TAFATAFA KELY IARAHANA @ PABLO : NY TSARA HO FANTARA MOMBA AZY ...

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 28. 08. 2024

Komentáře • 16

  • @user-jk2lf2bs8h
    @user-jk2lf2bs8h Před 3 měsíci +1

    Tena marina ny teninao koto, satry, zah teraka tany à Madagascar papako vazaha de ny mamako gasy zay NOh mahaizako teny gasy par contre, ton est ici en Europe de tsy mahay teny gasy izy, mafinaritra, il se prépare déjà pour son avenir hoe ande ANY amerika izy satry miteny anglsy, be Asa any koto, soie fièr de tes enfants, tu as réussi, ny zanako tsy eto Marseille tsony ny ray any à Luxembourg de ny ray any Berlin efa hainao tsara reo tanana reo, ny zanako Koa tsy mahay teny, gasy, pablo aime bien ton grâce à lui que tu es devenu intelligent et très instruit

  • @arimananaancette-yz5ul
    @arimananaancette-yz5ul Před 3 měsíci +1

    Mahafinaritra be mahita areo 2 mianaka maresaka mankasitraka.

  • @mamisoagremaud6052
    @mamisoagremaud6052 Před 3 měsíci +1

    Vous êtes fils unique Mr Pablo

    • @mamisoagremaud6052
      @mamisoagremaud6052 Před 3 měsíci

      Koto ooo ny zanako métis fa tsy mahay teny gasy na ny i aza tsy hitsko ny olana @ zany ny zaza ray sy reny malagasy aza tsy mahay teny gasy inona ko io na tsy hay aza teny mijanona any dago io ré eee.

  • @pavo4160-q8q
    @pavo4160-q8q Před 3 měsíci +2

    noheveriko fa ohatran'ny anjely ity izy, hay gilamaso, odoie, raha fanaratsian'i koto gasy izay, tsy tokony hisy pentina mihitsy zanany

  • @loulettepauline4961
    @loulettepauline4961 Před 3 měsíci +1

    Salama ianareo mianaka 👋 mahafinaritra ny mijery ny ray sy ny zanaka miaraka sy mikorana soasoava 😍🥰

  • @pavo4160-q8q
    @pavo4160-q8q Před 3 měsíci +1

    ary mitovy @ Big Mj zanakan'i Koto ty, so de mba zanany ary mahatonga an'i koto manenjika an'i Big Mj tsy mety vita

  • @maeva4796
    @maeva4796 Před 3 měsíci

    Il est fière de son fils,moche ou pas moche c'est son fils,fa nareo ve tsy fière ny zanakareo tafita aminy fianarana,?😢

  • @rakotorakotorahery
    @rakotorakotorahery Před 3 měsíci

    Tsapako fa tsy mora ny miresaka ny fiainanareo, tsy évident fa misaotra anareo.

  • @MrPol18698
    @MrPol18698 Před 3 měsíci +2

    Tonga de asehoy aminizay ny vadiny Koto mba ho hitanay

  • @Mili-d7e
    @Mili-d7e Před 3 měsíci +1

    Mahafinaritra mahita Nareo mianaka

  • @Smymahl
    @Smymahl Před 3 měsíci +1

    Otran hoe mibinabinan toka Pablo 😫

  • @rakotorakotorahery
    @rakotorakotorahery Před 3 měsíci

    Mba au moins asaivo manaja accent farafaharatsiny e : "Koutou" na "kout" ohatra fa tsy "kôtô" (phonétiquement izany an). Tsy "malagazy" fa "malagassy" na "malagass" ohatra. Na ohatra aza tsy mahay miteny gasy, raha mba manonona (prononciation) ny teny (mots) ohatran'ny malagasy dia efa mba metimety satria mampiseho affinité amin'ny malagasy sy madagasikara ny dikany. Fa ilay sady tsy mahay teny gasy no manao prononciation ohatran'ny vazaha dia ohatran'ny tena hoe very tanteraka ilay côté gasy.

  • @MrPol18698
    @MrPol18698 Před 3 měsíci +1

    Be zezita be zany Koto

  • @rabory8499
    @rabory8499 Před 3 měsíci +1

    Manahoana Koto mianaka.
    Tsy antony tsy hahaizana teny malagasy mihitsy ny hoe reny frantsay, teraka teto frantsa. C'est une excuse bidon. Nahoana ary izy no mahay miteny anglisy? Ny antony dia satria misy ny finiavana.

  • @hanitranil4489
    @hanitranil4489 Před 3 měsíci +1

    Koto' is very very bad in English in reality!