Sitraka Rafanomezantsoa
Sitraka Rafanomezantsoa
  • 5
  • 12 212
Mankalaza STK FANASIMPIDERANA
Mankalaza STK FANASIMPIDERANA
zhlédnutí: 836

Video

Hira kely STK FANASIMPIDERANA
zhlédnutí 1,1KPřed 7 lety
Hira kely STK FANASIMPIDERANA
satria za sy ianao STK FANASIMPIDERANA
zhlédnutí 1,9KPřed 7 lety
Tsarovy fa izaho sy ianao dia tena nantsoina hitory vaovao mahafaly koa dia mahereza namako a!!!
Tsy irery ianao!!! STK FANASIMPIDERANA
zhlédnutí 6KPřed 7 lety
Hira fampaherezana!!!! ho anao izay kivikivy henoy ity hira ity fa natao ho anao mihitsy ity
Tsy misy toa Azy STK FANASIMPIDERANA
zhlédnutí 2KPřed 7 lety
STK FANASIMPIDERANA

Komentáře

  • @tysynday
    @tysynday Před rokem

    Hahahaa heveriko cover le hiran dyllie am le titre 😊

  • @fiambymanatina362
    @fiambymanatina362 Před 2 lety

    Mb mangataka le " Isika eto antany ry zareo" rah mb misy e

  • @hajaharimalalaraholitsizak409

    Tsara ny midera ny Tompo, Mifankatia tokoa fa mpianatr'i Kristy, (Kambana Zo sy Lalaina)

  • @rabesonjose8652
    @rabesonjose8652 Před 3 lety

    Merci

    • @fiambymanatina362
      @fiambymanatina362 Před 2 lety

      zoky José....mb alefaso ato @ you tube ko le "isika eto antany ry zareo " fa ten tiko

  • @rabesonjose8652
    @rabesonjose8652 Před 3 lety

    Misaotra rankizy

  • @bakorazaiarimisa9904
    @bakorazaiarimisa9904 Před 3 lety

    Jesoa no ekeo fa hamonjy anao Mitrakà fa tsy irery akory ianao raha mandalo ady sarotra toy izao Fa ao ambadika ao misy Fidanana sy Fahasoavana nomaniny ho anao .

  • @radonirinarakotoarivelo7694

    Misaotra, Mahery ny herinao Jesosy a

  • @khaal3309
    @khaal3309 Před 5 lety

    Tena mampahery ,satriko foana ihaino lay toninkira

  • @sourcedevie3209
    @sourcedevie3209 Před 6 lety

    Tena mampahery tokoa, miorena tsara zareo aza miova, fa tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin'ny Tompo. Mankasitraka ô, Peace :)

  • @ccppaoma3913
    @ccppaoma3913 Před 7 lety

    merci fa tsara tokoa eee!!!