MOFONAINA 12 JOLAY 2024 - FJKM ISOTRY FITIAVANA

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 3. 08. 2024
  • MOFONAINA ZOMA 12 JOLAY 2024 - FJKM ISOTRY FITIAVANA
    Izay ananantsika fanavotana, dia ny famelana ny helotsika. - Kolosiana 1 : 14
    (Fiaraha-mandinika Soratra Masina)
    =======
    FANDAHARANA
    Sal 119/9-16
    Hira 2
    (Misaora an'i Zanahary)
    Vavaka
    Hira 619/1
    (Ry Raiko o tariho ny zanako)
    SM : Kol 1,9-14
    Hira 242/1.5
    Misaotra Anao zahay ry Ray
    Ny asan'ny Fanahinao
    Fiaraha-mandinika Soratra Masina
    Vavaka + RZA
    Hira HF 14/3
    Jesoa apetrako aminao ny toky sy fanantenana
    Tsodrano
    =======
    TAHIRIN-KEVITRA
    Itantsika amin'ity rohy manaraka ity ny tahirin-kevitra androany :
    fjkmisotryfitiavana.org/fampi...
    =======
    00:00 Lohateny
    00:10 Fiderana
    02:40 Soratra Masina Kol 1.9-14
    04:03 Fiaraha-mandinika Soratra Masina
    54:03 Vavaka
    56:21 Tsodrano

Komentáře • 4

  • @rajaonarisonnorotiana5184

    Mahafinaritra loatra ny fampianarana voazaranao Pasteur Miarisoa, deraiko mandrakizay ny Tompo, nohon'ny fitantanaNy ny fiainako sy ny ankohonanako hatrizay ka homandrakizay 🙏 Itoetra ao aminao tanteraka sy ny ankohonanao lalandava koa JESOA tompoko 😇

  • @FJKMIsotryFitiavanaSiteWeb

    FANDAHARANA
    Sal 119/9-16
    Hira 2
    (Misaora an'i Zanahary)
    Vavaka
    Hira 619/1
    (Ry Raiko o tariho ny zanako)
    SM : Kol 1,9-14
    Hira 242/1.5
    Misaotra Anao zahay ry Ray
    Ny asan'ny Fanahinao
    Fiaraha-mandinika Soratra Masina
    Vavaka + RZA
    Hira HF 14/3
    Jesoa apetrako aminao ny toky sy fanantenana
    Tsodrano

  • @lisiheryralisa2466
    @lisiheryralisa2466 Před 21 dnem

    Misaotra fa tonga aty antokatranonay isanandro ianao mampianatra anay ny tenin 'Andriamanitra,manamafy ny finoanay sy mampahery anay.

  • @FJKMIsotryFitiavanaSiteWeb

    Ny tahirin-kevira dia azontsika alaina amin'ity rohy ity :
    fjkmisotryfitiavana.org/fampianarana_toriteny/fiaraha_mandinika_soratra_masina/kolosiana-1-9-14-mofonaina-zoma-12-jolay-2024/