Marco R - VONOY HO FATY NY MPANOLANA SY IREO MPAMADIKA TANINDRAZANA ...

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 29. 08. 2024
  • AMPIHARO NY LALÀNA , NA @ VAHOAKA MADINIKA IZANY NA @ IREO MPITONDRA FANJAKANA ...
    AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅

Komentáře • 15

  • @user-wy8kd6qp9f
    @user-wy8kd6qp9f Před 5 měsíci +1

    Ianao bé Vava io no tena Mpamadika tanindrazana mialokaloka any lafrantsa, sy fahànan'i lafrantsa!!!

  • @user-oz4nh9wr6c
    @user-oz4nh9wr6c Před 5 měsíci +1

    Marina ny anao Marco

  • @user-oz4nh9wr6c
    @user-oz4nh9wr6c Před 5 měsíci +1

    Ataovy ary hoe ny action direct sur le terrain .
    Marco harainay raha mety

  • @reneedmondguimbretiere2024
    @reneedmondguimbretiere2024 Před 5 měsíci +2

    Fototra ny olana ! Dia zareo mpitandro filaminana sy mpitsara no maha tonga olana misy

  • @hanitrinialaramarimampiani2531
    @hanitrinialaramarimampiani2531 Před 5 měsíci +2

    Za aloha tena d'accord @ le famosirina e! Tena mety mihitsy,de mba tsapany le nanolana ny fangirifiriana nahazo le zaza naolana,izy koa mety tsy hiteraka intsony rehefa lehibe fa efa nosimbaina ny fitaovampananahany😢

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 Před 5 měsíci +2

    Miarahaba anao tompoko ry Meur.Marco ! Tena tsy mankasitraka ny hevitrao ny aty tompoko ! Tsy misy tsara ny zavatra nitranga toy izao resaka habibina, indrindra fa ny fanolanana io! Voalohany tompoko: dia tsy vaovao eto abonin'ny tany ny fanolanana, fa mahatonga ilay olombelona manao zavatra toy izao: dia manana aretin- tsaina sy tsy fahalalam- pomba mikasika ny firaisana ara- nofo ! Anisan'ny fahalalam- pomba tsy tian'ny Malagasy ny mampahalala ny fitaizana mikasika ny firaissna ara- nofo eny @ fampianarana ambaratonga fototra voalohany tompoko ! Isika Malagasy sy ny mpitondra no , mahatonga ny zavatra mamoa- pady izay misy eto @ tany sy ny fanjakana tompoko ! Amiko tsy azo hatao ny mamono olona tsotra izao , fa ny fampianarana ny olombelona no tokony zava- dehibe indrindra eo @ fiaraha- monina tompoko ! Eo koa ny haterakin'ny fahantrana tsy misy hiainana ny olona , koa hatramin'ny sain'ny olombelona ,dia lasa manao zavatra tsy ampiheritreretana ! Ny tena marina dia ilay mpanolana no omena sazy @ maha - olombelona azy ihany , ary ilay voaholana dia homena fitsabona ara- batana sy ara- tsaina ! Mankahery isika rehetra hatrany tompoko , ary enga anie mba hanova fiheverana tsara sy fahendrena ny tsirairay !
    Masina ny Tanindrazana !

  • @dinosamuelson
    @dinosamuelson Před 5 měsíci +3

    izay mihitsy no tsara @ ireo mpanolana, satria na dia vosirin aza ilay olona de mbola velona foana ny mahalehilahy azy fa ilay zaza voaolana no mampalahelo, ka ny tsara dia vonoina izay tratra nanolana zaza

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 Před 5 měsíci +2

    1er seconde dia vita ry lay mpanolana io ry Marco, zany mihitsy no mety amiko, fa mila mijaly kely lay mpanolana alohany hifatesany, tadina lay mpanolana, aveo hampidirana pilipily Dy anatiny lavaka Vôto nazy , mila misy zavatra mamparary azy , otrany firiny fanolanana, aveo vonona, par discrète. 😂

  • @acharaz6926
    @acharaz6926 Před 5 měsíci +2

    Voooonoy

  • @vatosoarojoniaina6857
    @vatosoarojoniaina6857 Před 5 měsíci +1

    MODIA ATY MADA RAHA MAFY E

  • @madaratovo2ratovo403
    @madaratovo2ratovo403 Před 5 měsíci +3

    Be resaka loatra ianao ry akama tsy hitako izay résultat avy aminao !

  • @dieudonnerakotomanga-bs1yn
    @dieudonnerakotomanga-bs1yn Před 5 měsíci +1

    Comment

  • @vazimbatongasaina5061
    @vazimbatongasaina5061 Před 5 měsíci +1

    Mbola miady Amin SOTRO n'y tanana e,Mila régime Kely vao misokatra Io fanahy io.tsy afaka hiady ra mosarena,sarotra n'y ady fa tsy mahazo kivy Ary tsy mbola kivy

  • @marie-louiserazanajanahary
    @marie-louiserazanajanahary Před 5 měsíci +4

    Ka inona kosa no tinao atao,fa tsy bevava fotsiny