MOFONAINA 09 JOLAY 2024 - FJKM ISOTRY FITIAVANA

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 3. 08. 2024
  • MOFONAINA TALATA 09 JOLAY 2024 - FJKM ISOTRY FITIAVANA
    Fiaraha-mandinika Soratra Masina
    fjkmisotryfitiavana.org/fampi...
    Dia lasa nandeha izy ireo ka nitory fa tokony hibebaka ny olona. Marka 6 : 12
    ===========
    FANDAHARANA
    Sal 119:129-135
    Hira 167
    Vavaka
    Hira 310/1
    (Misy maro ao an-tsaha mitaraina)
    SM Marka 6:7-13
    Hira 314/1,3
    1 (Injany misy feo)
    3 (Ny Tompo no milaza)
    FMSM
    Vavaka+RZA
    Hira 427
    1 (Ho vavolombelonao)
    Tsodrano
    ===========
    TAHIRIN-KEVITRA
    Marka 6,7-13
    1. NY BOKY:
    Efa voaresaka tany aloha (Amafisin’ny mpandray anjara).
    2. FAMARITANA NY TEKSTA:
    Ny eo aloha dia Jesoa tao Nazareta sy ny fandavana Azy (6,1-6).
    Ny aoriana dia ny Namonoana an’i Jaona Mpanao Batisa (6,14-29).
    Anatin’ny fotoam-panofanana ny mpianatra ny Tompo, ity no fanirahana voalohany taorin’ny fanendrena (3,13;14).
    3. IREO VOAMBOLANA MANAN-DANJA:
    21. Niantso:
    Manasa, "Fiarahana na fiombonana aina" Rom 1.7+8.30.
    22. Naniraka / Apostello:
    Apo: Fiaingana.
    Stello: Fanomanana, fampitaovana, fanirahana.
    Mandefa lavitra: maniraka hiala na handeha.
    23. Tsiroaroa (roa):
    Vavolombelona (Deot 19.15): Ny tany sy ny lanitra (Deot 30,19), Jaona sy Maria (JK) sns.
    Tsy an’olontokana ny fitoriana ny Filazantsara.
    24. Fahefana:
    "Exousia": Vaika na hery.
    Fahefana apetraky ny lalàna: avy ivelany fa tsy avy ao anaty. Tsy ny hery na finiavanao.
    25. Tehina:
    Fandrefesana sy fitaovana handehanana: Sarin’ny Tenin’Andriamanitra.
    26. Kapa:
    Fanehoana fahavononana sy fahavitan’ny fiomanana, fiondrehana koa (Eks 3.5 + Deot 29.5 + Efes 6.15).
    27. Akanjo roa:
    Aza manao fitan-droa (Toetra roa).
    28. Fibebahana:
    Fiovam-po sy fiainana lalina: Fiaiken-keloka sy fangataham-pamelana ary fiovana.
    "Metanoia": Olona mahazo tsara ny momba azy ary maneho fahavononana hiova lalana (Ny Tsindretsa sy angidina).
    29. Vavolombelona / Martiora:
    Mpanamarina.
    30. Diloilo
    FAMPIHARANA FITO: M.I.T.O.R.I.A
    1. Mandehana:
    Tsarovy fa voalohan’asan’ny Fiangonana ny fitoriana ny Filazantsara (and. 7).
    2. Itokio ny Tompo:
    Amaivano ny tenanao (and. 8-9): Miankina amin’Andriamanitra ny fahombiazanao.
    3. Tena hisy trano hivantanana ianao:
    Aza misalasala miantrano aman’olona (and. 10).
    4. Olona manan-tsafidy isika:
    Aza kivy amin’ny fandavan’ny olona. Mety hisy izany. Ny mitory no anjaran’ny Fiangonana (and. 11,12).
    5. Rehefa nibebaka ianao dia ampibebaho ny hafa:
    (and. 12).
    6. Imasoy ny maha olona:
    Vatana, Saina, Fanahy, Fihetseham-po (and. 13).
    7. Aza misalasala intsony:
    Miaraha mitory, mandehana tsiroaroa (and. 7,12).
    ======
    00:00 Lohateny
    00:10 Fiderana
    02:59 Soratra Masina Marka 6:7-13
    04:58 Fiaraha-mandinika Soratra Masina
    51:23 Vavaka
    52:50 Tsodrano

Komentáře • 4

  • @FJKMIsotryFitiavanaSiteWeb