MOFONAINA 19 JONA 2024 - FJKM ISOTRY FITIAVANA

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 3. 08. 2024
  • MOFONAINA ALAROBIA 19 JONA 2024 - FJKM ISOTRY FITIAVANA
    Ary hoy Izy taminy: Nahoana no saro-tahotra ianareo? Tsy mbola manam-pinoana va ianareo? - Marka 4 : 40
    ===========
    FANDAHARANA
    Sal 107/23-30
    Hira 539 (Faly dia faly...)
    Vavaka
    Hira 786/1(Ny Teninao Jehovah)
    SM Marka4,35-41
    Hira 473/4 (Tsy mahaleo tena izahay)
    5 (Ny teninao no fifalianay)
    HAFATRA
    Vavaka + RZA
    FP3
    Hira HF 24/2(Mandrosoa,Miasa, tano ny finoana)
    TSODRANO
    ===========
    HAFATRA
    Marka 4:35-41
    1. Fampandinihan-tena: (and. 40)
    Efa manana finoana ve ianao ka tsy saro-tahotra? Vakio sy diniho ny Hebreo 11 (Ny toko-n'ny finoana).
    Izay hamantarana fa manana finoana ianao dia:
    1.1 Ianao feno fankatoavana (Abrahama, Genesisy 12 sy 22)
    1.2 Ianao Feno fahatokiana (Davida sy Goliata, I Samoela 17)
    1.2 Ianao feno vavaka (Daniela 6: Daniela sy lavaky ny liona)
    1.4 Ianao feno fanoloran-tena (Jakoba: Finoana sy ny asa)
    1.5 Ianao feno fiovana (I Korintiana 5:17)
    PTQ : Refeso ny tenanao.
    ANTSO: Efa manana finoana ve ianao?
    2. Fampaherezana: (and. 41)
    Atanjaho ny finoana mba ho tonga Tahotra ny tahotra (mivoraka).
    Vokatra telon'ity fampitoniana ity dia ny Tahotra, ny fahagagana, ny fahalalana (fiaikena). Ny tahotry ny ho faty lasa Tahotra tsy hay hazavaina. Mahita sy miaiky an'i Jesoa. Tsy Jesoa Matory fa Jesoa mampitony: Miasa ka mandresy ny tabataba sy ny korontana.
    PTQ : Andriamanitra o! (tahotra)
    ANDRIAMANITRA O! (Tahotra)
    ANTSO: Atanjaho ny finoana (Soratra Masina sy vavaka) mba ho tonga Tahotra miharo fahagagana sy fitomboana amin'ny fahalalana ny herin'i Jesoa ny fiainanao.
    Fehiny:
    1. Refeso ny tenanao: Efa manana finoana ve ianao?
    2. Herezo mba ho finoana hampahita anao ny herin'i JESOA KRISTY ny finoanao.
    ==========
    00:00 Lohateny
    00:10 Fiderana 107/23-30
    02:46 Soratra Masina Marka4,35-41
    04:29 Hafatra
    14:02 Vavaka
    17:45 Tsodrano

Komentáře • 5

  • @rajaonarisonnorotiana5184
    @rajaonarisonnorotiana5184 Před měsícem +1

    VOARAY tanteraka 💯 ny hafatra mafonja Pasteur Miarisoa, AZY Tompo irery hatrany ny fahefana 🙏 Mankasitraka indrindra tompoko, itoetra ao aminao sy ny ankohonanao lalandava koa ny FINOANA izay namonjena antsika tompoko 😇

  • @modestineramamiarivony6526
    @modestineramamiarivony6526 Před měsícem +1

    Finaritra tompoko , mankasitraka pasteur fa manankarena ny tenin'Andriamanitra, mampahery anay foana ny mofonaina
    ,homba anao ny TOMPO, mirarisoa tompoko
    Mankasitraka ny teknisiana koa , tahin'i JESOA

  • @FJKMIsotryFitiavanaSiteWeb
    @FJKMIsotryFitiavanaSiteWeb  Před měsícem +3

    HAFATRA
    Marka 4:35-41
    1. Fampandinihan-tena: (and. 40)
    Efa manana finoana ve ianao ka tsy saro-tahotra? Vakio sy diniho ny Hebreo 11 (Ny toko-n'ny finoana).
    Izay hamantarana fa manana finoana ianao dia:
    1.1 Ianao feno fankatoavana (Abrahama, Genesisy 12 sy 22)
    1.2 Ianao Feno fahatokiana (Davida sy Goliata, I Samoela 17)
    1.2 Ianao feno vavaka (Daniela 6: Daniela sy lavaky ny liona)
    1.4 Ianao feno fanoloran-tena (Jakoba: Finoana sy ny asa)
    1.5 Ianao feno fiovana (I Korintiana 5:17)
    PTQ : Refeso ny tenanao.
    ANTSO: Efa manana finoana ve ianao?
    2. Fampaherezana: (and. 41)
    Atanjaho ny finoana mba ho tonga Tahotra ny tahotra (mivoraka).
    Vokatra telon'ity fampitoniana ity dia ny Tahotra, ny fahagagana, ny fahalalana (fiaikena). Ny tahotry ny ho faty lasa Tahotra tsy hay hazavaina. Mahita sy miaiky an'i Jesoa. Tsy Jesoa Matory fa Jesoa mampitony: Miasa ka mandresy ny tabataba sy ny korontana.
    PTQ : Andriamanitra o! (tahotra)
    ANDRIAMANITRA O! (Tahotra)
    ANTSO: Atanjaho ny finoana (Soratra Masina sy vavaka) mba ho tonga Tahotra miharo fahagagana sy fitomboana amin'ny fahalalana ny herin'i Jesoa ny fiainanao.
    Fehiny:
    1. Refeso ny tenanao: Efa manana finoana ve ianao?
    2. Herezo mba ho finoana hampahita anao ny herin'i JESOA KRISTY ny finoanao.

  • @FJKMIsotryFitiavanaSiteWeb

    FANDAHARANA
    Sal 107/23-30
    Hira 539 (Faly dia faly...)
    Vavaka
    Hira 786/1(Ny Teninao Jehovah)
    SM Marka4,35-41
    Hira 473/4 (tsy mahaleo tena izahay)
    5 (Ny teninao no fifalianay)
    HAFATRA
    Vavaka + RZA
    FP3
    Hira HF 24/2(Mandrosoa,Miasa, tano ny finoana)
    TSODRANO

  • @fanekenatomefy5877
    @fanekenatomefy5877 Před měsícem +1

    Mankasitraka indrindra nizara