Ho avy aho - GMMC

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 14. 11. 2010
  • Hudba

Komentáře • 10

  • @miorarabearisoa4923
    @miorarabearisoa4923 Před 10 měsíci

    Ito hira ito no anisan'ny iveraneko foana rehefa sendra kivikivy. Misaotra nampisy ity hira ity ♥

  • @otniellerahach4303
    @otniellerahach4303 Před 9 lety +3

    toa jambenan'ny rendrarendram-panahy, tsy nahalala izay mety ho sahaz"ahy!

  • @jaydeerandria7335
    @jaydeerandria7335 Před 7 lety +1

    Tiako tena tiako Jesoa..ho avy aho Tompo o

  • @restaurantlatoqueenchantee4064

    tsy hiandry resy aho!!!

  • @nirinasoadeschampsralay880

    ho avy aho Tompo oh!! :)

  • @Jicrain01
    @Jicrain01 Před 8 lety

    peace for jesus (y)

  • @01mlar
    @01mlar Před 11 lety +2

    Quelle belle chanson !
    Peut-on avoir les paroles svp ?

    • @Ambolo-ks1nh
      @Ambolo-ks1nh Před 9 měsíci

      Au cas où t'as pas encore trouvé la parole
      Sois béni
      HO AVY AHO (GMMC)
      Tsy mahatsiaro aho indraindray
      Fa misy fiainana ho ahy
      Toa variana sondriana mitady izay
      Heveriko fa mety hahasoa ahy
      Nefa Ianao niandry ahy
      Tsy hiandry ho resy aho
      Vao hiantso Anao Jesoa
      Entin'ny saiko aho hatrizay
      Ka potraka fa tsy mahay
      Toa jambena amin’ny rendrarendra ho anay
      Tsy mahalala izay mety ho sahaza ahy
      Nefa Ianao tsy nandao
      Tsy hiandry intsony aho
      Vao ho any Aminao
      Fa ho avy aho Jesoa
      Tsy hiandry ela intsony aho
      Vao hanatona Anao
      Tsy handany fotoana
      Fa izao dia ho avy aho ho Anao
      Tsy hiandry ela intsony aho
      Vao hanatona Anao
      Tsy hiandry antso fanindroany aho
      Fa izao dia ho avy aho ho Anao
      Ka indro aho
      Vonona ho Anao
      Ka raiso aho ho zanakao
      Ho avy aho ho Anao…

  • @herivolaandriafidinarivo1582

    Resy lahatra tanteraka ny tenako