RY TANORA VAVY : ILAINA VE NY FANANANA PAPA SÔSY VAZAHA ?? ...

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 13. 09. 2024
  • Misy an‘ity vidéo ty , Manao publicité fa manambady antidahy vazaha , nahazoany izay ilaina rehetra ...
    Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏
    Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ
    Facebook : www.facebook.c...

Komentáře • 20

  • @delicieusescrepes339
    @delicieusescrepes339 Před 4 měsíci +2

    Mahita raha koa i dahy! Tena marina ny zavatra lazainao🧡 Merci!

  • @pavo4160-q8q
    @pavo4160-q8q Před 4 měsíci +1

    anao tsy mahavita hananatra vahoaka 20milions izany eh

  • @user-uv8gt4eh4b
    @user-uv8gt4eh4b Před 4 měsíci +1

    Tena marina ny teninao Koto
    Misaotra @ fananarana.......

  • @ezechielrasi7672
    @ezechielrasi7672 Před 4 měsíci +1

    hay ve tanindrana e , tsy vaovao tsy mahagaga

  • @lolanagel6103
    @lolanagel6103 Před 4 měsíci +1

    Amour par intérêt na ny an'ny lay lehilahy ( raha any Frants'izy mantsy aterin'ny zanany any @ tranon'ny bé antitra ) aty Madà izy misy lanjany ny an'lay vehivavy indray werawera, hakamoana hiasa ihany koa satria ts'misy fahaizana entina hiasa.
    Ary ny ankamaroan'ny vahiny Dia manam-bady vehivavy ts'dia nahita fianarana loatra ( ts'ny vehivavy rehetra akory, F'misy ireo izay manana n'maha izy azy)
    Misy ihany koa ireo vahiny izay nanao adisoana k'mandeha mipetraka eto Madagascar ...'''''''

  • @manga7926
    @manga7926 Před 28 dny +1

    Ny mpandinika lalina mataka lavitra
    Fa tsy takatra olo 😢

  • @AnitaClara-yk6dg
    @AnitaClara-yk6dg Před 4 měsíci +1

    Fahitako azy nohony maha zaza azy izy miteny regny resaka regny mbola hiova mentalités nazy rehefa 30 ans miakatra satria izy efa nahavita hely zavatra fa tegna votoatiny resaka nazy haly izy adalenolona izy manabady matoelahy ,fehiny zaha aloha mbola tsisy eavatra kianina aminazy satria izy mbola kely nohony zaha taonany !

  • @FetraMariange
    @FetraMariange Před 2 měsíci +1

    Mbola eo ihany koa ny Pyramid de Dilts

  • @niainarand3950
    @niainarand3950 Před 4 měsíci +1

    Izao fanabeazana ny toe-tsaina izao Monsieur Koto no tena zava-dehibe satria sarotra amin-tsika izao tonga saina ny Saramba be mbahoka amin’ny rariny sy hitsiny ary amin’ny izay hitondra ny famendrehana sy idéal amin’ny fiainana.Bravo

  • @YedgKgfgh
    @YedgKgfgh Před 2 měsíci +1

    Lasa fitaovanga vatana.zay atao azy .

  • @narcisseakbaraly4946
    @narcisseakbaraly4946 Před 4 měsíci +2

    ❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️

  • @mraj2234
    @mraj2234 Před 4 měsíci +2

    Rehefa manambady papasosy mba hanakarena haingana dia matetika voky ego sy miaina ao anaty complexe de supériorité. Raha tena entrepreneur manana ny maha izy azy angamba tsy handany fotoana hivady arriviste fa olona mitovy valeur aminy no vadiany. Raha mitomany sy manao mampalahelo no ahazoana vola sy cadeau dia tsy ampahafirin'ny michetonneuse any an-dafy ianareo. Remplaçable otran'ny produit périmé, matériel amorti, produit de consommation. Soyez plus que ça, vous valez bien mieux que ça

  • @pavo4160-q8q
    @pavo4160-q8q Před 4 měsíci +1

    ianao koa de misahirana amin'ny vodin'olona foana

  • @JamesWilliam-y3l
    @JamesWilliam-y3l Před 4 měsíci +1

  • @lydiarabarijaona6122
    @lydiarabarijaona6122 Před 4 měsíci +1

    ❤❤❤

  • @jabouwadymalakengny6825
    @jabouwadymalakengny6825 Před 4 měsíci +1

    Il faut du niveau de culture pour comprendre le pyramide de Maslow

  • @josianeharrivel3845
    @josianeharrivel3845 Před 4 měsíci +2

    Ka ilay education mihitsy no tsy misy!Miaraka @papa sosy vazah no idéal, ary tsy tonga saina fa hataon’i papa sosy kilalao ary vidiany @kilaony,mampalahelo ny vehivavy tahaka izao😮

  • @papathirisha7546
    @papathirisha7546 Před 4 měsíci +3

    Makasitra indrindra @ fandraisanao anjara @ fanintsina tanora malagasy ramose a

  • @ramarosonnathanaelomar7116
    @ramarosonnathanaelomar7116 Před 4 měsíci

    💖💖💖💖

  • @lantz-258
    @lantz-258 Před 4 měsíci +1