Video není dostupné.
Omlouváme se.

Tsy irery ianao!!! STK FANASIMPIDERANA

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 26. 06. 2017
  • Hira fampaherezana!!!! ho anao izay kivikivy henoy ity hira ity fa natao ho anao mihitsy ity

Komentáře • 9

  • @tysynday
    @tysynday Před rokem +1

    Hahahaa heveriko cover le hiran dyllie am le titre 😊

  • @sourcedevie3209
    @sourcedevie3209 Před 6 lety

    Tena mampahery tokoa, miorena tsara zareo aza miova, fa tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin'ny Tompo.
    Mankasitraka ô,
    Peace :)

  • @radonirinarakotoarivelo7694

    Misaotra, Mahery ny herinao Jesosy a

  • @ccppaoma3913
    @ccppaoma3913 Před 7 lety

    merci fa tsara tokoa eee!!!

  • @khaal3309
    @khaal3309 Před 5 lety

    Tena mampahery ,satriko foana ihaino lay toninkira

  • @bakorazaiarimisa9904
    @bakorazaiarimisa9904 Před 3 lety

    Jesoa no ekeo fa hamonjy anao
    Mitrakà fa tsy irery akory ianao raha mandalo ady sarotra toy izao
    Fa ao ambadika ao misy Fidanana sy Fahasoavana nomaniny ho anao .

  • @rabesonjose8652
    @rabesonjose8652 Před 3 lety

    Merci

    • @fiambymanatina362
      @fiambymanatina362 Před 2 lety +1

      zoky José....mb alefaso ato @ you tube ko le "isika eto antany ry zareo " fa ten tiko