Siteny R - VAOVAO URGENT TOLIARA : FISAMBORANA an’i TONY PERKINS ...

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 13. 09. 2024
  • Nosamborina ny alin'ny Sabotsy 24 Aogositra hifoha ny Alahady 25 Aogositra ity mpanolotsaina kaominaly ao Toliara I ity . Tsy mbola fantatra ny toerana misy an'i Tony Perkins amin'izao hoy ny solombavambahoaka Siteny Randrianasoloniaiko .
    Tena noho ilay raharaha vary simba nentina avy any Mahajanga nentina tao Toliara tratehak'ity mpanolotsaina ity ve no nisamborana azy sa entina hanakatsakanana azy manoloana ny fifidianana ho avy hoy hatrany Siteny Randrianasoloniaiko .
    Hanokatra fanadihadiana parlemantera mahakasika io raharaham-bary tsy ara-dalàna io ny filoha lefitra fahafito eo anivon'ny Antenimieram-pirenena, araka ny nambarany ...
    AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅

Komentáře • 39

  • @lucierazanany1192
    @lucierazanany1192 Před 19 dny +5

    Mitrotro am-bavaka an'i TONY Ary manameloka n'y ajojay fanaporetana an'zay mijoro maneho n'y fahamarinana 🙏🙏🙏

  • @noelagerard1134
    @noelagerard1134 Před 19 dny +7

    Avereno Président i dada

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p Před 19 dny +6

    RA MBOLA REO MPITONDRA. REO NO MBOLA EO DE MARO NY MALAGASY NO HO MATIMATY FONA

  • @charlesrazafindralambo3569

    Mila mijoro ianao Pdt Siteny , aoka n'y fahamarinana no MBA hajaka eto a tanintsika

  • @jabouwadymalakengny6825
    @jabouwadymalakengny6825 Před 19 dny +6

    Karana no aorian’ireo afera jiaby io. Mpitondra gasy andevon’ny Karana.

    • @jeanjohnary2863
      @jeanjohnary2863 Před 19 dny +1

      Very finanana ireo Karana ireo raha ny mpanohitra no lany be tanana ny 6 provinces.

  • @user-lj4ds9nw8f
    @user-lj4ds9nw8f Před 15 dny +1

    Ity fitondran’i andry apooondra ity tsy manao afa tsy ny manakana aminy fomba ratsy rehetra ny olona mpanohitra, ka izany no andrahonany indray an’i TONY, KA TSY EKENAY IZANY FISAMBORANA AZY IZANY! Ambonin’izany vary maimbo no tian’i andry apoondra anapozinana ny malagasy ka rariny raha nentin’i TONY ho porofo any aminao izany Atoa Siteny! Miaraka aminao izahay Atoa Ssiteny hiaro an’i Tony!

  • @JrGuillaume-o5s
    @JrGuillaume-o5s Před 19 dny +7

    Fitondrana tsy mahazaka démocratie mba hitana aty ny olo nagnambara vary lo iny fa ingny no tsitianjare io nagnambara zavamisy de isamborina ogadraigny

  • @kotorazaka4364
    @kotorazaka4364 Před 19 dny +11

    Sambory koa I président Ravalomanana raha sahy hijeretsika azy ! Zahay rangah tsy atahotra anareo intsony eto na hinona idona na inona iantra fa tena anohitra amizay izahay fa ampy zay

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 Před 18 dny +1

    💔💔💔💔💔💔💔💔

  • @sharashara7179
    @sharashara7179 Před 19 dny +6

    Tena fanjakana barofo zao ,zay miteny marina de samborina,aza manakiana nareo toliara hamarotana vary maimbo zany asehoy zay misy azy na gasy na karana misy zany vary zany teneno erak tambazotra am zay afaka hagege zareo

  • @AlanFrancky
    @AlanFrancky Před 19 dny +5

    Pitondra adala no misy @ zao

    • @DARIVONY
      @DARIVONY Před 19 dny +1

      Mpanohitra vendrana sy kanosa no misy eto! Bé Vava fa Tsisy apôaka, miantehitra @ vahoaka bado!

  • @sendramilanja551
    @sendramilanja551 Před 18 dny +1

    Satria tsy afaka hiteny toy izao ataonao izao ny Vahoakan'ny Toliara Honorable ka tsy azo antoka ho marina avokoa zay ambaranao satria efa imbetsaka nilaza vaovao diso ianareo vokatrin'ny politikan'ny fankahalana loatra ka avelao hiasa ny tompon'andraikitra f'aza dia tsabahana lava toy izao satria tsy hahazaka ianareo raha hisy olona hafa koa hitsabaka amin'ny asanareo Député ihany koa

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p Před 19 dny +6

    EFA HITA FA MAIMBO LE VARY KO AONA KOSA IZY NO SAMBORINAREO? FANJAKANA MPANAGADRAGADRA OLONA TY FITONDRANA TY

  • @margueritephilibert6105
    @margueritephilibert6105 Před 19 dny +5

    Tsy jerendreo zany fa alefaso ary iza no naniraka tsy maintsy misy kolikoly ao

  • @noaxpixfull7880
    @noaxpixfull7880 Před 19 dny +3

    Fitondrana raintentaka Sady pelaka higaja koa Zay mpitondra botsy zay

  • @TodianjaraMariekewinah-jv8zv

    Aiza loatra hiafarany Madagascar ty ?

  • @mamisoagremaud6052
    @mamisoagremaud6052 Před 19 dny +5

    Aoza manaiky ary aiza mihemotra fa efa tafahotra fa tsy atao vava fotsiny

  • @danielgoineau1959
    @danielgoineau1959 Před 15 dny +1

    Ataovy madio mangarahara ny lalao raha tena tia tanindrazana marina ianareo mpanao fikafika

  • @user-uv8gt4eh4b
    @user-uv8gt4eh4b Před 19 dny +1

    Fitondrana Mafia
    Aongano

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 Před 19 dny +5

    Marina izany lazainao izany Atoa solombavambahoaka Siteny Andrianasoloniaiko

  • @navalonarandrianarivony2360

    Rariny raha miaro azy ny député Siteny kanefa tokony ho fantatra ihany koa fa misy antony ao matoa nosamborina, isika samy ety ivelany tsy maharaka ny zava-misy marina.

  • @jaomarengatsikoza3140
    @jaomarengatsikoza3140 Před 17 dny +1

    Mitady sotasota ny tgv !

  • @fleurettekobel5797
    @fleurettekobel5797 Před 19 dny +2

    Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Hafatra hoanareo mpitondra sy ianareo miandraikitra ny fampiaram- pahefana sy mpanao lalana Malagasy : mangataka ampanajana hoan'ny fiainam- pirenen- tsika mba tsy hatao hery famoretana ny fanamborana ny vahoaka Malagasy ! Tsy mety ny fomba fanamborana dictature tompoko , tena image ratsy dia ratsy ny fomba fanamborana ny olona sambodokotra toy izany ! Olona manamboninahitra ianareo , nefa manao toetra baribarianina toy izany !
    Ianareo fanjakana Malagasy dia tsy mba mandray lesona sy tsy manao endrika fitiavana ary fanajana samy Malagasy ! Isika manam- pahefana Malagasy dia tena tsy mahay manaja sy mitaiza ny vahoaka hoentina tompoko !
    Koa mangataka ny fanjakana Malagasy hanova ny fomba mamoetra ny vahoaka tsy ankanavaka tompoko !
    Masina ny tanindrazana !

  • @margueritephilibert6105
    @margueritephilibert6105 Před 19 dny +3

    Lasa fitondrana mampihorohoro ny vahoaka lasa toxique. Zahovtdy mahwy ninona no tdy mampihetsika ny vahoaka. Mangina fona

  • @user-qt8xi4hr5k
    @user-qt8xi4hr5k Před 11 dny +1

    Ataovy matsiro ny laoka CHOUX FLEURS reefa mamangy azy eny ambany atsinanana de milamina io ry KODINY BE a ...🤣🤣🤣🤣

  • @EtienneRandriamanana
    @EtienneRandriamanana Před 19 dny +3

    Ramandriaka mihitsy no tadiavina hisy eto Madagasikara angamba

  • @volahantasolofoharimanga7885

    Avelao ho ataony rehefa vahoaka miesona midororororo e....ireo manao cagoules ireo ve tsy avy amin’n'y vahoaka koa?...manaiky? D izay zany

  • @Helene-s4o
    @Helene-s4o Před 19 dny +1

    Fa i siteny io ve tena mahazaka mitondra firenena marina eh .

  • @jabouwadymalakengny6825
    @jabouwadymalakengny6825 Před 19 dny +1

    Merci Prezida

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 Před 19 dny +1

    Olonkendry

  • @Smymahl
    @Smymahl Před 19 dny +1

    😂😂😂i b hozatse ,aleeefa aaaaaa,utgent urgent

  • @lucierazanany1192
    @lucierazanany1192 Před 19 dny +5

    Mitrotro am-bavaka an'i TONY Ary manameloka n'y ajojay fanaporetana an'zay mijoro maneho n'y fahamarinana 🙏🙏🙏

  • @lucierazanany1192
    @lucierazanany1192 Před 19 dny +7

    Mitrotro am-bavaka an'i TONY Ary manameloka n'y ajojay fanaporetana an'zay mijoro maneho n'y fahamarinana 🙏🙏🙏

  • @lucierazanany1192
    @lucierazanany1192 Před 19 dny +3

    Mitrotro am-bavaka an'i TONY Ary manameloka n'y ajojay fanaporetana an'zay mijoro maneho n'y fahamarinana 🙏🙏🙏