mampitomany ahy ilay hira fa mampahatsiahy ny fiverenako ka ny nandraisan'i Mama ahy teo antoko-tany oh seigneur que c'est loin tout ça!paix à son âme!merci pour le partage!!!!!
Mamelona Fanantenana inty hira inty Misaotra fa tena manamaivana ny mavesatra any anaty any Mbola hifankahita Tsy maitsy mifikitra toy ny fikifirana amin'i Andriamanitra
kanto loatra.... mapusento f lavitr n tanidrazana nef mitodra motivation ko anefa eeee....oavy oavy ereeee❤madagascar❤
mampitomany ahy ilay hira fa mampahatsiahy ny fiverenako ka ny nandraisan'i Mama ahy teo antoko-tany oh seigneur que c'est loin tout ça!paix à son âme!merci pour le partage!!!!!
Mapitomany ahy ity hira ity 😭💖 Fa ho avy aho ho avy hiverina aty indray amerina ny tsiky sy ny hafaliana hatrizay 💕
Tena vaky ny foko Mihaino ity hira ity, merci 😢😘❤️🤗
Kanto. Misaotra betsaka. :-)
Mbola hifankahita isika mianakavy 😄.Hamerina n'y Tsiky. :-)
Mamelona Fanantenana inty hira inty Misaotra fa tena manamaivana ny mavesatra any anaty any
Mbola hifankahita Tsy maitsy mifikitra toy ny fikifirana amin'i Andriamanitra
Hiverina n'y Tsiky.:-)
Tena mankasitraka rankizy t @video( rija s'y mouni).Kdo d anniv neny 27.03.2020 misaotra rankizy.💔🎉🍾🧡😪👍ho avy aho tsenao eo antokotany
TIAKO 😃💓 Misaotra e 🤣🎤
Tsara loatra😍😍
Bravo. Mahafatifaty ery nareo 3 zany! Tohizo
mampitomany e malahelo ny havako any madagascar aho zany misaotra tompoko oooo
😃
👍👍👍👍
Misaotra Tompoko , nijara ity hira tsara dia tsara. Nanonina ny FO mihintsy . Tiako e
tsara kely ilay hira :)
misaotra ...tonga lafatra tokoa.
qù est devenu " Lillie " la chanteuse des.Randratello
Anisan'ireo hira tena tiako ity hira ity… Misaotra betsaka ireo nihira azy…. TENA TSARA
Tsara!
Tsara b
Fa ho oavy aho indray andro any
Tena tsra hiratsika tsy atakaloko n'y an'ny hafa e!
Mankasitraka ry zareo a!tsara loatra ka mampirotsa-dranomaso
👄Indry mampalahelo izany Hira nareo izany ry zareo a !😔😔😔😞😞
hiran i tarika Lay ranga zany aa!
, ny plagiat sy ny commercialisation no tsy azo atao, interprétation afaka atao
manga ery zany feonareo zany mafinaritra ny mihaino azy
Tsara lotra mampanembona marina e
tsara b ny feonareo , milay e !
Tsara tsy maintsy mody any Andrafy zaho
mlay b e
Tsara fona e
Misaotra fonafona ry reto a
fa nga mo tsy tokony ho soratana eo ny anaran'ny tompo-kira? aza Mat kambo
tsy fahadison'ny mpihira anie izany fa an'ilay olona nampiditra ny hira e!
HIRA TARIKA LAY ZAN EE!!!
voasoratra eo ilay izy saingy takon'ilay pub ratsy be eo ambany eo, jereo manomboka 00:40
matin kambo ve ny olona raha mamelona hira kanto toy izao. Amboary ny saina fa simba
Droit d'auteur aza adino na izany aza.