MOFONAINA 08 JOLAY 2024 - FJKM ISOTRY FITIAVANA

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 3. 08. 2024
  • MOFONAINA ALATSINAINY 08 JOLAY 2024 - FJKM ISOTRY FITIAVANA
    fjkmisotryfitiavana.org/hafat...
    Sambatra izay olona mihaino ahy
    Ka miari-tory mandrakariva eo am-bavahadiko,
    Ary miandry eo amin'ny tolam-baravarako.
    Ohabolana 8 : 34
    ========
    FANDAHARANA
    Sal 1,1-3
    Hira 447 (Hianao ry Kristy Tompo)
    Vavaka
    Hira 786:3(Mamiratra indrindra)
    SM Ohabolana 8,32-36
    Hira 163:
    2 (Andrandranao ka andraso)
    3 (Eto afovoantsika)
    HAFATRA (and 34)
    Vavaka+RZA
    FP1
    Hira HF 19:1(Raha JHWH no mpiandry)
    Tsodrano
    =========
    HAFATRA
    Ohabolana 8: Andriamanitra Manondro ny Tenany ho Fahendrena
    Fahendrena (Andriamanitra) mijoro eo amin'ny fihaonan-dalana ka miantso ny olona hihaino azy (and 1-2).
    Mofon'aina:
    Ny fahendrena miantso ny olona hihaino sy hankeo amin'ny vavahadiny ary hiandry eo amin'ny tolam-baravarany.
    Rehefa mandeha isika dia ireto no tsy maintsy ho ao an-tsaina:
    Ilay vavahady manao ahoana no ho lalovako, varavaran'aiza no hidirako.
    Eny an-dalana (eo am-piatrehana ny fiainana) ianao no miantso ny Fahendrena. Toerana roa manandanja voalaza tetsy ambony no voatsipika ato.
    "Mihaino, miari-tory eo am-bavahadiko"
    "Mihaino, miandry eo amin'ny tolam-baravarana"
    VAVAHADY:
    Ambohim-pihaonana: Tsena, Fitsarana, fivoriana ara-politika, Fampitam-baovao.
    Ny teny fototra izay misy litera telo (SYR) ilazana ny hoe vavahady dia azo akana hevitra hoe: Tombana, fandrefesana, fisavana.
    Sambatra izay miaritory mandrakariva eo am-bavahadiko. Tsy tafandry mandry raha tsy manao tombana ny fiainana eo anoloan'ny fitsaran'Andriamanitra.
    Tsy matory raha tsy avy mandrefy ny zava-bita; mitondra izany eo amin'Andriamanitra.
    Manao ho zava-dehibe ny hoe milamina ve izaho ity raha eo anatrehan'ny Tompo.
    PTQ: Tsy ahatongavana ao an-trano no ela
    ANTSO:
    Miarahamandeha amin’ny Tompo Andriamanitrao
    Mankanesa eo am-bavahadiny ho tsarainy.
    Rehefa avy namakivaky tontolo andro ianao, mifidiana ny vavahadin'ny fahendrena. Mandiniha tena ary meteza ho tsarain'Andriamanitra.
    "MIANDRY EO AMIN'NY TOLAM-BARAVARAKO"
    TOLAM-BARAVARANA:
    Ilay hazo mifamatotra ka mampiorina tsara ny varavarana ahafahany mivoha sy mihidy.
    "Mihaino ary miandry eo amin'ny tolam-baravarana"
    Aoka ho liana amin'izay tena foto-javatra.
    Aoka hifantoka amin'izay mampiorina.
    Ny Tolana no zava-dehibe fa tsy ny varavarana. Ilay tsy mihetsika, ilay tsy miontsona.
    PTQ: Kristianina mivoaka sy miditra ny varavarana fa tsy miandry eo amin'ny tolana.
    Kristianina misavilivily fa tsy miorina.
    ANTSO:
    Miaraha mandeha amin’ny Tompo Andriamanitrao
    Henoy ny antson'ny Fahendrena. Miandrasa eo amin'ny tolam-baravarana.
    Aza mivilivily tadiavo izay iorenana, mifantoha amin'izay fototra dia Jesoa Kristy.
    FEHINY:
    Amin'ity anio ity.
    Hiara-mandeha amin’ny Tompo ianao:
    1. Rehefa vita ny tontolo andro dia henoy ny Tompo, aza adinoina ny mandini-tena (Vavahady).
    2. Rehefa avy mandini-tena ianao dia henoy ny Tompo, tadiavo izay ampiorina bebe kokoa (Tolam-baravarana).
    ========
    00:00 Lohateny
    00:10 Fiderana
    02:48 Soratra Masina Ohabolana 8,32-36
    03:45 Hafatra
    13:03 Vavaka
    18:17 Tsodrano

Komentáře • 3

  • @modestineramamiarivony6526

    Finaritra tompoko , mankasitraka Pasteur Miarisoa,fa tena heviteny vaovao tamiko n'y vavahady s'y tolam-baravarana 🙏🙏 ,n'y Fanahy Masina ao anatinao mbola hanolotsaina anao tompoko ,hamahananao s'y hiandrasanao anay ondrinao.
    Tahin'i JESOA

  • @FJKMIsotryFitiavanaSiteWeb

    TAHIRIN-KEVITRA
    fjkmisotryfitiavana.org/hafatry_mpitandrina/ohabolana-834-hafatra-mofonaina-alatsinainy-08-jolay-2024/