Révélation
Révélation
  • 349
  • 1 676 880

Video

Siteny R - FAMOTEHANA an'i TOLIARA IO TETIKASA BASE TOLIARA IO ...
zhlédnutí 2,3KPřed 18 hodinami
LAVIN'NY VAHOAKAN'I TOLIARA NY FANOKAFANA NY BASE TOLIARA ! AOK'IZAY NY TSINDRY HAZO LENA ISAN-KARAZANY ! Aoka izay ny EXTRACTIVISME ( Fitrandrahana ala , olona , biby , zava-maniry , harena an-kibon-tany tafahoatra tsy mitsinjo ny vahoaka sy ny tontolo iainana ) ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Zokibé Tsiresy - FIFIDIANANA BEN’NY TANÀNA sy ADILAHY POLITIKA ETO MADAGASIKARA ...
zhlédnutí 1,2KPřed 7 hodinami
ARABAINA MANOKANA IREO ZANDRY AFA-PANADINANA BACC , TONGAVA @ AVO INDRINDRA ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Siteny R - VAOVAO URGENT TOLIARA : FISAMBORANA an’i TONY PERKINS ...
zhlédnutí 9KPřed 9 hodinami
Nosamborina ny alin'ny Sabotsy 24 Aogositra hifoha ny Alahady 25 Aogositra ity mpanolotsaina kaominaly ao Toliara I ity . Tsy mbola fantatra ny toerana misy an'i Tony Perkins amin'izao hoy ny solombavambahoaka Siteny Randrianasoloniaiko . Tena noho ilay raharaha vary simba nentina avy any Mahajanga nentina tao Toliara tratehak'ity mpanolotsaina ity ve no nisamborana azy sa entina hanakatsakanan...
Marc Tatandraza - SOAVELO MAMAN' i TATANDRAZA , MANGATAKA FANAMPIANA @ Andry RAJOELINA ...
zhlédnutí 1,4KPřed 9 hodinami
Numéro azo andefasana vola sy ifandraisana anjara mivantana : 261 33 02 638 85 261 38 90 508 92 261 37 41 713 06 AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Afakandro Christian - MAIRE IZAY HO TOHANANA SY APETRAKA DIA MILA MANANA DIPLÔMÉ sy VINA ...
zhlédnutí 1,4KPřed 16 hodinami
TSIMAINTSY MAHAFENO IREO FEPETRA IREO ZAY VAO METY MILATSAKA HO KANDIDA BEN'NY TANÀNA ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Siteny R - GOVERNEMANTA VAOVAO IZAY HATSANGANA ...
zhlédnutí 6KPřed 16 hodinami
Fanendrena ireo mpikambana vaovao handrafitra ny governemanta ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Syntia - ROMY VOOS : TONGASOA ETO MADAGASIKARA , NODY ANTSOKOSOKO AVY TANY LONDRES ...
zhlédnutí 3,9KPřed 19 hodinami
JET PRIVÉ MIHITSY NO NITONDRA AZY KA TONGA ETO AN-TANINDRAZANA ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Fernand Cello - RESAKA MAHARANTE JEAN DE DIEU SY NY CHÈQUE SANS PROVISION ...
zhlédnutí 9KPřed 21 hodinou
FITSARANA ANOSY : MISY TOKOA VE NY TSY MATY MANOTA ETO ?? Nivoaka taminy fahanginany ity Mpandraharaha vahiny Mitory Minisitra teo aloha ity noho ny fomba fiasa tsy dia mazava loatra eny anivon’ny fitsarana Anosy . Efa ho telo Herinandro izy no nametraka fitoriana fa tsy mamoaka " soit-transmis " ny Parquet Anosy . " Raha izaho no nanao Zavatra tsy mety tahak izao Efa nalefanareo teny Antanimor...
Zandry Ahmed - MISY MISOLOKY HO MANAGER 'NY GROUPE ZANDRY AHMED KA SAMIA MITANDRINA ...
zhlédnutí 728Před 21 hodinou
CONTACT ZANDRY AHMED : - 032 95 638 67 - 038 59 619 20 AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Paolo Emilio - SAMIA MANDINIKA SY MIERITRERITRA , FANTARO NYTENA MARINA , NY RARINY sy HITSINY ...
zhlédnutí 3,4KPřed dnem
MBA TONGAVA SAINA @ IZAY RY MALAGASY NAMAKO , FANTARO NY TOKONY HATAO , ALEFASO LAVITRA NY SAINA , TSINJOVY NY HO AVY ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Christian DS - AZA VONOINA NY SOMARÔHO HOY i Député François La banane : Mamy RAVATOMANGA ...
zhlédnutí 2,6KPřed dnem
KABARY IZAY NATAON'NY DEPUTÉ NOSY BE TEO ANATREHAN'i Mamy RAVATOMANGA ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Afakandro Christian - FAMAHANA NY OLANA ARA-DRANO ETO MAHAJANGA ...
zhlédnutí 1,2KPřed dnem
LASA ATSIKA TSY MIMPODY AFARA KOA , HANJARY RAHA TY ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Syntia - MAMY RAVATOMANGA IHANY NO AO AMBADIKA GASCAR FENOSOA ...
zhlédnutí 7KPřed dnem
TSY MISY INTSONY NY OLONA MBOLA AZO ATOKISANA ETO MADAGASIKARA ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Syntia - TOVOLAHY NAMONO TENA AVY ENY AMBONY PILÔNE JIRAMA KA MATY ...
zhlédnutí 1,9KPřed 14 dny
Nihanika teny ambony pylône ity lehilahy iray ity , ka avy eny izy no nitsambikina namono tena , teny Ambodizozoro , akaikin'ny CEG Alakamisy Fenoarivo ... AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Zokibé Tsiresy - HAFATRA MANOKANA HOAN ' i KOTO LILAHIMAHITSOAMBO : FADIO NY MANOPANOPA OLONA ...
zhlédnutí 6KPřed 14 dny
Zokibé Tsiresy - HAFATRA MANOKANA HOAN ' i KOTO LILAHIMAHITSOAMBO : FADIO NY MANOPANOPA OLONA ...
Syntia - NAMPIAKARIN-dRAJOELINA NY IMPÔTS ...
zhlédnutí 2,1KPřed 14 dny
Syntia - NAMPIAKARIN-dRAJOELINA NY IMPÔTS ...
Afakandro Christian - ASSEMBLÉE NATIONALE : TSY VOAHAJA INTSONY NY LALÀNA ...
zhlédnutí 3,5KPřed 14 dny
Afakandro Christian - ASSEMBLÉE NATIONALE : TSY VOAHAJA INTSONY NY LALÀNA ...
Zokibé Tsiresy - HAFATRA MANOKANA HO AN’ i WAWA SALEGY SOMARÔHO , FANATSARANA NY FESTIVAL ...
zhlédnutí 2,8KPřed 21 dnem
Zokibé Tsiresy - HAFATRA MANOKANA HO AN’ i WAWA SALEGY SOMARÔHO , FANATSARANA NY FESTIVAL ...
Marco R - FITRANDRAHANA VOLAMENA ATAON’ i RAJOELINA , RAHARAHA ROMY VOOS ary ny JIRAMA ...
zhlédnutí 7KPřed 21 dnem
Marco R - FITRANDRAHANA VOLAMENA ATAON’ i RAJOELINA , RAHARAHA ROMY VOOS ary ny JIRAMA ...
Luc Hervé - MITSANGANA MIADY PORY RY VAHOAKA MALAGASY ...
zhlédnutí 4,8KPřed 21 dnem
Luc Hervé - MITSANGANA MIADY PORY RY VAHOAKA MALAGASY ...
Syntia - TENA MIJALY NY VAHOAKA MALAGASY @ RESAKA JIRO sy RANO , NY VAZAHA MOA NO MITANTANA AZY ...
zhlédnutí 1,6KPřed 21 dnem
Syntia - TENA MIJALY NY VAHOAKA MALAGASY @ RESAKA JIRO sy RANO , NY VAZAHA MOA NO MITANTANA AZY ...
Fanirisoa Ernaivo - ROMY GATE : TOHINY NY RAHARAHA , INONA MARINA NO NAHATONGA AZY HO TAFAVOAKA ??
zhlédnutí 12KPřed 21 dnem
Fanirisoa Ernaivo - ROMY GATE : TOHINY NY RAHARAHA , INONA MARINA NO NAHATONGA AZY HO TAFAVOAKA ??
Syntia - AFERA ROMY VOOS : MODY MANADIO TENA AVEO HOE AFAKA ...
zhlédnutí 2KPřed 21 dnem
Syntia - AFERA ROMY VOOS : MODY MANADIO TENA AVEO HOE AFAKA ...
Afakandro Christian - DIREDD BOENY : MBA TSINJOVY sy JEREO IREO MADINIKA ...
zhlédnutí 1,3KPřed 21 dnem
Afakandro Christian - DIREDD BOENY : MBA TSINJOVY sy JEREO IREO MADINIKA ...
Zoky VONJY - TAFATAFA IZAY NIARAHANA TAMIN' i KESY GASY VALEUR : IZA MOA i KESY GASY ?? ...
zhlédnutí 552Před 21 dnem
Zoky VONJY - TAFATAFA IZAY NIARAHANA TAMIN' i KESY GASY VALEUR : IZA MOA i KESY GASY ?? ...
Marc Ravalomanana - FANAMBARANA : TSY HITAZAM-POTSINY IZAO MANJÒ NY FIRENENA IZAO NY ANTOKO TIM ...
zhlédnutí 6KPřed 21 dnem
Marc Ravalomanana - FANAMBARANA : TSY HITAZAM-POTSINY IZAO MANJÒ NY FIRENENA IZAO NY ANTOKO TIM ...
Syntia - DOROY NY JIRAMA , VONOY NY FILOHAM-PIRENENA FA TSISY ILAVANA AZY ...
zhlédnutí 4,3KPřed 21 dnem
Syntia - DOROY NY JIRAMA , VONOY NY FILOHAM-PIRENENA FA TSISY ILAVANA AZY ...
Marc Tatandraza - MANGATAKA FANAMPIANA @ i MIALY RAJOELINA MOMBA NY TETIK'ASA IZAY ATAO ETO BEKELY
zhlédnutí 1,7KPřed 21 dnem
Marc Tatandraza - MANGATAKA FANAMPIANA @ i MIALY RAJOELINA MOMBA NY TETIK'ASA IZAY ATAO ETO BEKELY
Syntia - MPIANATRA MITAKY VATSI-PIANARANA 6 VOLANA NO VOATIFITRA EO @ MASONY [ VONTOVORONA ] ...
zhlédnutí 1,2KPřed 28 dny
Syntia - MPIANATRA MITAKY VATSI-PIANARANA 6 VOLANA NO VOATIFITRA EO @ MASONY [ VONTOVORONA ] ...

Komentáře

  • @sandratalmid8042
    @sandratalmid8042 Před 10 hodinami

    Mikasika ny harena misy eto Madagascar. Mba mety hatoro ny vahoaka malagasy ve ? Ohatrinona isan taona ny vola azo?? Vola omeny vahiny hoany Madagascar foana no havoaka, amy vahoaka isan andro. . Magnontany tena zahay fa tsy mahita valiny. Manankarena Madagascar ambony tany, ambany, andranomasina sns sns. Samia tahinjanahary.

  • @ValeurTianjara
    @ValeurTianjara Před 11 hodinami

    👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏

  • @jabouwadymalakengny6825
    @jabouwadymalakengny6825 Před 12 hodinami

    Force à toi Zokibe Siteny !

  • @raholimananatiana6265
    @raholimananatiana6265 Před 12 hodinami

    Tena marina efa mihetsika ny vahoka f mamono sofina ireo tompon andraikitra efa nandray vola qy mivarotra tanindrazana

  • @jobellsybevahiny1996
    @jobellsybevahiny1996 Před 13 hodinami

    Ataovy zay mahatsara fa nu mpitofre titi tanindrazna antsiradrano factsy tia raha tsara

  • @stephanierasoanaivo7677
    @stephanierasoanaivo7677 Před 14 hodinami

    Za aloha dia mankasitraka an'ity Madama ity mihitsy fa tena mijoro sy mandeha @ fahamarinana

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 Před 15 hodinami

    Manohana ny fitarainanao atoa député Siteny !!!!!!!!!!

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 Před 15 hodinami

    Oadray kosa ee!!! Tsy rariny !!!!

  • @user-lj4ds9nw8f
    @user-lj4ds9nw8f Před 15 hodinami

    Ity fitondran’i andry apooondra ity tsy manao afa tsy ny manakana aminy fomba ratsy rehetra ny olona mpanohitra, ka izany no andrahonany indray an’i TONY, KA TSY EKENAY IZANY FISAMBORANA AZY IZANY! Ambonin’izany vary maimbo no tian’i andry apoondra anapozinana ny malagasy ka rariny raha nentin’i TONY ho porofo any aminao izany Atoa Siteny! Miaraka aminao izahay Atoa Ssiteny hiaro an’i Tony!

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 Před 15 hodinami

    Ndrekaky o vozongo tsy miraharaha gasy mitsy no eo antampondoha

  • @FR-no2os
    @FR-no2os Před 15 hodinami

    Impacts directs, ciblés : la destruction des sols, la déforestation et la pollution des milieux induits par l'activité d'extraction

  • @FR-no2os
    @FR-no2os Před 15 hodinami

    Toute activité, tout projet et tout produit génèrent des impacts sur l'environnement (consommation de matières et d'énergie, production de déchet, émissions diverses dans l'air, l'eau et les sols, etc.) avec des conséquences sur le changement climatique, l'épuisement des ressources ou encore la biodiversité.2 oct. 2023

  • @FR-no2os
    @FR-no2os Před 15 hodinami

    Quel est l'impact de cette exploitation sur l'environnement ? En général, les activités humaines ont des répercussions sur l'environnement lorsque : elles produisent des rejets (émission de polluants, eaux usées, production de déchets, etc.); elles modifient (dégradent) le sol et l'habitat; elles utilisent et font disparaître les ressources.

  • @FR-no2os
    @FR-no2os Před 15 hodinami

    L'exploitation minière comme celle-ci a un grand impact sur les populations locales, souvent peuples autochtones : fragmentation de leur territoire, pollutions, baisse des ressources en chasse et feu, violences voir conflits locaux.

  • @ibrahimmaromiha7060
    @ibrahimmaromiha7060 Před 16 hodinami

    Mankasitraka frère Siteny

  • @ibrahimmaromiha7060
    @ibrahimmaromiha7060 Před 16 hodinami

    Marina lôtra resaka zany tokony ho tonga saina atsika iaby fa ho raty rah toy

  • @FR-no2os
    @FR-no2os Před 16 hodinami

    Misia maro maro hoatranao ingahy Siteny, ary tohizo ny fiarovana ny tanàna.

  • @FR-no2os
    @FR-no2os Před 16 hodinami

    Azo atao tsara koa anie ny mametraka " usine de transformation de produits agricoles ou autres ". Satria mamboly kapiky, balahazo, bele/bageda, kabaro, hasy, lojy, voakily, manga... etsetra etsetra ny any amin'iny faritra iny. Ekena koa fa vitsy dia vitsy tokoa ny vokatra satria niova be ny toetr'andro noho ny hay tany, tsisy orana " sécheresse, changement climatique " nefa tsy maintsy miezaka manao izay mety, mamboly hazo sy miaro ny tontoloiainana ny vahoaka.

  • @FR-no2os
    @FR-no2os Před 16 hodinami

    Tsika zao samy mahalala sy mahafantatra tsara fa i Toliara dia tany " touristique" fa maninona no tsy amboarina tsara amin'ny tena izy ireo lalanà mankany Sarodrano, Ambohimahavelo, Miary etsetra etsetra mba hapiroborobo ny fiavian'ireo torisita. Tahaka ny natao an'i RN9, dia izao fa mandroso tsara ny any amin'ny ilany avaratra, indrindra ny ao Mangily. Ireo no tokony ho atao sy voa volavola tsara any Toliara fa tsy izany " Base T "izany. Tsy hitondra zavatra soa ho antsika io fa aza mety na variana voarebireby eo.

  • @FR-no2os
    @FR-no2os Před 16 hodinami

    Voalazanao moa fa maro tokoa anie ny orin'Asa tokony hapetraka hitsanga any Toliara. One district one Factory " Edgar Razafindravahy " fa maninona no tsy atao any Atsimo-Andrefa izany, nohon'ny tanora maro dia maro tokoa tsisy hatao fa lasa jiolahy mirenireny satria tsy manana Asa hatao.

  • @FR-no2os
    @FR-no2os Před 16 hodinami

    Marina iaby koahy Siteny reo resaka ataonao ho fiarovanao ny tanàna sy ny vahoaka sy ny faramadimby ao Toliara io. Io famotehena sy fitapitapitaka ary famonoana ny any amin'ny faritra ny Toliara io anie dia efa tsy rariny intsony ka tokony hitsahatra amizay.

  • @olienrandriambalonomena9405
    @olienrandriambalonomena9405 Před 17 hodinami

    Aza mora hambakaina karaha Toamasina ihany aloha fa ilaina ianareo afaka miteny ny ao ambadiky ny tsy ita.

  • @coolman3322
    @coolman3322 Před 17 hodinami

    mety diso angabany titre hoe hanapotika tulear io base io . non tsy ombiako hevitra aminao satria .inona tetikasa mety ho forininareo à sa place . n'y redevance tompoko no ataovy ady mafy . firy % redevance mipody pour tulear 00000.1% ataovy 50/50 dia mety io .ilaina n'y asa ramaka tsy mety ho dépitée daholo n'y vahoaka .avereno aminy tulear n'y redevance pour explorer zavatra hafa . problème tsika anie mila mampidra ampaosy daholo. c'est ça le vrai problème

  • @yvette5974
    @yvette5974 Před 17 hodinami

    Mila mifoha Tuléar Sao mora hambakaina hotran.i Toamasina❤

  • @yvette5974
    @yvette5974 Před 17 hodinami

    Misaotranao siteny Milamailo ISIKA Malagasy fa tsy n'y fotodrafitr asa rehetra Dia mahasoa. N'y MPITONDRA vendrzna no manaiky izay takin.i mpanjanaka. NON BASE TULÉAR NON FANAPOTEHANA FA TSY HITERAK.ASA HO AN.IVAHOKAN.I TULÉAR

  • @sendramilanja551
    @sendramilanja551 Před 17 hodinami

    Ianareo ihany honorable Siteny no mihirahira fa tsy misy asa ny vahoaka kanefa ny fiainana sarotra dia nahoana indray ary anefa no toherinareo indray ny fisian'ny Orinasa BASE TOLIARA hisokatra hanome asa ny Vahoaka sa ny tanana indray ve no ambony sa ny asa ho an'ny Vahoaka anatin'izao fotoan-tsarotra izao

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg Před 18 hodinami

    TSH azo atao zany mandroaka olona zany gasy Ray gash Renu izy

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p Před 18 hodinami

    NEN I RAJOEL BALA RORA FOTSINY TENEN NY VAVANY INDRAY ANDRO FOTSONFA AFAKA 24 H DE ADINONY

  • @juliennelieven3356
    @juliennelieven3356 Před 18 hodinami

    Misaotra Anao Zoky be Tohizo fa tsara hoan’ny 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬Merci

  • @nanieraharison2008
    @nanieraharison2008 Před 18 hodinami

    Faly miarahaba anao koa tompoko !

  • @user-ib7zg1vd8i
    @user-ib7zg1vd8i Před dnem

    AMBOADIA MITAFY HODI-JANAK'ONDRY EEE ! 🤮🤮🤮

  • @user-ib7zg1vd8i
    @user-ib7zg1vd8i Před dnem

    Sûr aho fa menatra noho ity "OLONDEHIBE" 'ty ny havany sy ny tarànany🤮💀☠️👹

  • @MiotySoaVanillaMandimbinirina

    Misy lien an'izany live zany ve ?

  • @Zah_Gasy_Be_Kritika

    Nareo koa dia vahiny amin'i Nahoda Bevata. Izay no maha Bevata an'i Bevata hatramin'izay naha Bevata azy. Arantiranteo ;-) soa kwahy ingiahy Maharante mba ho fantatry ny tsy mbola mahalala ny spécialité-ny izay tena manavanana azy.

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 Před 2 dny

    Masina Tanindrazana 💪🏾🇲🇬

  • @Zah_Gasy_Be_Kritika

    Hay ve, hatramin'izay noheveriko fa manatitra taratasy sy entana no asa ataon'ireo faktera fa tsy mampahantra firenena ;-). Tena tsy vanona ireto faktera ireto marina ah raha izany no fandehany ;-)! Vazivazy iray lalana, fa izao: izay tsy mbola voan'izany resaka tribalisme passif sy actif izany ihany no milaza fa tsy misy an'izany fa izay mahay ihany no mendrika sy tafa. Maromaro izay ny mpianatra tsy merina voafitra/voakaka tao Ankatso tao izay. An'isany ny tenako manoratra. Ny antony: tsy merina hono ary tsy merina tokoa. I Paolo aza mba metisy ary avo razana nefa io no mahazo azy. Foko isan-karazany miray nosy no misy eto amintsika hatreto aloha. Izany FIRENENA MALAGASY izany mbola tadiavina sy porofoina izay mety ho fisiany sy ny hendriny hahafantarana azy, satria an-tsoratra fotsiny izany hatreto fa tsy mbola misy sy hiainana an-davanandro. Ethnocratie ohatry ny tamin'ny andron'ny faha mpanjaka no mbola misy eto fa tsy hary nisy izany démocratie maoderina izay andraisan'ny BE sy MARO anjara sy ANDRAIKITRA izany. Jereo ny foko mandrafitra ny governe-manta vaovao sy ny ministera isan-karazany.Torohevitra sangisangy zary tenany: mianara mi-rrrrr rrrrr fa azo ianarrrana tsarrrra izany arrrry tena "facteurrrr linguistique hautement décisif". Dia mizarrra koa manao solomaso mainty rrrrehefa mirrresaka amin'ny olona na analôgy io na dijitaly, na antoandro na alina, na an-trano/anaty birao na eny an-tokotany/an-kalamanjana. Betsaka ny ao an-dapa tsy nirrroul taloha saingy rrrehefa nirrroul de ni-rrroul ho azy koa ny aferrra rrrehetcharetcha. Nety nampihomehy rrraha toa ka tsy naharrrarrry sy nahamenatcha ny zavamisy.

  • @RijaRatsimbazafy-yw8jb

    Reny le _T2 tany an.dakilasy Mme aaa,ny mahagaga aminy eto madagougou nge otran mahafaly zareo le maita le olona sahirana eee

  • @kjkcocosquezip3138
    @kjkcocosquezip3138 Před 2 dny

    Alefaso mianatra aloha fa tsy afaka cepe akory ve de atao maire

  • @rivoraza9227
    @rivoraza9227 Před 2 dny

    MBA tena mana a portfolio Ve ianao scyntia fa ravatomanga no ao ambadik’i Gascar. Madagascar manontolo mantsy n’ancre fa mpiaraka ami y ihany no mamatsy volacazy

  • @jaomarengatsikoza3140

    Mitady sotasota ny tgv !

  • @sendramilanja551
    @sendramilanja551 Před 3 dny

    Satria tsy afaka hiteny toy izao ataonao izao ny Vahoakan'ny Toliara Honorable ka tsy azo antoka ho marina avokoa zay ambaranao satria efa imbetsaka nilaza vaovao diso ianareo vokatrin'ny politikan'ny fankahalana loatra ka avelao hiasa ny tompon'andraikitra f'aza dia tsabahana lava toy izao satria tsy hahazaka ianareo raha hisy olona hafa koa hitsabaka amin'ny asanareo Député ihany koa

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 Před 3 dny

    💔💔💔💔💔💔💔💔

  • @andriamiradorajaonarison1964

    ataovy bojo

  • @paranyrandriamanana9895

    Mampalahelo anakahy. Mbola aiza e. 😂😂😂😂😂.

  • @navalonarandrianarivony2360

    Rariny raha miaro azy ny député Siteny kanefa tokony ho fantatra ihany koa fa misy antony ao matoa nosamborina, isika samy ety ivelany tsy maharaka ny zava-misy marina.

  • @user-uv8gt4eh4b
    @user-uv8gt4eh4b Před 3 dny

    Fitondrana Mafia Aongano

  • @pavo4160-q8q
    @pavo4160-q8q Před 3 dny

    kkkkkk, maro raha hita hein, kkkkk aleo mihomehy toy izay mitsikera tsy misy ambara fa de efa izao ny zavamisy kkkkkkkkk

  • @volahantasolofoharimanga7885

    Avelao ho ataony rehefa vahoaka miesona midororororo e....ireo manao cagoules ireo ve tsy avy amin’n'y vahoaka koa?...manaiky? D izay zany

  • @RijaRatsimbazafy-yw8jb

    Tena mba maro karazan'olona koa zany ao anatiny IRMAR zany otran hitanao ao doly zay karazan'olona adala sy hendry izao

  • @henrietteursula3008

    Misaotra anao nanatsikafona n marina Gisa lahy mpangalaketsa izy mpisoloky indray no avo vava Fame try be ny firenena