Veloma ry Tanàna - ALBUM MUSIC (Madalyrics)

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 10. 09. 2024
  • Veloma ry Tanàna - ALBUM MUSIC (Madalyrics)
    ✔ Hira: Veloma ry Tanàna - ALBUM MUSIC
    • Veloma ry Tanàna (New ...
    Hisaraka eto isika izao
    Hisaraka indray
    Nirava ny lalao
    Handeha izahay
    Hokoboniko ao
    ilay afo mahamay
    Hanomboka ny ady
    Amin’ny alahelo
    Toa tsapako sahady
    Injao mamelovelo
    Hamoha ny voady
    Sy ny tsy ambaratelo
    Veloma ry tanana
    Veloma ry ianao
    Tsarovako mazana
    Ilay salovanao
    Veloma ry tanana
    Veloma ry ianao
    Tsarovako mazana
    Ilay salovanao
    Haoroko ny lamba
    Hilaozako ianao
    Ilay foko efa jamba
    Nampahiratinao
    Tsy ho haiko angamba
    Ny hanadino anao
    Midoboka mangina
    Ny ao anatiko ao
    Zakaiko ampitsikiana
    Ny fandaozana anao
    Zakaiko ampitsikiana
    ny alahelo anao
    Veloma ry tanana
    Veloma ry ianao
    Tsarovako mazana
    Ilay salovanao
    Veloma ry tanana
    Veloma ry ianao
    Tsarovako mazana
    Ilay salovanao
    ---------------------------------------------------------------------
    🇲🇬 Malagasy miara-tafita no tanjona ✊🏽 🇲🇬
    Contact: madalyrics2.0@gmail.com

Komentáře • 5