Kolonely Faneva - ADY @ FANOLANANA - FANABEAZANA - FAMPIANARANA ...

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 10. 03. 2024
  • NDAO ISIKA HIADY @ FANOLANANA , ARAHO ARY ITY VIDEO ITY ...
    AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅

Komentáře • 8

  • @noelvivian5432
    @noelvivian5432 Před 4 měsíci +1

    Mankasitraka indrindra tompoko fa ny olona toa ireny no tena ilain ny firenena e misaotra e

  • @user-ks3qh5zx3u
    @user-ks3qh5zx3u Před 4 měsíci +2

    Félicitations mon colonel

  • @andrianasoloyolande4653
    @andrianasoloyolande4653 Před 4 měsíci +2

    Mankasitraka colonel.

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 Před 4 měsíci +1

    Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Mankasitra ilay fampianarana sy fitaizana tompoko ! Mangataka mba haparitaka maneran'i Madagaskar @ fomba fahamarinana izao fampianara izao !
    Fanontania te- hafantatra ny marina tompoko ? Tsy ity Kolonely Faneva ity ve ilay Zandaro lehibe naniraka sy nibaiko ireo Zandaro namany tamin'ireny laharamben'ny mpanohitra ireny ?
    Raha ity tokoa izy , fangaha nilatsahan'ny fanahy masina ?
    Masina ny Tanindrazana !

  • @user-eb1vj6gw7w
    @user-eb1vj6gw7w Před 4 měsíci +1

    Tena ,tsara mihintsy iizao ,fampianarana toy izao.merci aminao ramose.

  • @user-hb4up6vz4i
    @user-hb4up6vz4i Před 4 měsíci +1

    Tena mankasitraka indrindra!!
    Misaotra tompoko!!

  • @amaryasin8317
    @amaryasin8317 Před 4 měsíci +1

    👍👍👍👍👍

  • @Smymahl
    @Smymahl Před 4 měsíci +1

    Ankasitrahana indrindra ny fandraisanao andraikitra feno tompoko