VALINKAFATRA HO AN' i Andry BIAHARY , TSY ZAZA KELY AHO KA HITADIAVANAO ADY ...

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 29. 08. 2024

Komentáře • 101

  • @pulcheriemendreny2951
    @pulcheriemendreny2951 Před 9 měsíci +4

    Mifankatiava _ianareo fa samy zanak Andriamanitra sady tera tany malagasy bon courage et que Dieu vous bénisse

  • @user-tz6wu4yf8g
    @user-tz6wu4yf8g Před 8 měsíci +2

    Hahahahahahhahahhh... Hay ve ka mbola ngeza ny voatsinapy raha ampitahaina @ hakelin'ny atidohan'ity Bihary ity e 😂😂😂

  • @jabouwadymalakengny6825
    @jabouwadymalakengny6825 Před 9 měsíci +5

    Tout à fait d’accord avec toi Koto. Maro ny gasy na fa aty andafy, mbola ambany mentalité. Afangaro ny fanagnambola sy ny fanagnam-pagnahy

    • @nalijaonatiana6071
      @nalijaonatiana6071 Před 9 měsíci

      marina ny anao, nijery ny vidéo nao za de tena marina mihitsy ny teninao fa tsy mahafantatra ny atao hoe valeur intsony ny gasy.Ny zavatra hita maso no lazainy fa valeur toy ny vola, harena, trano, tany, tarehy sy bika tsara sns nefa ireny dia fausse valeur satria mety lo sy simba. Araka ny teninao de honnêteté, izany zao no tena valeur ary isaorako anao mampiseho an'izany satria izaho efa kivy amin'ireto gasy ireto izaho. Tsy misy mampianatra de zao lasa sauvage zao. Ireo miseho manana lazaina fa manana honneteté teto Mcar de nampianatra hoe : raiso ny volany fa aza mifidy azy. Izany ve aminao ry Koto de honnêteté. Matoa ianao mandray volan'olona de efa voavidiny ianao fa tsy misy olona adala ka hanary vola. Izao voaporofo fa "asaindrajoelina misoratra anarana ny olona hifidy azy fa omeny vola 1500000 fmg hono rehefa tafa izy" de milahatra be teo amin'ny Arena, izao any sabotsy namehana milahatra be. Izay le vokatry ny hoe na ny mpanabe aza vendrana sy tsy honnête akory. Na ny fiangonana de tsy misy azo raisina fa vola foana no ao satria lasa izany no valeur any. Farany teo de nolazaina tamin'y vaovaompiangonanay fa tsy maintsy mandefa vola 5 million par fiangonana izahay hanamboarana trano ho an'ny president ny fiangonana teo aloha : lala rasendrahasina. Aminao ve mety zany hoe ny fiangonana no miantoka ny tranonao. Ny mpiangona koa anie mba te hanana trano de maninona no ianao no iantohana ? Ilay fiangonanana lazaina "sacerdotal" mila fanetretena no lasa fanangonankarena. Misaotra mitohy mananatra fa izahay moa ity ankady ity ko

  • @inayatsama6059
    @inayatsama6059 Před 9 měsíci +3

    D'accord avec toi koto merci et bien dit 👏👏🙏🙏

  • @arlettevonjiarijaona6196
    @arlettevonjiarijaona6196 Před 9 měsíci +3

    Sambako nankatia fanehoan-kevitra nao Koto. Ra sahala amizao n'y fanehoan-kevitra nao. Je suis toujours partante. 👌

  • @iralijohn
    @iralijohn Před 6 dny +2

    Bihary mitovy @ ny mentalité ny olona mimpetraka ao @ quartier Marseille avaratra. Fatatro tsara ary efa mankaleo ny vazaha rehatra eto

  • @user-uf5mi8vl4m
    @user-uf5mi8vl4m Před 9 měsíci +5

    tsara be le valinkafaratra 💪, "ny fanahy no maha olona", ny ankoatran'izay RAJAKO na otrinona volany, na firy tranony, fiarany, vadiny...

    • @nivorasoa6006
      @nivorasoa6006 Před 9 měsíci

      Tena marina bé n'y voalazan'ni Koto vola azo amin'ny tsy rariny tsy mampadry saina

  • @user-ok1sw8vw5b
    @user-ok1sw8vw5b Před 9 měsíci +9

    'koto a.. vitsy no mahatakatra an'zany VALEUR zany aty dago
    VOLA ihany, Vola hatrany..
    vivre au jour le jour,
    MISY VOLA = BOSS
    efa no-formatena tam zany NY MENTALITE ces dix derniers années..
    BADO-isation de la population

  • @alainravonjy5133
    @alainravonjy5133 Před 9 měsíci +1

    Afabaraka ilay Mosquée.

  • @danielladaniella6919
    @danielladaniella6919 Před 9 měsíci +5

    Tatandraza no tokony hanao face-à-face @ Bihary ty

  • @user-hk8rn7lj8m
    @user-hk8rn7lj8m Před 9 měsíci +2

    Ela nanarahako anao mr koto fa ito fanehoak'evitra anao ty tena tiko ,tena niavaka ianao nanomboka t@ debat t@ paul rabary zao ndray Bihary Bravo koto

  • @fanirynomenaraveloson4523
    @fanirynomenaraveloson4523 Před 9 měsíci +6

    Salama daholo ? Tena kivy amin'i Biahary aho ka. Tena mba heveriko fa olona mahafinaritra kay tena tsy azo harahina. Tena zazakely mihitsy !

  • @niainarand3950
    @niainarand3950 Před 9 měsíci +1

    Complètement d’accord avec toi Koto ary tevhihaona Aminao raha possible afaka mahazo mp e?

  • @dimbinialarakotomalala210
    @dimbinialarakotomalala210 Před 2 měsíci +1

    Zao ry zalah le kozy ah, I koto gasy i Andry gasy, mifankatiava ry zalah de omeo anah le sosy ah za zao tena tapaka mitsy. Omeko an lisany le rib fa tsy koi.

  • @acharaz6926
    @acharaz6926 Před 9 měsíci +2

    Mahakivy raha olona toa anareo ireo no atao hoe "influenceurs". Lasa ady an-tsena sy fampiderana taimby no betsaka fa tsy misy hevitra na fandresen-dahatra azo raisina avy aminareo. Ianareo no tena bado sy kentrina raha izao. Mandiniha-tena avy e !

  • @nalijaonatiana6071
    @nalijaonatiana6071 Před 9 měsíci +1

    fa ianao ve zany ry biahary : mafy be ? ianao ary ohatra mifoka môly. Olona mapme ohatra an'io ve. SEG ary tsy laninao nefa lahiantitra be iny. Fomban'olona kely endaka ny bevava, fa aza miraharaha azy koto a , vao ny refiny fotsiny de efa resy izy. Mety hampiasa fanafody gasy sy moara izy vao handresy anao fa avelao any izy hirefarefa amin tay any

  • @livaandriakoto539
    @livaandriakoto539 Před 9 měsíci +3

    Mifampianàra baina isany fa aza mifankahàla,aleo izay manana jiro hanazava izay mbola taraiky,aleo ny saina no hi baiko ny fo fa raha ny inverse no ampiarina dia lasa violence contre violence, comme en ping pong raha tsy vaky ny baolina tsy tapitra en même temps ça génère beaucoup de dégâts.

  • @FR-no2os
    @FR-no2os Před 8 měsíci +1

    Manana fahalalana sy fahendrena ary toetsaina matotra tsara ianao ry Koto. Ny bado dia bado ihany ka mampalahelo, na ny resaka ataony dia tsy mitombina tsy voafehiny ka misavoritaka hatrany.

  • @thierryjose6900
    @thierryjose6900 Před 9 měsíci +5

    Mba haneho hevitra kely, azoko ihany kosa aloha ilay frustration n'i Bihary nahatonga azy nanangana défi taminao ry Koto oe niafara @ resaka oe ndao ary hiady dia hita eo izay mafy amintsika, frustré izy satria nohalainao baraka publiquement kosa nge e, fa maninona ary raha noezahana no contacter-na par téléphone fotsiny izy raha oe misy remarque manokana. Ny mampalahelo ao anatin'ilay izy mantsy dia samy aty amn camps n'ny mpanohitra anie nareo e, nefa dia lasa ridicule oe nareo ndray no miady, peu importe oe tsy dia azoazonao ilay fihetsiny nanoloana ilay débat t@ SEG. Misy lafiny hiderako ny fomba firesakao sy fampitànao hevitra eto amn youtube betsaka, tsy monotone sy miresaka amn fijery mahitsy be, fa kosa aleo mitandrina foana ihany amn teny mety mandratra ny hafa sy mety hanindrona ny hafa satria lasa point négatif amn zavatra mba tsara resahanao indray ilay izy. Ampitiavana be ilay remarque-ko manokana e!

  • @jeanpierrevalerie1160
    @jeanpierrevalerie1160 Před 9 měsíci +4

    COMMENT L'HOMME PEUT- IL ÊTRE
    HEUREUX ?🤔 VOILÀ CE QUE L'ON
    SE DEMANDE .😅
    KOTO : 😅 NE T'AFFOLE PAS LAISSE COULER😅

  • @herihaja5415
    @herihaja5415 Před 9 měsíci +2

    Merci koto mialy

  • @lucazeauricardo2357
    @lucazeauricardo2357 Před 9 měsíci +1

    MBA manana fanihy bihary

  • @raoerasonmialy8276
    @raoerasonmialy8276 Před 9 měsíci +1

    Pas mal kosa ilay explication é, misaotra é

  • @christiansolo2843
    @christiansolo2843 Před 9 měsíci +1

    Bravo koto zan ka Olon-dehibe miresaka

  • @user-ij9qs5xy7e
    @user-ij9qs5xy7e Před 9 měsíci +3

    Il se rend compte avec qu est ce qu'il parle,,baribary 😂😢😅

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg Před 4 měsíci +1

    SilAmo niady am olona oh

  • @nory3337
    @nory3337 Před 9 měsíci +1

    Aty zalahy tsy Madagascar ka Mila tandremana ny Vava raha Mbola tsy manan

  • @francklinrandriamiaranirin9840
    @francklinrandriamiaranirin9840 Před 9 měsíci +3

    mahagaga ahy nareo ny raharahampirenena efa enjana de nareo ndray mifanasa vangy eto maninona raha atambatra ny herinareo sy ny fahalalanareo de hoentina hanavotana io firenena itambarana io mba mahaiza miresaka fa samby olombe mahalala tsara ny mety sy tsy mety fa otrany manao toetsainy ankizy vraiment vous m'envoyez tous deux désolé.

  • @nory3337
    @nory3337 Před 9 měsíci +1

    Mila mitandrina ianao ry zandry Biahary fa aza entiny fo,asa raha mba manaraka vaovao fa bref andraso rehefa manana ilay ttsy hotrany olona jiaby aty vao manao raha hors la loi sao hifototra aminao,calme ihany,olo manana nationalité aza aminizao efa misy halandreo nefa efa 20ans no nazahoany azy,anao ihany fa izahay izay mitazana fotsiny

  • @lydiarabarijaona6122
    @lydiarabarijaona6122 Před 9 měsíci +1

    T inquiète pas mon frère 💓 olo mamon jamala io aza mi adressé parole Amin olo karan io ano

  • @kiadyravoson9430
    @kiadyravoson9430 Před 9 měsíci +2

    Normal hoe Vola no ambony satria io no manampy azy hanana ny besoin fondamentaux. En corrélation daholo ireo. Manambola sy ny fanajana Lalana.

  • @alsace6747
    @alsace6747 Před 9 měsíci +1

    Zah ny tena marina tsy mirevy koto hatramin' izay , fa eto kosa aho dia d' accord aminy .

  • @user-dc9el7fh2x
    @user-dc9el7fh2x Před 7 měsíci +1

    Marina ninao Mr Koto

  • @filohafitea2798
    @filohafitea2798 Před 9 měsíci +2

    zava-dehibe le honneteté sy loyauté tsy azon'ny kolikoly,ny vola dia fitaovana fa tsy Zanahary,anjarantsika mieritreritra

  • @lucazeauricardo2357
    @lucazeauricardo2357 Před 9 měsíci +1

    Ni manana zani tsi mikapokapoka kara la bihary Sady ra mafy ela miverena aty Madagascar

  • @firangodenis7618
    @firangodenis7618 Před 4 měsíci +1

    KOTO éh , tsaroako foana le Angano mikasika : LIONA sy TIGRA , ny resaka n'io zalah henoko t@ 1èr fois itako fa olo misy problèmes @saina izy , zavatra rehetra lazainao KOTO mazava ary mitombina tsara
    Sady ambany saina lery no bé fialonana faitako azy , ary adinony fa en Europ izy .

  • @jonraha588
    @jonraha588 Před 9 měsíci +1

    Izany ve sisa no mba fotokevitry ingahy Bihary

  • @onohelina5723
    @onohelina5723 Před 9 měsíci +3

    Samy adala aby nareo roa io. Tsy itako izay anakianana ny andaniny. Tsy tokony eto amasom bahoaka no ifanan kiananareo. Fa anareo roa any n'y tanjonanareo de te hampandro an i Malagasy any Mada. De tsy tsara ny fanaratsiana. Fa Io zay tsy feno foana io mokombana io. Samia mandinika n'y tenany.Rehefa manaja ny tenanao Enao de manaja anao koa n'y hafa.

  • @alainravonjy5133
    @alainravonjy5133 Před 9 měsíci +1

    OH La La ! Ambany be ilay Biahary.

  • @rivoandriason4243
    @rivoandriason4243 Před 9 měsíci +1

    Aea manambany tena miresaka amy vendrana otran itony ianao MONSIER KOTO fa le mpandainga sy mpivadibafika otran dry pseido general GELÉE reny no tokony hanao cinema aminy .
    Tsy à la hauteur io e..abilap akagny roah!

  • @lijarabenarivo4056
    @lijarabenarivo4056 Před 6 měsíci +1

    Teo anatrehan'ny SEG lery nisalaka rambo !

  • @user-yr5hi5uu9b
    @user-yr5hi5uu9b Před 9 měsíci +1

    Salama Rakoto a!. Zaho aloha Betsileo ka tonga de cop elahy am le resaka Betsileo nataondrangahy. Ny hevitro:Zay teneniny Biary am halatra a Mcar de marina sady ilaina satria hisy fiatrakany am histoir sy revolution a Mcar. Fa zaho koa efa niteny teto fa tsy hainy lery namoaka azy satria tsy ampy fahalalana izy ary tokony hatosika. Le miady koa aho tsy daccord fa fagnambaniatena zany samy gasy. Fa tena izy:hevero sy diniho ny vava avokanao, ataovy lesona zao. Aho koa aloha de efa niandry alahy nagnambany Betsileo io. Fa tsy hofantatrelahy ny olona hamely tehapify anao vo gaga. Tandremo ny vava io. Misaotra

  • @francoratovoson
    @francoratovoson Před 9 měsíci +2

    miavaka ihany ny manan-tsaina / manaova mpampianatra KOTO ahh , mety be aminao ilay iz , mahay manazava lalina

  • @danymivan2998
    @danymivan2998 Před 9 měsíci +1

    Bravo 👏👏👏

    • @danymivan2998
      @danymivan2998 Před 9 měsíci

      J'apprends à vous connaître et à vous apprécier.

  • @gasymotivation1044
    @gasymotivation1044 Před 9 měsíci +2

    Marina kosa n azy satria ts andany fotoana am Vava izy e....solution azo atao zan Koto a💪👈⚠️asio totondry kosa e

  • @florentg.mbolatiana6649
    @florentg.mbolatiana6649 Před 9 měsíci +1

    marina ny anao Koto B a!

  • @kjkcocosquezip3138
    @kjkcocosquezip3138 Před 4 měsíci +1

    Tokony mandeha ihany koto dia
    Mandohalika aminy fa teratay loatra

  • @skoklater_rogue
    @skoklater_rogue Před 3 měsíci +1

    Ay Koto iany koho kay tsy sahy nefa be teny ratsy be sy matilambo any anaty Facebook any anh. Mba mila contrôle iany fa olona efa mba somary matotra ihany eh😂😂, tandremo lesy zany saody maty maty foana any vonoin’ ny olona any amin' ito vava. Ton phD te sauvera pas d'un 9mm ou d'un couteau dans le ventre👏. Gentle reminder to mind your own business and to not go looking for problems.

  • @user-lm8vi4vn5x
    @user-lm8vi4vn5x Před 9 měsíci +2

    beary olo adala

  • @user-nq5om1wx2m
    @user-nq5om1wx2m Před 9 měsíci +1

    Mb karanjaign ologno misaina bravo Koto

  • @user-pg3en3yf4z
    @user-pg3en3yf4z Před 9 měsíci +1

    Tena marina ❤

  • @hasinanandrianina298
    @hasinanandrianina298 Před 9 měsíci +1

    Marin'zany fa i Siteny izao no tena ohatra akaiky amin'zany mivadika arÿ sy atsy noho ny vola.

  • @iralijohn
    @iralijohn Před 6 dny +2

    Mampihome le bihary, quel voyou et honteux celui-là. Mbola gasy petaka ko ty bihary....efa 60 ans passés no nahenoko ny gasy miteny toy izany .....hay mbola tsisy fihovana ny maha gasy an'ny bihary ty

  • @user-sadika
    @user-sadika Před 5 měsíci +1

    Aza dia miseho ho donneur de leçon, un coup ianao miteny hoe( mafy ady ny Malagasy ka tsy misy zavatra iadinin'ny sainy akoatrany fianana andavan'andro, ny ho aniny androany).Eto dia lazainao fa ambany ny toetsaina satria miady sy mitady vola mba ihainanay, ary aza ampitoviziana ny fiananan'ny Malagasy sy ny vazaha. Tsy comparaison mihintsy. Aza mba miseho ho favy foana , t'as quelle niveau d'intellectuel aloha eh! Tsy hoe rehefa mahay mampiresaka eto akory dia olona misaina sy manana fahalalana nohon'ny hafa.Tsy ny stat any ivelany akory no tena marina sy mitombona , ary azo lazaina fa ny akamarony dia manipulation médiatique et intellectuel. Humour à,2€50 ve no ambananao.Ianao ve dia milaza fa honnête sy loyale ianao. Aza mampiresaka fa tsy mitombona ny zavatra resahinao, ny stat dia afaka miteny sy milaza ny tiany ambara.Ianao ve mba miteny hoe coaching( asa mety ahoana ny vokany MDR)

  • @ghaliahgharcia5245
    @ghaliahgharcia5245 Před 9 měsíci +2

    Omeo azy ny sahaza azy koto a

  • @user-ij9qs5xy7e
    @user-ij9qs5xy7e Před 9 měsíci +2

    Reo olo misy vola ,tsiary nivolagna hoe iz misy vola,
    IA ,le olo ivelany no mivolagna hoe misy vola n'a manankaregna FA TSY MIPOERA

  • @EDDA-Rve
    @EDDA-Rve Před 9 měsíci +2

    Biahary zan olon' dry andry pour foutre la zizanie ra mafy Léry avokan' porofo face an seg gelé fa tsy mitady bouc émissaire aza miditra am jeu de dupe naz olo gegy in'

  • @sophieollivier164
    @sophieollivier164 Před 9 měsíci +2

    Koto Zaho manka anao❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤

  • @NomenjanaharyMarie-d4q
    @NomenjanaharyMarie-d4q Před 29 dny +1

    Tena marina zan koto

  • @poundalee5281
    @poundalee5281 Před 9 měsíci +1

    Koto, si ce genre de personne est riche comme il le prétend, qu'est-ce qu'il fout à Marseille❓️❓️❓️ Pourquoi il ne rentre pas à Madagascar pour construire des routes, des hôpitaux, des écoles à Madagascar ❓️❓️❓️
    Tsy mety tofoky poerpoera ity ve ny gasy ❓️❓️

  • @tovoandriambololona4795
    @tovoandriambololona4795 Před 9 měsíci +1

    O ry Koto a, misy an'ilay fomba fiteny hoe raha misy aliaka mivovo anao de hivovo aminy ihany koa ve enao? Ny tiko tenenina dia hoe aza mandany andro mamaly olona adala fa ilay fampianarana sy ny sisa tohizana! Sur

  • @acharaz6926
    @acharaz6926 Před 9 měsíci +1

    Tokony torian'ny SEG @ Tribonaly ity Andry Biaary ty. Un voyou tokony omen'ny vazaha OQTF.

  • @jeanpierrevalerie1160
    @jeanpierrevalerie1160 Před 9 měsíci +1

    Prétentions : c'est un menteur😮 i
    Il fonce encore😂 c'1 malade😅

  • @raholimananatiana6265
    @raholimananatiana6265 Před 9 měsíci +1

    Izany ve ry reto no ataonareo? Faly sy mahazo vahana ery izao ry Rajoelina sy ny tariny maita an izao nefa ny vahoaka Malagasy efa mikikika mitaraiana ,mitady vonjy f anjakan satana ny firenena

  • @samuelrandriamampionona2492
    @samuelrandriamampionona2492 Před 9 měsíci +1

    Olona adala koa ny an koto no hiresahana kkkkkk

  • @tazohdecoration2928
    @tazohdecoration2928 Před 9 měsíci +1

    mahafinaritra koto an

  • @kotondrajaonarajoelisolo4933
    @kotondrajaonarajoelisolo4933 Před 9 měsíci +1

    Mbola adala noho izaho indray ity hoy I Koto. Kay kely aina ko!!! ataovy ihany lety ny vava ah. Aiza ny tsy hahazoan'ny olona anlah

  • @jeanpierrevalerie1160
    @jeanpierrevalerie1160 Před 9 měsíci +1

    😅😅😅😅

  • @user-lm8vi4vn5x
    @user-lm8vi4vn5x Před 9 měsíci +2

    😂😂😂 ingi adala sitranga f aza mangaraka tenenina

  • @chacazoulou6694
    @chacazoulou6694 Před 9 měsíci +1

    Bihary il a un problème psychologique

  • @user-ou9kc5yq6y
    @user-ou9kc5yq6y Před 9 měsíci +1

    nareo roe kwh samby andafy any, zahay amintsika atoy..sahira amy problème fifidiana toy de nareo vasa manao deviation ny attention ny olona mba hampihena ny mega mi suivre ny yputube alefa baka M/car. nareo roe samby pro-Syteny..nareo kwh grave vasa manao kisary mody miady..(désinformation mahatsiravina)

  • @henintsoahasinaravonimpara2376
    @henintsoahasinaravonimpara2376 Před 9 měsíci +1

    Tena ripaky ny fihomehezana aho nahita an'iny déclaration an'Atoa Andry Biahary iny. Tena miala tsiny aho fa vendrana ilay bandy iny. T@ voalohany aho nihaino azy ihany fa avy eo hitako hoe : tsy ao mihintsy e ! Tsy nihaino azy intsony aho fa hitako hoe : tsy misy fotony. Andry Biahary angamba mihevitra hoe : raha mitantara izy, mamoaka ny secret niarahany t@ i Andry Rajoelina sy ry Ravatomanga dia mihevitra izy hoe : madio. Tena miala tsiny aho fa amiko dia tontakely sy bandit koa Atoa Andry Biahary. Tena marina ny anao hoe : olona nangalatra ny harem-pirenena Malagasy Atoa Biahary. Dia io lasa any ivelany io, mitsoaka angamba. Isaky ny manomboka vidéo anefa Atoa Biahary dia manonona ny anaran'Andriamanitra, mivavaka mihintsy aza. Tsy logique mihintsy ilay hataony. Ridicule e ! Izay fotsiny. 🤣🤣🤣🤣🤣

  • @dorotheerichard7632
    @dorotheerichard7632 Před 9 měsíci +2

    Iza no alainareo n'y bé vola sa n'y bé Vava?

  • @darivo9977
    @darivo9977 Před 9 měsíci +1

    5:02

  • @poundalee5281
    @poundalee5281 Před 9 měsíci +2

    4:00, je fais des commentaires en fonction du bla bla bla de ce Monsieur hyper riche Andry Bihary ,
    Quand on est vraiment riche , on n'a pas besoin de le crier sur le toi.
    C'est une mentalité de merde io poerpoera riche io , NY TAPANY IHANY NO MIKOBANA

  • @manjakamiadana5554
    @manjakamiadana5554 Před 9 měsíci +2

    Aza mitady buzz miresaka fiainan'olona sans permission kosa aloha i Koto fa tsy hainao sur qui tu peux tomber e ! Personnage public sy politique moa hafa.
    Tena marina aloha fa aleo miasa sy voatahy @ vola azo @ atsembohan'ny tava e ! Toroy hevitra ilay zandry hamerina ny vola azony t@ tsy Fahamarinana e ! Sao dia tsy ringa na boxe no ao ambadiky ny resaka fa ketrika hafa fa i Koto no tsy mahatakatra ? Asa aloha

  • @lucazeauricardo2357
    @lucazeauricardo2357 Před 9 měsíci +1

    Quite notre territoire bihary de pas chez toi isi c pas que tu vole et tu viens chez nous pour abrité f bour ton momon

  • @bilakely1287
    @bilakely1287 Před 9 měsíci +3

    Je mets 1oo euros sur le gros con.

    • @lantz-258
      @lantz-258 Před 8 měsíci

      .... Euro 1OO is nothing, send me your international bank account, i'll add it for U Bila

  • @moniquelenivet7490
    @moniquelenivet7490 Před 9 měsíci +1

    Franchement, vous n'avez pas besoin de vous justifier. Je crois que vous perdiez votre temps à vous comparer avec quelqu'un qui ne mérite même pas que vous lui consacriez 1 mn. Mr , l'essentiel c'est que vous sachiez qui vous êtes. Laissez ce Mr Biahary se ridiculiser lui même. Il est idiot, inculte, jolahimboto. Laissez le dans son délire. Vous n'avez pas besoin de raconter votre vie.

  • @user-ij9qs5xy7e
    @user-ij9qs5xy7e Před 9 měsíci +1

    Combat???5000€????
    😅😅😅😅😢😢😢😢😂😂😂😂

  • @nory3337
    @nory3337 Před 9 měsíci +1

    Aty zalahy tsy Madagascar ka Mila tandremana ny Vava raha Mbola tsy manan

  • @nory3337
    @nory3337 Před 9 měsíci +1

    Aty zalahy tsy Madagascar ka Mila tandremana ny Vava raha Mbola tsy manan

  • @nory3337
    @nory3337 Před 9 měsíci +1

    Aty zalahy tsy Madagascar ka Mila tandremana ny Vava raha Mbola tsy manan

  • @nory3337
    @nory3337 Před 9 měsíci +1

    Aty zalahy tsy Madagascar ka Mila tandremana ny Vava raha Mbola tsy manan

  • @nory3337
    @nory3337 Před 9 měsíci +1

    Aty zalahy tsy Madagascar ka Mila tandremana ny Vava raha Mbola tsy manan

  • @nory3337
    @nory3337 Před 9 měsíci +1

    Aty zalahy tsy Madagascar ka Mila tandremana ny Vava raha Mbola tsy manan

  • @nory3337
    @nory3337 Před 9 měsíci +1

    Aty zalahy tsy Madagascar ka Mila tandremana ny Vava raha Mbola tsy manan

  • @nory3337
    @nory3337 Před 9 měsíci +1

    Aty zalahy tsy Madagascar ka Mila tandremana ny Vava raha Mbola tsy manan

  • @nory3337
    @nory3337 Před 9 měsíci +1

    Aty zalahy tsy Madagascar ka Mila tandremana ny Vava raha Mbola tsy manan

  • @nory3337
    @nory3337 Před 9 měsíci +1

    Aty zalahy tsy Madagascar ka Mila tandremana ny Vava raha Mbola tsy manan

  • @nory3337
    @nory3337 Před 9 měsíci +1

    Aty zalahy tsy Madagascar ka Mila tandremana ny Vava raha Mbola tsy manan

  • @nory3337
    @nory3337 Před 9 měsíci +1

    Aty zalahy tsy Madagascar ka Mila tandremana ny Vava raha Mbola tsy manan