- 31
- 376 601
Mada lyrics
Registrace 27. 05. 2021
Tongasoa eto amin'ny MADALYRICS đ
Ity pejy ity dia hahitanao ireo tononkira an-tsary, na koa hoe Lyrics vidĂ©o, malagasy đČđŹ đČđŹ
Ireo Lyrics vidéo ireo dia hahafahanao mianatra ny teny malagasy amin'ny alalan'ny hira, sy hahafantaranao ireo hira malagasy vaovao, ary koa fihetsika hanohanana ireo artista-tsika malagasy.
Manantena izahay fa fotoana mahafinaritra no lalovanao eto amin'ny MADALYRICS.
Aza adino ny manoratra "commentaire", ny mizara ary ny mamela "j'aime" ny pejy mba hahafahan'ny hafa mankafy, ary koa mba hitomboan'ny mpikambana.
Aza misalasala mifandray aminay raha misy olana, tsikera, toro-hevitra mikasika ny pejy đ
Raiso ny haja atolotray
đČđŹ Malagasy miara-tafita no tanjona âđœ đČđŹ
Ity pejy ity dia hahitanao ireo tononkira an-tsary, na koa hoe Lyrics vidĂ©o, malagasy đČđŹ đČđŹ
Ireo Lyrics vidéo ireo dia hahafahanao mianatra ny teny malagasy amin'ny alalan'ny hira, sy hahafantaranao ireo hira malagasy vaovao, ary koa fihetsika hanohanana ireo artista-tsika malagasy.
Manantena izahay fa fotoana mahafinaritra no lalovanao eto amin'ny MADALYRICS.
Aza adino ny manoratra "commentaire", ny mizara ary ny mamela "j'aime" ny pejy mba hahafahan'ny hafa mankafy, ary koa mba hitomboan'ny mpikambana.
Aza misalasala mifandray aminay raha misy olana, tsikera, toro-hevitra mikasika ny pejy đ
Raiso ny haja atolotray
đČđŹ Malagasy miara-tafita no tanjona âđœ đČđŹ
Ny ako - Espoir en JĂ©sus (lyrics gasy) Madalyrics
Ny ako - Espoir en JĂ©sus (lyrics gasy) par Madalyrics
â Hira: Ny ako - Espoir en JĂ©sus
czcams.com/video/-BXS7WGGCJU/video.html
Merci de votre visiteđ
Si la vie dâici-bas tâas déçu,
Si les joies semblent fuir trĂšs loin de toi
Si lâamour nâembellit plus tes jours
Ne dĂ©sespĂšre pas car JĂ©sus Christ est lĂ
Si lâangoisse et la peur te saisissent
Si tu nâas que solitude pour compagnon
Si tu es déprimé et lassé
Ne dĂ©sespĂšre pas car JĂ©sus Christ est lĂ
REF :
Remettez Ă moi tous vos fardeaux
Je vais mâen charger a dit JĂ©sus Christ
Apportez Ă moi vos soucis, en retour
Je vous donnerai la paix du cĆur
En retour, Je vous donnerai la paix du cĆur
Si la vie dâici-bas tâas déçu
Si les joies semblent fuir trĂšs loin de toi
Si tu es déprimé et lassé
Ne dĂ©sespĂšre pas car JĂ©sus Christ est lĂ
REF :
Remettez Ă moi tous vos fardeaux
Je vais mâen charger a dit JĂ©sus Christ
Apportez Ă moi vos soucis, en retour
Je vous donnerai la paix du cĆur
Hoy Jesoa hoe mankanesa aty
âZay vesaranâentana tsy tanty
Ireo ady mafy mampiasa loha
Fa Izaho vonona hanome fiadanam-po
Fa Izaho vonona hanome fiadanam-po
Fa Izaho vonona hanome fiadanam-po
-------------------------------------------------------------------
đČđŹ Malagasy miara-tafita no tanjona âđœ đČđŹ
Contact: madalyrics2.0@gmail.com
â Hira: Ny ako - Espoir en JĂ©sus
czcams.com/video/-BXS7WGGCJU/video.html
Merci de votre visiteđ
Si la vie dâici-bas tâas déçu,
Si les joies semblent fuir trĂšs loin de toi
Si lâamour nâembellit plus tes jours
Ne dĂ©sespĂšre pas car JĂ©sus Christ est lĂ
Si lâangoisse et la peur te saisissent
Si tu nâas que solitude pour compagnon
Si tu es déprimé et lassé
Ne dĂ©sespĂšre pas car JĂ©sus Christ est lĂ
REF :
Remettez Ă moi tous vos fardeaux
Je vais mâen charger a dit JĂ©sus Christ
Apportez Ă moi vos soucis, en retour
Je vous donnerai la paix du cĆur
En retour, Je vous donnerai la paix du cĆur
Si la vie dâici-bas tâas déçu
Si les joies semblent fuir trĂšs loin de toi
Si tu es déprimé et lassé
Ne dĂ©sespĂšre pas car JĂ©sus Christ est lĂ
REF :
Remettez Ă moi tous vos fardeaux
Je vais mâen charger a dit JĂ©sus Christ
Apportez Ă moi vos soucis, en retour
Je vous donnerai la paix du cĆur
Hoy Jesoa hoe mankanesa aty
âZay vesaranâentana tsy tanty
Ireo ady mafy mampiasa loha
Fa Izaho vonona hanome fiadanam-po
Fa Izaho vonona hanome fiadanam-po
Fa Izaho vonona hanome fiadanam-po
-------------------------------------------------------------------
đČđŹ Malagasy miara-tafita no tanjona âđœ đČđŹ
Contact: madalyrics2.0@gmail.com
zhlĂ©dnutĂ: 4 834
Video
Ny Nanahary - Noelin'ny kamboty (Pazzapa 3) Madalyrics (Lyrics gasy)
zhlĂ©dnutĂ 13KPĆed rokem
Ny Nanahary - Noelin'ny kamboty (Pazzapa 3) Lyrics vidĂ©o par Madalyrics â Hira: Ny Nanahary - Noelin'ny kamboty (Pazzapa 3) czcams.com/video/It0MAt5eX-k/video.html Merci de votre visiteđ Ny Nanahary - Noelin'ny kamboty (Pazzapa 3) Madalyrics (Lyrics gasy) Ref : Ny noelinay ry zareo, Ao an-trano bongo mangingina, Tsy mba laoka vorontsiloza Fa sosoa miampy kitoza. Taninâafo dia izay, Rom-patsa mi...
Andro Malaza - Antsan'i Kristy (Madalyrics)
zhlĂ©dnutĂ 7KPĆed rokem
Andro Malaza - Antsan'i Kristy lyrics gasy par Madalyrics â Hira: Andro malaza - Antsan'i Kristy Merci de votre visiteđ Andro Malaza - Antsan'i Kristy (Madalyrics) Andro malaza sady soa tokoa âLay andro izay nisehoanâi Jesoa âZay nantenainâny mpaminany koa Mba hampiseho fihavanana, REF : Mifalia sy mihobia mafy, Fâefa tonga ny Mpanavotra Avia, ka miderĂ , Derao io Zaza io, Hobio, hobio, Fa Tompo...
Bodo - Ankino (Madalyrics)
zhlĂ©dnutĂ 8KPĆed rokem
Bodo - Ankino lyrics vidĂ©o par Madalyrics â Hira: Ankino - Bodo czcams.com/video/KJsC71VyPEk/video.html Merci pour votre visiteđ Bodo - Ankino (Madalyrics) Misy olona mitomany Hitanao any ho any Mahatsiaro ho resinâny fiainana Ka velona ny taraina Mahatsiaro ho potraka tokoa Nefa atao ahoana moa Izay angamba no anjaranao Sa ny vintana no tsy tao Iza no hanala ny ratsy vitanao ety an-tany Misafi...
Baby - Ventso (MadaLyrics)
zhlĂ©dnutĂ 96PĆed rokem
Baby - Ventso (MadaLyrics) Izy nahita ahy fa izaho tsy nahita azy Hany mba afatarako azy sisa dia hoe sary Ny ao anatiko ao maniry hahafantatra azy Nefa mbola zaza zaho dia efa tsy nanana azy Mino aho mama fa ianao faly nahazo ahy Tsy sitraponao no nandeha fa fetranâny fanahy Mivavaka aminao aho refa misy manjoa ahy Satry zaho amino manatena fa ianao manampy anahy Raha mba teo ianao zao za mety...
LOLA - Manahiragna (Madalyrics)
zhlĂ©dnutĂ 410PĆed rokem
â Hira: LOLA - Manahiragna czcams.com/video/Y7KToHqy5qE/video.html LOLA - Manahiragna Malahelo anao marĂŽ gny mahatonga anahy mandeha Agnilan'gny tragnonareo isan-dera a! Malahelo anao mâangahy gny mahatonga anahy mandalo tsy dia izany fa mialoalo ĂŽ nefa laha fanepaka e tsy mahasahy miresaka e vita teo gny tetika e rava gny eritreritra e Malahelo anao viavy tsy aligna rĂŽ tsy atoandro sinisinika ...
TOVO J'HAY - Fihin-tananao (Madalyrics)
zhlĂ©dnutĂ 672PĆed rokem
â Hira: TOVO J'HAY - Fihin-tananao czcams.com/video/3SxVcTH9cEw/video.html TOVO J'HAY - Fihin-tananao lay tsikinao isa-maraina d'efa ampy ahy Ho fifaliako, sitrako sy tiako Fankaherazanao manala ahiahy Tsy hohadinoiko, voasikotra am-poko Fihin-tananao maneho fahavononana Mba hiatrika izay adiko sy olana REF: Raha sendra mitomany, ka tojo ilay ankaso Ny tananao no inoako, mahafafa ranomaso Tsy a...
Bon Voyage - Mahaleo (Madalyrics)
zhlĂ©dnutĂ 4,8KPĆed rokem
Bon Voyage - Mahaleo (Madalyrics) â Hira: Bon Voyage - Mahaleo czcams.com/video/0KByjmQzWi4/video.html Bon Voyage - Mahaleo (Madalyrics) Bon Voyage Raha mba niainga e!! Raha mba niainga tany aminay izahay e!! Dia voatso-drano e! Voatsodranon'ny Ray aman-dReny izahay a! Ah ka mahaleova a! Maleova sy malasana ianareo a! Ah ka mahaleova a! Maleova sy malasana ianareo a! Ah ka jereo tsara e! Jereo ...
Veloma ry TanĂ na - ALBUM MUSIC (Madalyrics)
zhlĂ©dnutĂ 4,3KPĆed rokem
Veloma ry TanĂ na - ALBUM MUSIC (Madalyrics) â Hira: Veloma ry TanĂ na - ALBUM MUSIC czcams.com/video/dczqJ4yKcz4/video.html Hisaraka eto isika izao Hisaraka indray Nirava ny lalao Handeha izahay Hokoboniko ao ilay afo mahamay Hanomboka ny ady Aminâny alahelo Toa tsapako sahady Injao mamelovelo Hamoha ny voady Sy ny tsy ambaratelo Veloma ry tanana Veloma ry ianao Tsarovako mazana Ilay salovanao V...
Azafady - Jacquis Randria & Njara Marcel (Madalyrics)
zhlĂ©dnutĂ 631PĆed rokem
Azafady - Jacquis Randria & Njara Marcel (Madalyrics) â Hira: Azafady - Jacquis Randria & Njara Marcel czcams.com/video/acfHdFydiUk/video.html Azafady aho raha toa ka nandratra anao Be loatra ireo vita sy ditra natao Tsy nahay nifehy tena nanao ny tsy fanao Nampirafy aho, nampijaly anao. Ireo teny marary sy ireo latsa ifonako Fa zaho anie bandy mety ho solafaka ihany. Ireo fakam-panahy maro loa...
Lion Hill - Donia (Madalyrics)
zhlĂ©dnutĂ 676PĆed rokem
Lion Hill - Donia (Madalyrics) â Hira: Lion Hill - Donia czcams.com/video/zwNqz_PJi5o/video.html Tsy niany nahafantarako anao Feno fahatsoragna Mpinamagna tsy nifankafoy Nifankatia Fo ny ataonao mahafanigna ny loha Mampahia anahy Mitondra fakam-pagnahy loatra Hany ka babo zaho mamamia Ah Donia Donia Aza atao anâio koa fo foko efa torotoro Miangavy ano koa zaho Donia Donia Mahita ano mitsiky aby...
Saholimala & Nali - Misaotra anao zahay (Madalyrics)
zhlĂ©dnutĂ 15KPĆed rokem
Saholimala & Nali - Misaotra anao zahay (Madalyrics) â Hira: Saholimala & Nali - Misaotra anao zahay czcams.com/video/O-UYFswJnOk/video.html Misaotra anao 'zahay Ry Tompo tianay Fa mbola nomenao tombon'andro iray Hahay midera anao Ny zavatra ataonay Ankinina aminao Fa lehibe tokoa ny fitiavanao Ny mpanomponao. Hery lehibe tokoa ho anay Ny mivavaka aminao Koa ampio ny olonao 'Zay mangataka amina...
STEPHANIE - OMBIA (Madalyrics)
zhlĂ©dnutĂ 241PĆed rokem
STEPHANIE - OMBIA (Madalyrics) â Hira: STEPHANIE - OMBIA czcams.com/video/1Ta1LNqLgXU/video.html Mazava lasa maiky Lavitse rehe teako Mamy lasa mafaitse Nengao raike raho Mandiniky azo raho tehitagny Fe lavitse rehe Teako vatae rehe Jangobo eh ! Manegnâazy gea raho Molia eh ! Mila ho lasa gegy raho Tsy mahatrea azo Jangobo eh ! Manegnâazy gea raho Ty rehaky tĂ©lĂ©phone tsy ampy eh Ombia rehe moly...
Rija Ramanantoanina & Mbolatiana - Fitiavana Mamiratra (Madalyrics)
zhlĂ©dnutĂ 17KPĆed rokem
Rija Ramanantoanina & Mbolatiana - Fitiavana Mamiratra (Madalyrics) â Hira: Rija Ramanantoanina & Mbolatiana - Fitiavana Mamiratra czcams.com/video/9zTRRdnT9r4/video.html Niahotra any aho ny hanoroka anao Nanomboka nangovitra ny anaty manontolo Nony akaiky anao Niezaka hiteny aho tsy nahavoaka feo Ny masonao mamiratra no sisa tazako Nanantona ianao, nanoroka ianao Dia tsy tsaroako intsony ny am...
Aton'ich - Mahatoky (Lyrics gasy 2021)
zhlĂ©dnutĂ 11KPĆed 2 lety
Aton'ich - Mahatoky (Lyrics gasy 2021) est une vidĂ©o lyric (tononkira/parole) gasy de "Mahatoky" par Aton'ich. â Hira: Aton'ich - Mahatoky czcams.com/video/3G8Bg3A5B64/video.html Aton'ich - Mahatoky (Lyrics gasy 2021) Ry foko oh 'Zaho manaiky anao Ny hanaradia satria efa matoky anao Fitiavana oh Inty ilay nantsoinao Natoky aho ka mbola hatoky anao Malalako, ilay finidin'ny foko Ilay teo foana n...
FARAO THT - VADY ANJARA (Lyrics gasy 2021)
zhlĂ©dnutĂ 3,8KPĆed 2 lety
FARAO THT - VADY ANJARA (Lyrics gasy 2021)
Johane - Amin'ny fo (Lyrics gasy 2021)
zhlĂ©dnutĂ 18KPĆed 3 lety
Johane - Amin'ny fo (Lyrics gasy 2021)
My Lovely - Rak Roots (Lyrics gasy 2021)
zhlĂ©dnutĂ 14KPĆed 3 lety
My Lovely - Rak Roots (Lyrics gasy 2021)
ANNICETTE - TSISY KARA ZA (Lyrics gasy 2021)
zhlĂ©dnutĂ 38KPĆed 3 lety
ANNICETTE - TSISY KARA ZA (Lyrics gasy 2021)
Ity hirako ity - Thiera Bruno (Lyrics gasy)
zhlĂ©dnutĂ 26KPĆed 3 lety
Ity hirako ity - Thiera Bruno (Lyrics gasy)
Ry Tanindrazanay malala ĂŽ (Lyrics gasy)
zhlĂ©dnutĂ 8KPĆed 3 lety
Ry Tanindrazanay malala ĂŽ (Lyrics gasy)
Tsy mankaleo - Farakely (Lyrics gasy)
zhlĂ©dnutĂ 10KPĆed 3 lety
Tsy mankaleo - Farakely (Lyrics gasy)
Tafaray samy tia - Randrantelo (Lyrics gasy)
zhlĂ©dnutĂ 11KPĆed 3 lety
Tafaray samy tia - Randrantelo (Lyrics gasy)
The singers of Jesus - Mandondona (Lyrics gasy)
zhlĂ©dnutĂ 41KPĆed 3 lety
The singers of Jesus - Mandondona (Lyrics gasy)
"Mitalaho" - Jaw's Band (Lyrics gasy)
zhlĂ©dnutĂ 19KPĆed 3 lety
"Mitalaho" - Jaw's Band (Lyrics gasy)
Sphynx THT ft Aton'ich - Taratasy (Lyrics gasy)
zhlĂ©dnutĂ 18KPĆed 3 lety
Sphynx THT ft Aton'ich - Taratasy (Lyrics gasy)