Ho Avy Jesosy - SLKM

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 6. 09. 2024
  • Titre HO AVY JESOSY "Album DERAO NY TOMPONAO" Vol 1
    Chorale: SAMPANA LEHILAHY KRISTIANA MORIA ITAOSY
    Réalisateur: John Poussin
    033.62.078.41 / 034.61.814.75
    hiarijohnpoussin@gmail.com

Komentáře • 23

  • @jos3613
    @jos3613 Před 4 lety

    Izany ka tena fiderana manandratra ny fo ho ao amin'i Jesosy. Naturel daholo na ny fihetsika na ny fomba fideranana. Mandona ny fo ny ankamaroan'ny hiranareo. Tsy ho very maina ny fikelezanareo aina ao Aminy fa Izy hamaly soa anareo sy izay rehetra mankato ny teniny ao anatin'izany tononkira izany. Mazoto mijery anareo ato mandrakariva ny tenako satria tena mahazo fiainana mihaino ny hira fiderana sy fibebahana ataonareo. Voninahitra ho an'Andriamanitra noho ny talenta sy ny fanetren-tena ataony ao anatinareo mba hitoriana ny filazantsara. Amen!

  • @nanieranarisoa5778
    @nanieranarisoa5778 Před 3 lety

    Tena mankasitraka, tsara tiako dolo ny hiranareo d tohizo hatrany fa tena mampanentana ny FO SAINA FANAHY
    Misaotra ndrindra

  • @fanahymaheryatoanatiko6737

    waouh ❤❤❤Thank you Jesus🙏📖🔥❤

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper8221 Před 4 lety

    Mankasitraka Tompoko fa tena tsarabe sady manakoako ato ampoko mihitsy izy zany eee tena tiako be na ny gadona na ny feo na ny mozika indrindra fa ny Parole !Jesosy anie no homba sy hiaro anareo rehetra !!!Joyeuses Paques!!!!

  • @satahaingoniaina4657
    @satahaingoniaina4657 Před 3 lety

    tsara be ilay tononkira sad mahatonga saina, mankasitraka! Mahereza indrindra @ asa fanompoana!

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 Před 4 lety +1

    Ray o! Mamindra fo aminay. AMEN!!!

  • @mhrsss5324
    @mhrsss5324 Před 4 lety

    Alléluia makasitraka fa tena feno n’y HAFATRA

  • @andrianoaninja5567
    @andrianoaninja5567 Před 4 lety

    Jesosy Ihany no deraina! Amen

  • @tokynandrasanajudianah5143

    Amen, misaotra indrindra
    Marina tokoa JESOSY dia hoavy

  • @isaiaitf7764
    @isaiaitf7764 Před 2 lety

    AMEN ,

  • @nadiamaia4628
    @nadiamaia4628 Před 4 lety

    Amen

  • @lisarama
    @lisarama Před 2 lety

    Alléluia ❤️❤️👍

  • @mioraandria4514
    @mioraandria4514 Před 4 lety +2

    💖🙏

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 Před 4 lety

    Mankasitraky indrindra Tompoko o!

  • @pungaroda1234
    @pungaroda1234 Před 4 lety +1

    🙇‍♀️🙇‍♀️🙇‍♀️

  • @raharivaojeanneelisabelle502

    🙏🙏❤️❤️❤️🙏🙏

  • @jennicadilovasoajennic1389

    Amen🙏

  • @lucierabeson7617
    @lucierabeson7617 Před 4 lety

    Amen!

  • @lisarama
    @lisarama Před 3 lety

    Alléluia 🙏❤️

  • @suzelleandrianasolo2854

    ❤❤❤

  • @joselalaina1583
    @joselalaina1583 Před 3 lety

    Bjr misaotra fa tena tsara e

  • @merieominah5981
    @merieominah5981 Před 4 lety

    Amen

  • @mrsamsung634
    @mrsamsung634 Před 5 lety

    Amen