Hain'ny Tompo.wmv

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 30. 03. 2011
  • Don't you be afraid, for I am with you.
    Don't be dismayed, for I am your God.
    I will strengthen you.
    Yes, I will help you.
    Yes, I will uphold you with the right hand of my righteousness. Isaiah 41.10
  • Hudba

Komentáře • 281

  • @niainatiana
    @niainatiana Před 7 lety +19

    Tompo ô! Ampianaro aho hahay hanaiky sy hankasitraka ny fitondranao. Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo hoy Ianao dia hevitra hitondra fiadanana fa tsy loza.Ny olombelona no mety misaina hanisy ratsy ny mpanomponao fa Ianao kosa misaina izany ho soa, toy ny nitranga tamin'i Josefa, ny rahalahiny nivarotra azy ho andevo kanefa kosa Ianao nanao izany mba hamelona ny mpianakavy maro tany Egypta.Dia mba ampio zahay Tompo ny hiankina aminao tanteraka mandrakizay mandrampialanay eto an-tany fandalovana.AMEN

  • @lantoandriamiharisoa7678
    @lantoandriamiharisoa7678 Před 9 lety +5

    Te handroso bebekokoa ve ianao!! midira fa aza misalasala mihitsy!! Faly izy handray anao ao amin ny tranon ilay Miadana ampo sy ireo mitoetra anaty Finoana sy fahatoniana.. Tongava ary e!!

  • @ratovondriakatinah7050
    @ratovondriakatinah7050 Před 8 lety +7

    tena hainw tokoa Jesoa n'y manao n zava- drehetra!!!!! koa apetrako eo @ nw daol n fangatahiko sy ny faniriako rehetra!!!!!! ts6 miafin @ nw n fiainako rhtr @ zao fotoan izao koa ampio aho!!!!! Ianao no fanantenako sy heriko!!!!!!! Eny hainy, tena hainy ny manw muhoatr izay nofisku!!!!! hay Jesoa n mahantanteraka n faniriako!!!!!!Amen!!!!!

  • @sehenor.3558
    @sehenor.3558 Před 8 lety +16

    Misaotra Tompo manome ahy mihoatra izay nofisiko !!! Tsy misy zava-mahagaga tsy vitanao...

  • @miranajoelys7138
    @miranajoelys7138 Před 9 lety +18

    Eny hainy ny manao mihoatra izay nofisiko!! Misaotra Jesosy o fa lehibe hianao, tanterao aminay ny teninao fa 'zay ts ainay olombelona dia hainao Andriamanitra. ary hainao tokoa Jesoa ny manao anay araka izay tinao satria aoka tsy ny sitraponay no atao fa ny Anao, satria Ianao mahalala izay hevitra iverana anay dia izay mahatonga fiadanana fa tsy loza ho anay izany, ka misaotra Tompo o. Amen

  • @fggghbb7660
    @fggghbb7660 Před 9 lety +5

    Mino sy matoky aho , fa tena hainy ny mandamina ny fiainako , anio rahampitso rahatrizay ,Amen

  • @sylvieraholisoa4700
    @sylvieraholisoa4700 Před 6 lety +3

    Tout est possible avec Mon Seigneur Jésus christ. A lui la gloire pour tjr Amen .

  • @andyraz2172
    @andyraz2172 Před 6 lety +7

    Hainy ny manao mihoatra izay nofisiko misaotra JESOSY Ô! ❤

  • @tracyrakotondranaivo8465

    makasitraka dada a!tsara enao tena tsara!misandrata aminy avo indrindra.hainao tokoa ny mandamina ny fiainako sy zay nofisiko ...ary izay mbola heveranao ahy!!Amen..

  • @ciarahhrazanadrasoa8393
    @ciarahhrazanadrasoa8393 Před 9 lety +5

    amen!! eny hain jesosy tokoa izao rehetra izao

  • @razafindrakotojoharinirina9708

    hainao tokoa jesosy no manafaka anay ao anatiny ady sarotra misaotra tompo o!!Amen

  • @priscilllarakoto9117
    @priscilllarakoto9117 Před 4 lety +1

    Tompo ô, alamino araka izay hititavanao azy ny fiainako, ianao no mahafantatra ny tsara ho ahy, na izany aza dia mbola mangataka aminao aho, mba omeo izay nangatahiko aho Tompo ô, mamela koa ny heloka ary ampitoero ato amiko ny finoana sy fankatoavana anao ry Ray be fitiavana. Afaho amin'ny gejan'izao tontolo izao izay tsy mahasoa aho Tompo ô. Amen

  • @sedrarasamimisa
    @sedrarasamimisa Před 9 lety +31

    Au nom de Jésus tout est possible ! :)

    • @mamyandrianiaina7849
      @mamyandrianiaina7849 Před 9 lety

      Manahoana rahalahy
      Raha mba misy asa azo atao rahalahy any mba andefaso mailaka aho ao @ foyerassociate16@gmail.com
      Mialatsiny indrindra!

    • @AngeloRONALD
      @AngeloRONALD Před 9 lety +3

      C'est vrai, grâce à lui que je vis mon rêve aujourd'hui.

    • @sarcasm3800
      @sarcasm3800 Před 7 lety +2

      Amen 😊😊😊😊

    • @bebyandrianaivosoa5134
      @bebyandrianaivosoa5134 Před 6 lety

      Sedra Rasamimisa ventre plat

  • @nicolerahantaharisoa8297
    @nicolerahantaharisoa8297 Před 8 lety +1

    eny haiNy tena haiNy .....ny manao araky izai tiNy...alléluia Amen

  • @yvesmarcel8092
    @yvesmarcel8092 Před 7 lety +3

    Tena haiNao Jesosy ô ny zavatra rehetra ! mahatoky anao tanteraka Tompo fa Ianao tokoa ilay miahy sy mitondra ny fiainako isan'andro , ary mino ihany koa aho fa Ianao no mbola hanova ny fiainako , Misaotra Tompo ô , Amen

  • @Greatbalita
    @Greatbalita Před 10 lety +1

    Ahy ny ady hoy JEHOVAH fa ianareo kosa hangina. AMEN. satria Nomery 23:19

  • @antsoras3609
    @antsoras3609 Před 10 lety +3

    Amen
    Eny hainy,tena hainy
    Ny mandamina ny fiainako
    Amen

  • @RAVELONRIAN
    @RAVELONRIAN Před 12 lety +1

    Tena misy Andriamanitra ary mihaino vavaka izy, manampy @ andro sarotra sy isa minitra sy segondra izy hoan'izay mino azy sy mahatoky ary mametraka ny fony syny fanahiny aminy! Amen

  • @aneeshahlorie3120
    @aneeshahlorie3120 Před 7 lety +3

    mino aho Tompo ô Mamela ny heloko Amen

  • @ampelasoaejeda8679
    @ampelasoaejeda8679 Před 8 lety +15

    Amen, Tiako loatra enao JESOSY oo

  • @mahitsyamlah180
    @mahitsyamlah180 Před 9 lety +2

    nohamarin Jeso Tompo tokoa ny teniny!Izaho izay voafatotra tanaty ratsy sy aizina lalina no novonjeny t@ fomba izay tsy nampoiziko mihintsy.Nanao mihoatra izay nofisiko Izy ary hainy ny manao ahy araka iay tiany!voninahitra anie ho Azy irery!!AMEN

  • @rmbolatiana
    @rmbolatiana Před 5 lety +1

    Tena Hainy Tompo tokoa ny mandamina ny fiainako, Dera sy laza ho anao Tompo, Amen

  • @lalainaramanoelina315
    @lalainaramanoelina315 Před 10 lety

    Andriamanitra Tsitoha Izy, mahefa ny zavatra rehetra . Tena tsara be l tononkira. Voninahitra ho Azy Irery. Amen!

  • @francyabory580
    @francyabory580 Před 3 lety +1

    Amen tena tiako ianao jesosy

  • @denisezafisoa1096
    @denisezafisoa1096 Před 6 lety

    Misaotra jesosy fa hainao ny mandamina ny fiainako ampio aho ahay ankasitraka ny fitondranao Aleloiaah amen

  • @rondrorandriamanantena171

    ALLÉLUIA !!! Misaotra Jéhovah ô
    Hainao atao avokoa ny Zavatra Rehetra
    AMEN !!!🙏🙏🙏

  • @mariahaloma9767
    @mariahaloma9767 Před 6 lety

    Amen jesosy o,hainy atao NY zava drehetra

  • @florineraharivelo381
    @florineraharivelo381 Před 10 lety +5

    amen! tena hain'ny TOMPO ny zavatra rehetra!

  • @christianpatrickrakotomana4444

    in rude time is this song that made my faith to not fall.. Surely God is able in difficulties he proove that he is able and it has turned into testimonies. To God alone be the glory

  • @manalinasitrakaromeoandria9464

    eny hainy !tout est possible gloire O Dieu alfa et l'omega amen

  • @alicerandrianandrasana3369

    Amen Eny hainy tena hainy n manao ahy araka izay tiany. Eny hainy n manao mihoatra izay nofisiko Amen Misaotra Jesosy ❤

  • @sylviannerinah6065
    @sylviannerinah6065 Před 4 lety

    Tsy mahay na inona na inona aho Tompo ô,alamino ny fiainako AMEN

  • @RAHOBS
    @RAHOBS Před 3 lety

    Tompo o, ankiniko aminao ny fiainako, misaotra Tompo, Amen

  • @AndoOlive
    @AndoOlive Před 9 lety

    Misaotra JESOSY a!! eny tsy misy tokoa zay tsy hainao atao eo amin'ny fiainako izay hankiniko manontolo eo antananao Amen !!!

  • @miranahortensiarakotobe8742

    Misaotra Tompo ô fa misy tokoa ny zava-mahagaga zay tsy takatry ny sainay fa tanterahinao aminay
    Amen

  • @kalar.6218
    @kalar.6218 Před 7 lety

    Vdaka Jezis ze aj mne patrilo tvoje ANO.dakujem za tvoju lasku Pane❤️

  • @leilamalet8176
    @leilamalet8176 Před 8 lety

    Ra ny amiko rehetra Tompo dia miankina tanteraka aminao . Miandry anao à Jesosy.... Amen

  • @skannick5382
    @skannick5382 Před 8 lety +6

    Misaota anao Tompo o fa hainao ny mandamina ny fiainako!!!

  • @mboahagyvolatiana3098
    @mboahagyvolatiana3098 Před 9 lety

    Amen.jesosy a ainao atao ny zavatra rehetra jesosy malala a.Amen

  • @philippeguillois2915
    @philippeguillois2915 Před 2 lety

    Tena ainy Amen

  • @voahangyranoroarisoa575

    Hainao tokoa ny zavatra rehetra ry Tompo ka mendrika ny ho hajaina sy ho deraina mandrakariva Ianao misaotra Jesosy fa tsara Ianao amen

  • @fabienrandriammiarisoa1284

    misaotra ny tompo! fa izy no mandamina ny zavatra rehetra!ny lanitra sy ny tany sy izay rehetra eo aminy amen !!!

  • @ainagrassone6891
    @ainagrassone6891 Před 6 lety

    Ankiniko aminao mandrakariva ny fiainanay mianaka jesosy hainao ny mandamina ny fiainanay ary hainao ny manao miotra izay nofisinay sy manao ahy arakizay izay tinao . Misaotra jesosy Amen.

  • @hajarandrianarivo9290
    @hajarandrianarivo9290 Před 9 lety

    Tena ainy tokoa ny manova ny fiainanao misaotra Tompo ô! amen

  • @ainagrassone6891
    @ainagrassone6891 Před 6 lety

    Jesosy iii hainao ny mandamina ny fiainako isanandro misaotra ny aminy ny fianananao ny fianana y isanandro ary mbola ampetraka eo antananao ny hoavinay misaotra jesosy amen

  • @zavonarakotonindriana7992

    Tena marina izany "moa misy zava mahagaga izay tsy haiko va" hoy ny Tompo

  • @janoantoss703
    @janoantoss703 Před 8 lety +3

    miandry any Jéhovah aho , tsy misy haiko fa izy nom handamina NY fiainako anio

    • @jemisarapenomanana1300
      @jemisarapenomanana1300 Před 3 lety

      Pppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppppp

  • @moumourana6303
    @moumourana6303 Před 11 lety

    Amen misaotra Ray oh! matoky Anao aho, mangetaheta aho Tompo oh! manantena Anao aho Jesosy oh! Aen

  • @razafimanantsoahanintrinia6114

    Misaotra Jesosy ...mino Anao zaay matok ftiavanAo ... ovao tahakanAo fomba fiainanay 💓🌹💓

  • @romanceramamonjisoa9215

    AMEN! TENA HAINY TOKOA

  • @miaritianarambolamalala821

    tena mino izany aho fa mahay ny zavatra rehetra Jesosy ary mahay manao mihoatra lavitra noho izay heveriko sy angatahiko ary nofisiko. AMEN

  • @joansien4296
    @joansien4296 Před 11 lety

    Mba andramo nge oe ao anaty ny olana mafy ianao no manao ambavaka ny tonony ity hira ity, fa tena latsaka ny ranomasonao ary tena tsapanao oe tena mikasika ny fonao ny TOMPO! Amen!

  • @moniqueagstn4498
    @moniqueagstn4498 Před 6 lety

    Tena ainy tokoa amen

  • @fabricemamy7931
    @fabricemamy7931 Před 9 lety

    rehefa mino tokoa dia voalamin ny Tompo ny fiainako.mahatsiaro sambatra aho ankehitriny,Inoako fa hainy koa ny mahatanteraka ny tsara lavitra noho izay faniriako rehetra amin izao fotoana izao,amen

  • @nirinavololona5253
    @nirinavololona5253 Před 6 lety

    Amèn!!! Ho Anandriamanitra irery ny voninahitra!!!

  • @andyrazafinarivo1863
    @andyrazafinarivo1863 Před 11 lety

    Tsy manadino izy. Indrindra ho an'ireo manankina ny fiainany amin'Andriamanitra, amin'ireo izay mivavaka lalandava, amin'ireo izay mino Azy, ... Misaotra Tompo .

  • @kantony3605
    @kantony3605 Před 6 lety

    Miaraka amin'i Tompo tsy mba maty antoka aho

  • @jifryindu7825
    @jifryindu7825 Před 8 lety

    Eny tena hainao tokoa ry Tompo, no manao mihaotra zay nofisinay. Amen

  • @AndoOlive
    @AndoOlive Před 8 lety

    Misaotra JESOSY a!!! deraiko mandrakizay ny Anaranao masina Alleluia Alleluia !!!

  • @rivonantenainamiaro4492

    Tena mankasitraka ee!!!Ain'i Tompo ny manao izay mihotra izay finidiko!!ary ainy ny manao ahy araka ny Tiany!!!Ankalazaina Jehovah fa tsara izy!eny mandrakizay ny famindrapony!!!

  • @olgarakoto5728
    @olgarakoto5728 Před 4 lety

    MMmmmm, Dieu est élevé au-dessus des cieux ! Il est au-dessus de tout.

  • @fitianatolotrafahasoavana6971

    tena hainao tokoa Tompo o ny manova ny fiainanay ary mahavita mihoatra ny tsy takatry ny sainay aza Ianao. Amen!

  • @ravosoniandomalalarina2565
    @ravosoniandomalalarina2565 Před 9 lety +17

    Hainao tokoa Jesosy ny zava drehetra ary tsy misy limite ny fahaizanao sy ny fahefanao, midera Anao mandrakizay, misaotra Jesosy

  • @elietterasoa8017
    @elietterasoa8017 Před 6 lety

    Hainao tokoa Tompo õ,ny mandamina ny fiainako ary na dia mandalo ady sarotra aza Aho mbola manantena sady matoky Anao foana Jesosy .amen.

  • @andoralaiarinosy6881
    @andoralaiarinosy6881 Před 8 lety +4

    hain'ny Tompo,ny manao mihoatra izay nofisiko, misaotra Tompo o!

  • @AMBINITSOA
    @AMBINITSOA Před 9 lety

    oui c est vrai tout est possible avec jesus . AMEN.

  • @jifryindu7825
    @jifryindu7825 Před 8 lety +3

    AMEN! AMEN! AMEN

  • @johnff6488
    @johnff6488 Před 3 lety

    Misaotra Tompo oo, fa tena hainao manome mihoatra noho ny nofisiko .🙏🏽🙏🏽❤

  • @roockio
    @roockio Před 12 lety

    mafinaritra ny miaraka an jesosy!!amen

  • @anjamalala8139
    @anjamalala8139 Před 6 lety

    Eny hainy,Tena hainy,Hainy TOMPO

  • @fanjanirinamalalaniaina1246

    eny hainy tena ainy!

  • @gabriellaanie1134
    @gabriellaanie1134 Před 6 lety

    Hainao tompo ô mandamina ny fiainako. Amen

  • @NanciaMiaouh
    @NanciaMiaouh Před 8 lety +2

    manaiky aho fa tena hainy ny mandamina ny fiainako, misaotra jesosy o!

  • @razafinarivonoavisoa9095
    @razafinarivonoavisoa9095 Před 10 lety +3

    misaotra ny Tompo aho fa hainy tokoa ny mandamina ny zavatra rehetra eny tena Hainy.ny voninahitra anie ho an Andriamanitra irery ihany Amen!

  • @daulthineramosa2192
    @daulthineramosa2192 Před 3 lety

    Misaotra anao aho Tompo @ zavatra rehetra miseho amiko .Mbola mino aho nefa fa hainao ny manao mihoatra zay nofisiko ,ampianaro aho Tompo hahay hanaiky ny fandaminanao ny lalam-piainako.Eny hainao ny manova ny fiainako ,mamonjy ahy,manafaka ahy .Amen,12.3.2021

  • @brolymorrayjr4390
    @brolymorrayjr4390 Před 8 lety +2

    AMEN!!!!!!!!!!!!

  • @elsalova6091
    @elsalova6091 Před 9 lety +3

    Hain'ny Tompo ny zavatra rehetra , mino Azy aho .Amen !!!

  • @andryahma8346
    @andryahma8346 Před 9 lety +1

    AMEN !!

  • @raharivony8212
    @raharivony8212 Před 5 měsíci

    Eny hainy, tena hainy ny mandamina ny fiainako androany ,misaotra Tompo❤🎉

  • @sitrakarasolomandimby9443

    Misaotra anao tompo ô fa hainao ny mandamina ny fiainako nade tsy azoko aza drandray misaotra tompo 😚😚😚😚😚

  • @joseeodiaavotraharilala1741

    tena hainao tokoa Tompo ô ny mandamina ny fianako...

  • @youbiravelo3202
    @youbiravelo3202 Před 12 lety

    Haleloia!!!! Manana ny tsara indrindra miaraka amin'ny Tompo e!

  • @tianaonyhaja9830
    @tianaonyhaja9830 Před 8 lety +1

    Eo amin'izay lazainao Tompo no anorenako ny finoako sy anantenako fa hanao izay lazainao ianao.

  • @Greatbalita
    @Greatbalita Před 12 lety

    He is able more than able to make me what He wants me to be.
    He is able more than able to handle anything that comes my way.

  • @swellascott2988
    @swellascott2988 Před 8 lety

    amen misaotra Jesosy ô

  • @andreafenoradosoa7270
    @andreafenoradosoa7270 Před 5 lety

    Eny hain'Andrimanitra tokoa ny mandamina ny fiainatsika rehefa napetraka eo aminy 100 % izany, eny hainy mintsy aza ny manao mihoatra izay nofisitsika. Misaotra Andriamanitra noho ny rehetra efa nataonao taminay. Amen

  • @honorinerasoazananoro6294

    Eny tena hain i Tompo n'y manao mihoatra Izay nofisiko

  • @rafotsymanitra7050
    @rafotsymanitra7050 Před 8 lety +3

    Hain'ny Tompo , eny hainy .Ny mandamina ny fiainako androany.Hain'ny Tompo , eny hainy.Ny manafaka amin'ny izay manjo ahy.
    Eny hainy , tena hainy . ALELOIA , AMEN

  • @mariotramarokotonirina8319

    Everything is possible

  • @judirasoarimalala2648
    @judirasoarimalala2648 Před 7 lety

    hainy Tompo ny mandamin ny fiainako misaotra Tompo ô Amen

  • @user-bq6ti6co4q
    @user-bq6ti6co4q Před rokem

    hainy mitsy ny manao mihoatra ,ts takatri n saina

  • @andyrazafinarivo1863
    @andyrazafinarivo1863 Před 12 lety

    Mamindra fo Andriamanitra, Mihaino vavaka Andriamanintra. Misaotra Anao Tompo o

  • @ginettejeannoda3980
    @ginettejeannoda3980 Před 6 lety +1

    Tena sambatra si matoky tokoa ni miaraka am jeso antsoy foana jeso fa miaino s'y mamaly izy

  • @sandroplastsandro4501
    @sandroplastsandro4501 Před 8 lety

    Ampy ahy anao, ainao ny momba ahy rehetra Tompo o!

  • @bondyalan5656
    @bondyalan5656 Před 4 lety

    Hainy eny tena hainy
    Amen

  • @jennyjohnson2132
    @jennyjohnson2132 Před 12 lety

    tahiany Jesosy pasteur Julien,misaotra anao ahy fa ny vavaka sy ny rehtra nanampianao ahy hanntona bb kokoa any Tompo dia nanafka ahy tokoa!!nanao nihotra tokoa izy ary ary hisarako Izy;aty andafy ahy zao ary mahagaga ny fiasany!voninahitra ho AZY!!!mahatsiaro ny fiarahana mihaino ny hira fiderana e!ho tahiany ianao pasteur

  • @marieraymondjoellendriampi6324

    Tena mitombina io hira io ho antsika zay manaiky fa Jeso no tompon'ny fahefana rehetra ety an-tany sy any an-danitra !!

  • @gabigabriella8281
    @gabigabriella8281 Před 5 lety

    TENA HAIN TOMPO MANAO ZAVTRA REETRA AMEN 🙏🙏🙏

  • @wendykarole
    @wendykarole Před 12 lety

    Fiangonana Miara-Manompo raha tsy diso aho.Pasteur JULIEN

  • @sandysahondranirina5827

    Amen Amen