TOETRAN’NY LEHILAHY MANAPOTIKA NY VEHIVAVY NIARAKA TAMINY [ Fabre Lucien Jaozafy ] ...

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 13. 09. 2024
  • REHEFA MANORINA NY FIAINANY VAOVAO DIA TSY ZAKANY ...
    Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏
    Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ
    Facebook : www.facebook.c...

Komentáře • 29

  • @ericmahavita6984
    @ericmahavita6984 Před 2 dny +1

    manina raha mba nandrasana nahitana profo zay vao nisarahana ry Mr Koto, ny adversaire nge ry Koto de ts mikatsaka afa ts ny hamotika anao foana e.

  • @stephenj7739
    @stephenj7739 Před 7 měsíci +7

    nanao erreur grave ilay madama , na nanao firy mille kilometre ary lery , tokony nareo roa au moins nitsena azy ary tokony nahalala programme jiaby i Koto , merci tam video

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 Před 7 měsíci +3

    Miarahaba anao ry Koto !
    Mihaino ny tantaranao izany tompoko dia izay mihintsy no mahatonga ny fahantran- tsika Malagasy ! Mihevitra ve ny olona toy izany hilam- piainana mandrakizay : ( tsia tompoko ). Matoa lasa misy tohiny ilay tantara ry Koto , dia efa hanasazy azy ny haratsiam- panahy nataony hatrami 'izay , na inona ny fahaizany , na inona ny fananany eo @ fiainany ! Koa tsy mila kivy , izay olona rehetra tratran'izany tantara ratsy toa izany ! Satria ny tody tsy misy , fa ny natao ihany no miverina !
    Bonne chace ry , fa ianao dia efa ho lasa lavitra ,raha tsy mitazona ny alahelonao @ olona mpamosavy tahaka izany !
    Masina ny Tanindrazana !

  • @cliniquesaintlaurent4385
    @cliniquesaintlaurent4385 Před 7 měsíci +1

    grave zany koto, intelligent mihoatra an'i koto koa zany lery

  • @user-ls2yz5zi2s
    @user-ls2yz5zi2s Před 7 měsíci +1

    Azafady Mr Koto fa raha miheno ny fomba fanazavana nao ny problèmes nareo io de misy erreurs nao ihany koa ny ao,, ialako tsiny raha ohatra tsy tinao ny fomba firesako, Aloha manka vady de tsy maintsy mba manadihady aloha na vadinao io ihany tokony ho niteny ny marina aloha honanao Mariage io amizay mazava na honinkenao na tsia , , vadinao io efa nilaza hoe nasaraka aminao aho de tsy miverina aminio, , efa mazava zany ry Koto tokony ny tazominao ny vadinao,, miala tsiny aho azafady MR KOTO ,

  • @fanoxp
    @fanoxp Před 7 měsíci +3

    Fatra-pifidy ny manganana i Jaozafy tamin'ny fisafidianana vady ka tojo ny mangidy. Tsy afaka mihitsy ilay vadiny amin'izao.

    • @user-sl9mk4mt4x
      @user-sl9mk4mt4x Před 7 měsíci

      Niaraka indray MANDEHA IZY IREO t@ hotel fa kanefa efa tsy ilain’ilay vehivavy vadinao io IZY , fa nanao any ha feste a ilay vadinao fa nanenenany , satria raha tena tsy te guardala aminy ny vadinao , dia Tsy noteneniny t aminy fa tsy teo antoerana ianao

  • @user-sadika
    @user-sadika Před 7 měsíci +1

    Izay no andikan'ialahy ny atao hoe Vertu, fa ianao miteny io ve mba mba manana an'izany, mpamosavy milevina amoron-dalana ka mahatatesa ny valin-kitsaka. . Tsy mahataty rehefa ny hafa no manenjika an'ialahy, fa ianao manana ny droit rehetra(Manenjika manaratsy,manalika olona, nefa ianao no tena '(amboa razana).Ka ny olana tia an'ialahy olona mitovy toetra @ialahy ihany eh!.Alors fa zanaka olona mafy ady tonga injenera, ilahy mba tonga aiza. Raha olona dondrona ve izy dia ahavita izany hoe fianarana info izany.Fa aiza ny dignité humaine anao, fa lacheté humaine no misy

  • @kjkcocosquezip3138
    @kjkcocosquezip3138 Před 7 měsíci +5

    Maivan-doha ny vadin- la ry Koto a. Tsy tokony nanaiky contact taminy akory dia vita. Sady izy efa nilaza fa tsy mila azy koa inona indray no nandehanany tany @ hotely ? Mba noheveriny ve ny consequence ? Tsara ny divorce sinon lasa mihamafy orina ilay relation toxique.

  • @atsia
    @atsia Před 7 měsíci +2

    Lalina zany tantara zany. Bon courage

  • @lydiarabarijaona6122
    @lydiarabarijaona6122 Před 7 měsíci +3

    Le vehivavy mintsy no tsy nandinika olo efa tsy norarahan azy ve tokony mbola hifaneraserana aza kivy koto fa mbola ho avy ny tena anjarano❤

  • @bannerbruce5618
    @bannerbruce5618 Před 7 měsíci +2

    Misy haine ao aminao izy

  • @FlavienCharlesranaivo
    @FlavienCharlesranaivo Před 7 měsíci +4

    Ilay sipa mbola te hiaraka @ ilay bandy nohon'ny fisiany ilay Zaza! Mety ilay décision nao! Tôt ou tard mbola hisy zavatra hafa ...ilay sipa koa tsy franche aminao !

  • @norlineyvon5446
    @norlineyvon5446 Před 7 měsíci +2

    Tsy mahagaga, efa io fo eky fanaontsika Gasy n'a Dago n'a Andafy n'a lahy n'a vavy 😢 efa vita zany fa aza manaiky exister ny Koto

  • @user-lm8vi4vn5x
    @user-lm8vi4vn5x Před 7 měsíci +1

    Sady bé maro Vava zareo avi angi

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 Před 7 měsíci +2

    Ireo Ajoujou ireo baka farany vantara ry Koto, havoa KOTRY aby ireo io Mayotte ao sasany, na papier français tsisy, henhehiny police, la Paf izy ireo, mihazakazaka ndraiky Malêtte jiaby. Kkkkkkk

  • @ANSLAVERITECHRISTIQUE
    @ANSLAVERITECHRISTIQUE Před 7 měsíci +2

    Mbola manontany ny hafetsendratsy sy ny fisainana lomorona ambanin’i tongotra sy toetran’alika an’i Satana ihany angaha ianao hatramin’izao ?
    Efa izany no asan’i satana mitondra, mibaiko, manandevo sy manimba ny fiainan’ireo saina isankarazany izay azony anampanaoviny ny maha ratsy azy ary ampisainany ny maloto ny saina maro dia maro eto ambony tany eto, arapisainainana sy aratoetra izany.

  • @lantz-258
    @lantz-258 Před 7 měsíci +2

    Thanks Koto, (It’s good and best not to display your private life in public) because it’s “your private life”

  • @NadiaLambalove-hg5ex
    @NadiaLambalove-hg5ex Před 7 měsíci +1

    Aza tezitra@ io lehilahy io ianao
    Fa n'y Vadim ariage nao no tsy nahay nitazona n'y tokantranonareo.
    Maro ny vehivavy MANANA ex
    Fa tsy misafotifoty hotr.izany.
    Ka tsy couple solide n'y anareo
    Ka n'y jolahy miditra manelingelinz anareo
    Aza manao fahavalo
    Tsy azo fototra
    Fa vadimariage zany
    Mitazona n'y tokantranony.

  • @user-lm8vi4vn5x
    @user-lm8vi4vn5x Před 7 měsíci +1

    OK les sièges non ouais la team

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 Před 7 měsíci +2

    Marina izany teneninao zany ry Koto

  • @user-lm8vi4vn5x
    @user-lm8vi4vn5x Před 7 měsíci +1

    maringa loatra zany ee

  • @krismasy8709
    @krismasy8709 Před 7 měsíci +2

    Iny indray izao é ! Fa Iza io?

  • @BrahimHafizou
    @BrahimHafizou Před 7 měsíci +2

    Azafady aminao koto fandrbagna vadiagna tsy mifidy faritry aviagna fa zahay Ajojo volagny nao io tsy marque ny poèra ao Diego ny mora Aminy volagna nao jiaby kaza mitondro Razagna fa zay olo tsy Ajojo nandrobaka vadiagna nao tokony ambara no ny agnatiny tratra no maheza magnano fagnoaragna izikoa anao olo mahay mivolagna mampala helo zahay boaka Diego fagnambaniagna atao nao zahay Zanatany comorien tsisy probleme andreky ano oú bien olo boaka Diego maheza magnoatra volagna Azafady

  • @NadiaLambalove-hg5ex
    @NadiaLambalove-hg5ex Před 7 měsíci +1

    Tsy mitovy n'y fisainan.olona REHETRA
    Tsy fantatra n'y marina@ lehilahy s'y vehivavy.
    OLONA Samy NIHANATRA ianareo
    TSISY OLONA Hafaka manapotika n'y Hanjaran.olona
    TSY neken.Andriamanitra IZAY REHETRA tsy tontosa.
    Mampalahelo Ilay ex nao Koto
    Very papanjanaka
    IZAY navonany
    MBOLA very Tokantrano mariage koa
    Mahereza
    Fa tena henjana
    Aza mifanome tsiny lotra
    Fa n'y fihainana
    Samy miaro IZAY tokony hiarovany

  • @raphaonikaracenoiretblanch5821
    @raphaonikaracenoiretblanch5821 Před 7 měsíci +2

    Misaotra @ anatra sy ny fampizarana Koto. Misy zavatra iray no manitikitika ahy, zany hoe ny tanjon'io rangahy io izany dia ny namotika ny fiainanareo sy ex nao ? Azo atao hoe mahomby ihany izany indraindray ny habadoana ? Sa ny intelligence nao no mametraka anao ho victime an'ny zavatra nataony ? Ary raha notohizana iany ny fiarahanareo roa ( amafisina satria sedra ihany izany ) asiana fepetra ? Tsy maneso akory fa mba heritreritra iany ny ahy iny...

  • @pippen2212
    @pippen2212 Před 7 měsíci +2

    Tsy fantako izay nosoratan'ilay Jao anankiray any, fa tsy maintsy notantaraina ve ilay tantara manokana anareo ? Fa azo antoka fa tsy misy hidirana diplaoma ny tena fiainana, tsy misy hoe avy any Avaratra fa rehefa ambany fisainana dia ambany fisainana. Mila miroso foana ny dia, ny mpakahala tsy maintsy misy foana.

  • @user-rb4gk9np9d
    @user-rb4gk9np9d Před 7 měsíci +1

    Ef ianao no vadiny d aza apifandraisina amindehilahy hafa tsony izy.midika ts fitiavanazy n fanerena azy handeha aminolonkafa

  • @Smymahl
    @Smymahl Před 7 měsíci +1

    Ts tena nitia an i koto le vevav fa niezaka hanantona ilay bandy no nanekeny ho vadin i koto e! Matoa izy ts niteny ko hoe efa niteraka avant mariage ,matoa izy nanatitra bandy hatrany @ hotely dia tao raha ,mbola tia an i jaozafy izy ,ts manin zany fa mba voa ko ndrai2 e !