao ihany No manome hery ahy ahazakako izany REFRAIN: Tompo o mahatoky aho Fa mety ny fitondranao ahy Azoko antoka Ny tananao momba ahy Ireo anjelinao No atobinao miodidina ahy F’izay miandry anao Tsy ho very fanantena...
MASOANDRO MIBALIAKA - REKO - LYRICS
zhlédnutí 884Před 9 měsíci
#MIANTSO_NY_MALAGASY_HIHAVANA #vaovao_malagasy_2023 #tanindrazana haiko hoe manomboka amiko ny fiovana matotra aho manoloana ny fahasamiafana eo amin'izay misy ratra izaho feon'ny fifamelana vohaiko ny foko hidiran'ny hazavana vohaiko hidanadana vohaiko ny foko hidiran'ny hazavana vohaiko ny fo vohaiko ny foko hidiran'ny hazavana vohaiko ny fo vohaiko ny foko hidiran'ny hazavana izao no fotoana...
IZY - HENIKA - LYRICS
zhlédnutí 44KPřed 10 měsíci
#IZY_Henika_Tononkira_Clip #cevam_church_madagascar #cevam_church_live_2023 #live_evangelique_2023 Izy, mamatsy ahy isan’andro, mamatsy ahy isan’andro, Jehovah Jireh. Manasitrana ahy raha marary, raha sendra marary, Jehovah Rapha. Izy, tsy mandao ahy mihintsy, miaraka amiko foana, Jehovah Shammah. Raha matahotra aho dia manome Fiadanana ho ahy eh Jehovah Shalom. Izay rehetra ilaiko dia ao Amina...
🥰 Profitez De La Vie Car Elle est Courte !!!💕
zhlédnutí 15Před 10 měsíci
Cette vidéo nous incite à profiter des moments qui nous restent à vivre, à ne pas gaspiller notre temps et à nous aimer les uns les autres.🥰 #Pensée #prière #amour #positive #conseils
Joseph d'Af ft Mihanta - TSY HANGINA - Clip (Tonon-kira)
zhlédnutí 78Před rokem
Joseph d'Af & Mihanta - Tsy hangina Matio 5:3-8 Sambatra ny malahelo am-panahy, fa azy ny fanjakan'ny lanitra. Sambatra ny ory, fa izy no hampifaliana. Sambatra ny malemy fanahy, fa izy no handova ny tany. Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana, fa izy no hovokisana. Sambatra ny miantra, fa izy no hiantrana. Sambatra ny madio am-po, fa izy no hahita an'Andriamanitra. Jaona 3:16 Fa toy...
Joseph d'Af - MARARIM-PITIA - Clip (Tonon-kira)
zhlédnutí 456Před rokem
Joseph d'Af - MARARIM-PITIA - Clip (Tonon-kira)
Rija Rasolondraibe - ENTO AHO
zhlédnutí 17KPřed rokem
Rija Rasolondraibe - ENTO AHO
REVIVAL MESSENGERS - ETO IANAO - LYRICS - 2023
zhlédnutí 6KPřed rokem
REVIVAL MESSENGERS - ETO IANAO - LYRICS - 2023
MIANGALY GOSPEL HOSANA Clip 2023 / Hira Fiderana Malagasy mihetsika
zhlédnutí 4,8KPřed rokem
MIANGALY GOSPEL HOSANA Clip 2023 / Hira Fiderana Malagasy mihetsika
MIANGALY GOSPEL AMPITIAVANA Clip 2023 / Hira Gospel Gasy
zhlédnutí 1KPřed rokem
MIANGALY GOSPEL AMPITIAVANA Clip 2023 / Hira Gospel Gasy
Hira fiderana nouveauté 2023 / Misaotra / Anthony Evan
zhlédnutí 399Před rokem
Hira fiderana nouveauté 2023 / Misaotra / Anthony Evan
Mararim-pitia Joseph d'af - video inspiration clip
zhlédnutí 545Před 2 lety
Mararim-pitia Joseph d'af - video inspiration clip
RAP GASY GOSPEL - Even when it hurts (cover rap fiderana) / HIRA FIDERANA (Dirge&Sariaka)
zhlédnutí 1KPřed 2 lety
RAP GASY GOSPEL - Even when it hurts (cover rap fiderana) / HIRA FIDERANA (Dirge&Sariaka)
Musique Piano Douce RELAXATION
zhlédnutí 203Před 2 lety
Musique Piano Douce RELAXATION

Komentáře

  • @huguestina6108
    @huguestina6108 Před 12 dny

    tikotiko

  • @JessiRinah
    @JessiRinah Před 16 dny

    ❤❤

  • @huguestina6108
    @huguestina6108 Před 18 dny

    mamy ai

  • @mariejean6646
    @mariejean6646 Před měsícem

    Dommage que je ne comprenne pas les paroles 😊

    • @DirgeRah
      @DirgeRah Před 17 dny

      Voici la traduction 😊 : Tu es ici, nous ressentons Ta présence. Seigneur, Tu es là. Tu es ici, Tu restaures tout ce qui a été détruit. Tu es ici, Tu fais plus que nous ne pouvons faire. Tu es ici, Tu commences une nouvelle histoire. Les maladies sont guéries, les chaînes sont brisées maintenant car Tu es ici. Ton onction coule sur nous, Tu nous débarrasses des jougs maintenant car Tu es là.

  • @RasoaNantenaina-x3q
    @RasoaNantenaina-x3q Před 2 měsíci

    Tsara be .Mstra oo!

  • @MurielRajaonah-ye1mg
    @MurielRajaonah-ye1mg Před 2 měsíci

    ❤❤❤

  • @titkarihnful
    @titkarihnful Před 6 měsíci

    Sody mbo misy manana any parole anio hira azafady?

    • @DirgeRah
      @DirgeRah Před 6 měsíci

      Ao @description ny tonon-kira ⬆ ☺

  • @VanessaVanessa-ef5gw
    @VanessaVanessa-ef5gw Před 8 měsíci

    inona le dikany jireh sy Rapha azafady de shama

    • @mihantalalainaandrianaivo5076
      @mihantalalainaandrianaivo5076 Před 8 měsíci

      Andriamanitra 😂❤

    • @VanessaVanessa-ef5gw
      @VanessaVanessa-ef5gw Před 8 měsíci

      @@mihantalalainaandrianaivo5076 Andriamanitra Nahary ny lanitra sy ny tany ve? samy manana ny Andriamaniny mantsy? za mino An'Andriamanitra Nahary ny lanitra sy ny tany nefa tsy mahalala zavatra betsaka,de maeno le hira za le fiteny mbola tsy fahenoko matetika de oe sao mba tsy ilay Abdriamanitra inoaka ary zany

    • @DirgeRah
      @DirgeRah Před 8 měsíci

      ​ @VanessaVanessa-ef5gw izaho koa vao aingana no nahafantatra an'ireo, raha ny fanazavan'ireto sites chrétiens malaza be ireto (liens) dia : Jireh : Mpamatsy Rapha : Mpanasitrana Shamma : Eto amintsika Jehovah ihany fa karazana toetrany ireo. 🙂 topbible.topchretien.com/dictionnaire/jehova-jire/ emcitv.com/bible/strong-biblique-hebreu-yehovah-shammah-3074.html emcitv.com/bible/strong-biblique-hebreu-rapha-7495.html