Siteny R - GOVERNEMANTA VAOVAO IZAY HATSANGANA ...

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 11. 09. 2024
  • Fanendrena ireo mpikambana vaovao handrafitra ny governemanta ...
    AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅

Komentáře • 23

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 Před 21 dnem +5

    Merci 1000 fois anao Longonay Siteny RASOLONIAIKO, Zagnahary sy ny Razagna hagnampy anareo mihanakavy. ❤❤🙏🙏👏👏👏👏👏

  • @mariefernandesoilhy3719
    @mariefernandesoilhy3719 Před 20 dny +1

    Bravo monsieur Siteny

  • @sandracapon8959
    @sandracapon8959 Před 21 dnem +6

    Bravo. SITENY ainsi.soit il

  • @jeannotrazafindrakoto5719
    @jeannotrazafindrakoto5719 Před 21 dnem +6

    Merci siteny

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p Před 21 dnem +7

    TENA POTEHAN ITY FANJAKANA ITY ILAY MADAGASCAR .
    TAPITRA ALATRA NY VOLAM PAJAKANA .

  • @RatahRatavilahy
    @RatahRatavilahy Před 21 dnem +5

    Miarahaba dia mankasitraka indrindra tamin-ireo fampahafatarana.Hevitro manokana sao dia tokony ajanona ireo vola fanambazana vahoaka izay zaraina eny anivon'ny vahoaka ireo karazana tosika maro samihafa dia avadika ampiasaina amin'ny tombotsoa iombonana,Diso mifintsy ny fanjakana namorona ireo karazana tosika ireo fa tokony Asa maharitra no nomena ny rehetra.tokony naverina ireny orinasa afakaba ireny,mialatsiny tompoko fa olona tsotra ny tenako fa tsy mahay politika fa izay ampandroso no atao.

  • @lovarajohnson133
    @lovarajohnson133 Před 21 dnem +5

    Tena tsara mihitsy ny critique constructive entinao. Mahereza tompoko, ary mino aho fa ho tohizanao izany. Misaotra tompoko!

  • @AlanFrancky
    @AlanFrancky Před 21 dnem +5

    Efa mitapy iny président orange iny matsiso

  • @jeannotrazafindrakoto5719
    @jeannotrazafindrakoto5719 Před 21 dnem +5

    Natao aiza argent malagasy

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 Před 20 dny +1

    "Tsy fahaiza mitantana", hoy ianao.
    Ny fisainana mandeha an tsaina, depuis quelques années, dia izao !
    Tsy ome n'i ravatomanga vola i rajoel hitantanana ny Firenena.
    Eny : io olona io no mitondra ny firenena, fa tsy i rajoel izany.
    Ho fampisehoi n'i rajoel fa izy no rôle, no nanaovany otage momba ny formation n'ny gouvernementa "vaovao".
    Toa hoe mi dongy i rajoel kely, fa tsy ome n'ny dadany bonbon. Ny gasy no pris en otage koa.
    Iza izany no tena olo n'ny mpanjanaka.

  • @tovondrainyRICHARD
    @tovondrainyRICHARD Před 21 dnem +4

    Mr le President

  • @manjakamiadana5554
    @manjakamiadana5554 Před 21 dnem +3

    Raha ny raim-pianakaviana no tsy manome ho an'ny vady aman-janany sakafo, fiarovana, fandriam-pahalelana, fitiavana dia ray tsy mendrika izy izay. Filoha mandainga tsy an-kijanona @ tenany sy ny vahoaka entiny, tsy mampisitraka ny harem-pirenena ho an'ny terataniny dia tsy mendrika e ! Raha ny sakafo ao an-dakozian'i Mialy no tsy avelan'i ANR aroso ho an-janany fa omena hamokisana olona tsy fantatra dia asa izay hanaovan'ny vady aman-janany azy. Ny fitondrana firenena de base dia toy izany koa.

  • @EstenciaCayala
    @EstenciaCayala Před 21 dnem +4

    Mankasitraka e

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p Před 21 dnem +4

    FA NAKAIZZ DAHOLO NY VOLAMPAJAKANA É

  • @MamyANDRIANALY-uy8mv
    @MamyANDRIANALY-uy8mv Před 21 dnem +5

    Asa tsy maintsy mandroso mankaiza hono ity Madagasikara ity @ rêve d'opium-ndRadomelina ? 🤭

  • @williamarsonrandriamahaleo8544

    Nankaiza ny vola ?

  • @mimiseemonnot5425
    @mimiseemonnot5425 Před 21 dnem +1

    Faillzit avoir des
    Couilles mec!
    Et faire partie du firaisankina..
    Au lieu de gaga et variana !!!
    L,' argent?? Osé par de la CORTUPTION !

  • @noelagerard1134
    @noelagerard1134 Před 20 dny

    Paissa naty krkrkrkrkr hahaha

  • @HariRandrianarisoa
    @HariRandrianarisoa Před 20 dny

    Ilay gouvernement anie sady tsy misy plan économique mihintsy eh.

  • @mimiseemonnot5425
    @mimiseemonnot5425 Před 21 dnem +1

    Il faut surtout avoir des couilles

  • @josephinerasoarimalal2979
    @josephinerasoarimalal2979 Před 21 dnem +2

    Tena tsy ny politika no ratsy fa ilay fomba fanaovana politika eto a madagascar mihitsy no tena mamoehatra enao io ao anatiny izany ry Atoa Siteny taiza enao h@zay taona maro izay no tsy nahatsampa anizany Tena mbola satria mamy ny fiarahana niaraka Tao @fitondrana ity Tena tsy mba nahita anao niteny mihitsy, @izao vanim _ potoana niala Tao zao enao vao mahita ho lazaina lava eto bla bla izany ny fanaovanareo politika eto Madagascar atao tohatra ahazoany seza sy tombotsoa manokana fa tsisy anizany Tena fitiavana vahoaka sy tanindrazana izany resabe fotsiny izany Leo anareo mpanao politika ny olona

    • @estellesoumira7010
      @estellesoumira7010 Před 21 dnem +3

      Zahay tsy mitandregny koragna ny Gidro adala karaha anao ty. Zahay mahay hoe: mankasitraka i Siteny . Point. Anao koa tsy faly aminy resaka Siteny io, mandehana Nosy Faly, zay