The singers of Jesus - Mandondona (Lyrics gasy)

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 10. 09. 2024
  • The singers of Jesus - Mandondona (Lyrics gasy) est une video lyric (tononkira/parole) gasy 2021 de "Mandondona" par The singers of Jesus
    Merci pour votre visite 🤍
    ✔Hira: Mandondona - The singers of Jesus
    • THE SINGERS OF JESUS_M...
    ✔ Disponible sur Facebook:
    fb.watch/6ncQj...
    The singers of Jesus - Mandondona (Lyrics)
    Nandeha nizaha ny tsiron’ny tontolo
    Nitady ny soa
    Izay rehetra hita teny ho eny
    Toa tsara avokoa
    Tsy nandalàko hery
    Namoizako ny androko rehetra
    Fa hay misy ihany ny fetra
    Niakarapoka aho
    REF:
    Fa nandondona
    Tao am-poko tao ny Tompo nitomany
    Reko ny antsony amiko hoe mitsangana
    Tonga aho hamonjy anao,
    Tsy an-tery anie fa mandondona
    Mba vohay re ny fo sao dia tara
    Voafetra anie ny ora atsy afara
    Tonga aho hamonjy anao
    Hanorina ny hoavinao mandondona
    Saritsarim-piainana ihany izao
    Hita maso izao
    Ho rava sy ho foana atsy ho atsy
    Ka mivonona ianao
    Nandanianao hery, namoizanao ny andronao rehetra
    Voarakitra ao an-danitra
    Izay vitanao
    REF:
    Fa mandondona
    Ao am-ponao ao ny Tompo mitomany
    Renao ve ny antsony hoe mitsangana
    Tonga aho hamonjy anao
    Tsy an-tery anie fa mandondona
    Mba vohay re ny fo soa dia tara
    Voafetra anie ny ora atsy afara
    Tonga aho hamonjy anao
    Hanorina ny ho avinao
    Fa izao aho dia hamoa anao
    Omeko anao ny amiko anjakao
    Inty aho Tompo ô
    Mifona aminao
    Fa nanota aho ka raiso aho ovay ho olom-baovao
    Mandondona
    Tsy an-tery anie fa mandondona
    Oh vohay ny fonao mandondona
    Tsy an-tery anie fa
    Oh oh …
    Hanorina ny hoavinao fifaliana
    Fiadanana ampoka tambitamby
    Haravoana fiainana manana amby
    No omeko anao dieny izao
    Honina ao anatinao
    Ho aminao
    🇲🇬 Malagasy miara-tafita no tanjona ✊🏽 🇲🇬
    Contact: madalyrics2.0@gmail.com

Komentáře • 5