Eeeh tiko loatra teny ambodiny isotry nahenoko hira Ty volohany Dia hoy Aho oE tao antSaiko oe.arapilazantsara oa zany hira zany.za anefa efa musulmane fa tena miheno hira Ty fona.vaky ny fo miheno azy.manasitrana.mankasitraka anao ry fiaram an.efa tsy mivavaka AO tsony aho fa manaraka fona anefa❤
Rehefa miaino an'izany hira izany Aho dia mahatsiaro ny totoako matin'ny cancer, satria mantsy zan hira izany foana no nohenoiny taloha ny nahafatesany fa efa fatany hoe ho faty izy
Manaiky izay rehetra sitraky ny Ray. Azy ny voninahitra. Matoky Anao s'y n'y teny fikasanao aho Jeso. Amen
Eeeh tiko loatra teny ambodiny isotry nahenoko hira Ty volohany Dia hoy
Aho oE tao antSaiko oe.arapilazantsara oa zany hira zany.za anefa efa musulmane fa tena miheno hira Ty fona.vaky ny fo miheno azy.manasitrana.mankasitraka anao ry fiaram an.efa tsy mivavaka AO tsony aho fa manaraka fona anefa❤
Mankahery ahy lotra ity hira ty voninahitra hoan ANDRIAMANITRA irery hany sy JESOSY Kristy zanany lahy tokana 🙏🏻❤️🙏🏻Amen❤️🙏🏻
Tena latsaka ny ranomasoko nihaino an'ity hira ity, Jeso no anjarako ❤
😢🙏🙏💔 ny lalako izorako tsimora ny ilay anjarako dia enao jeso
Mankasitraka ehh tena mankahery
Isan andro ah dia mihaino an ito hira ito . Ny lalan kizorako anie tsy mba mora.
Ny anjarako Jesoa dia ny manaiky Anao. . Amen
Amen
Tena mahafinaritra ilay hiram _piderana , velona mandrakizay Gloire a Dieu
Tena tiko mihaino l’è hiram piderana
2020 mbola mankafy tsara
Ndrii ny anjara hoa toko tsinatao ho any hafa fa izah no hizaka 🙏🙏
Voninahita anie hoan'ANDRIAMANITRA irery ihany🙏
Amen, mankasitraka ee
Tiko 😍 😍
mankasitraka fa tena mampahery ity hira ty e,merc beaucoups!!!
mankasitraky indrindra Tompoko fa tena tonga hafatra ankira e!
mankasitraka anareo e fa tsara be ny hafatra ankira e!
🥲😍😪😪 ...ny lalan kizorako anie tsy mba mora....
teba tsara re zany hira izany🙏🙏
Mankasitraka e tena kanto n hira tafita n hafatra
Tiko loatra lay hira ❤
tena tiako fona,sad kanto ery
raha mba afaka mandefa hafa zao se no tena mety!!! makasitraka
mankasitra ny panolotra fa tiako be io hiry io, tahin Tompo aby
💖💖💖💖💖💖💖
Iza ilay tarika mihira azafady
trompetra volafotsy ao fiaram
Salama tompoko, "Trompetra Volafotsy " avy amin'ny Fiangonana Ara-pilazantsara. Ahatsiaovako ny fitokanana Fiangonana tany Ranohira tamin'ny taona 2003 tany io hira io; niaraka tamin'ny FIARAM Toliara. Mazoto daholo dia mankasitraka eh. Vao mihira fiderana ianao dia efa miantso ny Fanahy Masina hanatrika.
Merci tiko be io hira io vola
Mankasitraka tompoko tohizo fa tsara
Tehirizo aho Tompo
Tena tsara be mankasitraka.
tsara sady mampahery
tiko be de averiko foana mankasitraka
❤❤🙏🙏❤❤
Rehefa miaino an'izany hira izany Aho dia mahatsiaro ny totoako matin'ny cancer, satria mantsy zan hira izany foana no nohenoiny taloha ny nahafatesany fa efa fatany hoe ho faty izy
Vhh,
MERCI
Tiako lotra ty hira ty
Tena tiko mihitsy ty hira ty
Lavorary loatra ty hira ty .misaotra e
ts manaona reh tompoko ny fiteny a
fanajana ny hoe{TOMOKO} ay ra tsy fantatrao