Baby - Ventso (MadaLyrics)

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 10. 09. 2024
  • Baby - Ventso (MadaLyrics)
    Izy nahita ahy fa izaho tsy nahita azy
    Hany mba afatarako azy sisa dia hoe sary
    Ny ao anatiko ao maniry hahafantatra azy
    Nefa mbola zaza zaho dia efa tsy nanana azy
    Mino aho mama fa ianao faly nahazo ahy
    Tsy sitraponao no nandeha fa fetran’ny fanahy
    Mivavaka aminao aho refa misy manjoa ahy
    Satry zaho amino manatena fa ianao manampy anahy
    Raha mba teo ianao zao za mety nanan-jandry
    Nahazo tenimamy napinao reo tambitamby
    Tsy latsadanja fa dia nitovy amin’ny hafa
    Indrisy vao 2 volana aho dia ianao io efa lasa
    REF:
    Aretina hoanahy ny tsy fahitako anazy iny eto
    Marary amina ny tsy fahitako andreniko o
    Te hikikika mafa aho refa misy fietseham-po
    Hoe miverena mama etsy aho mba fihino alo

    Zaho manaiky fa samy mbola hoany
    Trosako aminao nakanao azy aloha be teto an-tany
    Izay nahatonga ts hahalala izany fitiavandreny
    Sa ve zaho no mbola kely dia tsy afaka ny hisafidy
    Dia napiton-drainao mangidy izay tsy ho sitrana fa zioga entiko man-drapahafaty
    Ialako tsiny raha to aka heloka sy fahadisoana hoahy ny tsiny omeko anazy
    Aminao ary ataoko inona izany fetin’ny reny nefa nena ary nalaina fony zah mbola kely
    Tsy haiko hoe miangatra izy mama ve sa ahoana izay no fanotaniana mibahana ao atsaiko fona
    Mba tiko ho fafana tsy tiako ho tsaroana akory ny ahy ny fahazazana
    Ataoko ahoana moa no ahaizako hanaja vehivavy nefa izao tsy nanan-dreny tsimba nanana ana-bavy
    REF:
    Aretina hoanahy ny tsy fahitako anazy iny eto
    Marary amina ny tsy fahitako andreniko o
    Te hikikika mafa aho refa misy fietseham-po
    Hoe miverena mama etsy aho mba fihino alo

    Tsy haiko enao na maheno ahy tsy hitsahatra aho ny hiteny hoe
    Mila anao zah neny amin’ny zavadrehetra mihintsy
    Taizan’aretina aho izay tsy hositrana izany na hoviana
    Dia ny tsy nahalalako anao sy ny tsy ahitanao ny hiafarako
    Tsy afaka fafako tantara mafy loatra mipetraka eo amin’ny fianako
    Ny tsimba nahitako anao
    Ampio aho raha toa ka sendra henonao ny fitarainako
    -----------------------------------------------------------------
    🇲🇬 Malagasy miara-tafita no tanjona ✊🏽 🇲🇬
    Contact: madalyrics2.0@gmail.com

Komentáře •