Ravoravo - Ny Mpiremby Ft Jao

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 10. 09. 2024
  • Facebook: / mpiremby
    Track: Ravoravo
    Artists: Ny Mpiremby Feat Jao

Komentáře • 12

  • @bakolinirinaramerijaona8121

    Ravoravo fa tian'Andriamanitra. Midera sy mankalaza ny Tompo mandrakariva.

  • @randriananjanirina1129
    @randriananjanirina1129 Před 4 lety +1

    Midera an'ny Tompo fa namiany talenta maventy mahay mihira ireo Mpiremby aby ity.Mankasitraka

  • @priscagutbub8564
    @priscagutbub8564 Před 4 lety +3

    zahay ravoravo ô ! Manana Tompo izahay ravoravo Izahay ravoravo ô ! Manana Tompo izahay ravoravo Izahay ravoravo ô ! Manana Tompo izahay ravoravo Izahay ravoravo ô ! Manana Tompo izahay ravoravo Faly ny fo sady ravoravo Nomen'Andriamanitra tombon'andro eh ! Satria tratr'izao andro anio izao Dia tonga hidera ny Anarany eh ! eh ! Lehibe loatra raha ny Fitiavany Namonjeny an' izao tontolo izao eh ! Natolony ilay Jesosy zanany Nahatonga ahy hilamina toy izao eh ! Ref : Hidera ny Tompo mandrakariva Hidera azy maraina, atoandro, hariva Tonga hifaly sy mankalaza eh ! Mankalaza ny anaran'ny malaza Derao ny Tompo mandrakariva ! Hidera azy maraina, atoandro, hariva Tonga hifaly sy mankalaza eh ! Mankalaza ny anaran'ny malaza Faly ny fo sady ravoravo Nomen'Andriamanitra tombon'andro eh ! Satria tratr'izao andro anio izao Dia tonga hidera ny Anarany eh ! eh ! Lehibe loatra raha ny Fitiavany Namonjeny an' izao tontolo izao eh ! Natolony ilay Jesosy zanany Nahatonga ahy hilamina toy izao eh ! Ref : ... Mpiventy Misaotra Jeso fa narovanao Sady matanjaka toy izao Nomenao hery fahasalamana Mbola nanaovanao fahagagana Ny asan'ny Tompo mahalavorary (oy! oy!) Andriamanitra tompon'ny zavaboahary Saotra no atolotro be dia be (oy! oy!) Baba ah ! Niny eh ! Ref : ... Izahay ravoravo ô ! Manana Tompo izahay ravoravo Izahay ravoravo ô ! Manana Tompo izahay ravoravo Izahay ravoravo ô ! Manana Tompo izahay ravoravo Izahay ravoravo eh ! eh ! eh !

  • @natioraandrianantenaina4811

    tsara ny midera ny tompo

  • @myhfanomezana3345
    @myhfanomezana3345 Před 7 lety +2

    tsra be oooo deraina JESOSY mafinaritra le hira

  • @majijiemaminirina5422
    @majijiemaminirina5422 Před 5 lety

    Ravoravo miarakam Tompo!

    • @gerardoemiliano2245
      @gerardoemiliano2245 Před 3 lety

      I realize it is kinda randomly asking but do anybody know of a good site to stream new tv shows online?

    • @kingstonkelvin2205
      @kingstonkelvin2205 Před 3 lety

      @Gerardo Emiliano i would suggest FlixZone. You can find it by googling :)

    • @jessesteven3324
      @jessesteven3324 Před 3 lety

      @Kingston Kelvin Definitely, I have been watching on Flixzone for since april myself =)

    • @gerardoemiliano2245
      @gerardoemiliano2245 Před 3 lety

      @Kingston Kelvin Thanks, I went there and it seems to work =) I really appreciate it!

    • @kingstonkelvin2205
      @kingstonkelvin2205 Před 3 lety

      @Gerardo Emiliano happy to help xD

  • @equipesgcdrhmica185
    @equipesgcdrhmica185 Před 6 lety

    Tena tsara tokoa ny tompo