RESAKA PASITERA HERITIANA sy ny FIVAVAHANA EN GENERAL ...

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 13. 09. 2024
  • NY POSITION ' KO MAHAKASIKA NY FIVAVAHANA SY NY ÉGLISE , AO @ VIDÉO KA ARAHO HATRA @ FARANY ...
    Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏
    Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ
    Facebook : www.facebook.c...

Komentáře • 76

  • @kotorazaka4364
    @kotorazaka4364 Před 16 dny +3

    Merci koto a! Marina ny lazainao

  • @niainarand3950
    @niainarand3950 Před 9 dny +1

    Miala tiny Koto, ny problème dia tsy ny baiboly fa ny « réligion » na foto-pivavahana (na catholique , na protestant, na évangélique, na adventiste na fivavahana Milaza azy ho Kristina) nefa mangoron-karena sy manaraoraotra sy manao chantage ny mpino. Ny Malagasy di mpino an’izany Zanahary talohan’ny niavin’ny fivavahana kristiana. Mitovy he vitra Aminao mikasika an’ ireo mpitondra fivavahana rehetra ao Madagasikara ireo. Ny ministra ny fitsarana gasy mpivavaka nefa manao izay kolikoly sy tsy fahamarinana mambotry ny Malagasy sy ny firenena. Zamora afaka manao débat aminao Koto fa privée. Misaotra no honey ha farta hampifoha ireo Malagasy

  • @sebastienandria4733
    @sebastienandria4733 Před 17 dny +6

    Hoy ny mpampianatra anay zay hoe: "Finoana no andehananay fa tsy fahitana" noho izany tsy mila porofoina ny finoana satria zavatra tsy hita maso sy tsy azo tsapain-tanana no mila finoana. Maro dia tena maro ny scientifique manao recherche momba an'i Jesoa mba hanaporofoina fa hoe tsy nitsanga-ko velona izy fa niala maina. Marina fa nisy tsy nety ny nataon'ny Eglizy tany aloha tany fa tsy hampivadika ahy amin'ny finoana izany ; tsy ho an'ny fiainana eto an-tany manko no antony ivavahanay. Ny Eglizy misy anao koa dia tena mandrisika anao hiasa sy hivelona araka ny sitrapon'Andriamanitra fa tsy hanao Ariary zato am-pandriana.
    Misy marina ny lazainao Mr Koto fa saingy lanjalanjao ihany ilay resaka momba an'i Jesoa. Mirary soa Ray aman-dreny a.

  • @bienvenuerahoilijaona1164

    zavatra anampiako resak'i Koto; miezaka zah nanazava t@ olona oe:
    - raha samy finoana, maninona ny zvtr notompoin'ny Malagasy no lazaina fa sampy sy abokaina;
    - kanefa izy ireo ihany koa ka manompo zavatra tsy hay ?
    zah niteny eo raha samy hanompo ihany aleoko manompo ny finoandrazako!
    fa ompa rarakompana nahazo ahy!

  • @zakasoaravi8962
    @zakasoaravi8962 Před 17 dny +9

    Misy marina ny tenin'i Koto mikasika ny fomba tokony hakana tahaka an'i Jesosy. Fa ltafahoatra loatra kosa indray raha Ny Tompo Jesoa no lavinao ny fisiany. Aza miteniteny foana leroa, asio fetra ny zavatra lazaina e.

  • @mamydonne248
    @mamydonne248 Před 10 dny +1

    Fa zao kosa aloha : Iombonako hevitra amin'i Mr KOTO fa tsy izay rehetra manana "doctorat en Théologie" dia masina sy marina dahiolo. Sady ny toriteny tsy atao hiresahana olona na hiresahana vola aman-karena???? Fa hitadiavana ny fiainana ankoatra izao hitantsika izao

  • @Tahmam-xz5ob
    @Tahmam-xz5ob Před 11 dny +1

    misy afrikana be de be kou eto madagascar, de misy an'i episkopo edouard

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 Před 17 dny +5

    Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Tena Pasteur sampona ity Rangahy ity , ary tena Pasteur santoka tsy mendrika ! Izay nihaino azy rehetra t@ fanambarany teto @ CZcams teto tompoko , dia tsy olona sagnagna ,koa tsy mahafantatra fa iza no tiany henjehina tompoko !
    Efa tena manahirana ny fisain'olona toy ireny , indrindra fa milaza Pasteur , koa ireny ve ny toe- tsaina ?
    Marina 100% izany resahan'i Koto izany !
    Masina ny Tanindrazana !

    • @Zah_Gasy_Be_Kritika
      @Zah_Gasy_Be_Kritika Před 17 dny +2

      Mitovy amin'ny mpiandry osy & bengy mpanasa vola toy ny rehetra ihany izy io. Ny samy mpanasa vola amin'ny fomba sy sehatra maro samihafa dia tsy mba mifanasa moa tsy mifandoto na vangin'elefanta io na tavoahangin-tsirontany. Ny sasany manokatra studios na manangana tarika dia mihirahira fatifatinà hira etsy sy eroa atao fanasana vola. Misy koa manangana karazana "fondations" rehefa te hanasanasa ravinahitra maloto. Misy koa ireo manokatra hôtely sy restoranta na doka na labotika na salons de coiffure sy ny karazany hatao fanasana ilay izy ihany koa. Izay tsy mahay manasa dia voaasa sy voasasa any amin'i Pasitera. Ny lanitra sy ny tany no fetra.

    • @jeanmarcravonin2478
      @jeanmarcravonin2478 Před 17 dny +1

      Marary indray ialahy r ilay Vodin dreniny Gidro be kibo be Taimbava ity fa lalaovina n'y olona n'y anaran ialahy an
      Ahoana moa n'y olona no hanao Débat @na Apondra naha tsy d accord @ ilay Pasteur aza aho fa Mba misaina dia mijereva Fitaratra Ary tsakotsakohy tsara ao è

  • @dorisrekevera8990
    @dorisrekevera8990 Před 17 dny +7

    Tena mapalaelo lay gasy zoky Koto 😢tena efa vo tateraka n cerveau am fivavahana 🙄🙄😪

    • @lantz-258
      @lantz-258 Před 17 dny +1

    • @ctmdrivetest789
      @ctmdrivetest789 Před 17 dny +1

      otranao ihany mampalahelo koa my fijerinay anay anao ,efa voan kito loatra

    • @yvette5974
      @yvette5974 Před 17 dny +2

      FIVAVAHANA
      SY REVY( BAR)
      IREO NOFOTOTSAINTSIKA MALAGASY.
      TSY AMPY NY FOTONA HIASANA MBA HIALANA @ FAHANTRANA
      DIA MIVARILAVO@ IREO FIVAVAHANA
      BAR
      NO SISA ANTI DÉPRESSION MISY AO MADAGASCAR

  • @kotorazaka4364
    @kotorazaka4364 Před 16 dny +3

    Lasa atao fitadiavam-bola ny fivavahana eto Madagascar, lemena ny sain'i olona , sasàna ny lohan'i olona satria mahantra sy tsy dia manam-pahalalàna loatra ka araraotin'ireto mpitondra fivavahana mahay miresaka sy mandresy lahatra ireto !
    Manankarena avokoa izireo amizao fotoana izao
    Ataon'izireo izay tsy hieritreretan'ny olona fiainana fa tezainy hanompo sy hanaraka izay lazainy mba azahoana rakitra betsaka

  • @yvette5974
    @yvette5974 Před 17 dny +4

    MBA MIANGAVY anareo lohampiangonana rehetra MBA hitarika n'y sain.olona @ Tenu.AndriamanitraNY HANTSEMBOHANAO HIANY NO HAHAVOTRA ANAO
    MILA MIASA NY OLONA IRAY VAO HAFAKA MIVELONA
    MBA hampianaro mamboly n'y mpino rehetra any ambanivolo fa tsy lany andro mitsuvorivory mpiangonana FOTSINY.
    Mampalahelo n'y fihain.i mpino any ambanivolo
    N'y hanantsonga hividiny any andrenivohitra.
    Tsisy fotona hambolena fa lany andro @ fivoriampiangonana isamparitra fona.
    MBA TOKONY HANANA VOLY KELY ISAKAN.I FIANGONANA NY MPINO ENY AMBANIVOHITRA

  • @nestymao1403
    @nestymao1403 Před 16 dny +3

    Tsy Pasitera zany Heritiana fa AMBOADIA

  • @livaandriakoto539
    @livaandriakoto539 Před 12 dny +1

    😂😂😂e n'en peut plus tu me tues surtout vers la fin hoe n'y gasy ve avelan'i Jesosy hihinan'ilay nolazaiko

  • @ArmandMamba_
    @ArmandMamba_ Před 12 dny +1

    fandrebirebena no betsaka Koto a, refa tena latsaka ao anaty fahantrana d mora rebirebena, reo nge efa ts afaka na misy ny fivavahany na tsia.

  • @bienvenuerahoilijaona1164

    zah efa leo raha mba miteny ireo fianakaviana resaka ohtr 'izany fa ny tena indray no lazain'ireo fa nidiran'ny DEVOLY hono 🤣🤣

  • @user-bq5dh3xc6t
    @user-bq5dh3xc6t Před 16 dny +3

    Ka ny an'ny gasy maro an'isa anie vavaka miambahamba e!

  • @berthineoussenicombo982
    @berthineoussenicombo982 Před 14 dny +2

    Hapafolo-karena tsy mety amiko

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 Před 13 dny +2

    Chauffeur taxi mo pasteur Hertiana taloa ô? Zao kosa nge izy Tonga de baibla be e!

    • @ArmandMamba_
      @ArmandMamba_ Před 12 dny

      fivavahana no taxi @ zao d n vendrana rehetra no client

  • @MrRazafinjaka
    @MrRazafinjaka Před 15 dny +1

    Shalom
    Matio, Lioka, Jaona, Petera,... Dia niara- niaina tamin'i Jeso ka.
    Dia nanoratra izy ireo.

  • @mamydonne248
    @mamydonne248 Před 10 dny +1

    fa zao,kosa Mr ann ! " MAMALY" no sens an'ity "interventuion" ataonao ity hihii

  • @user-ij9qs5xy7e
    @user-ij9qs5xy7e Před 17 dny +4

    Vo meika malaza anao ry Koto,hisaoranao iz

  • @user-uv8gt4eh4b
    @user-uv8gt4eh4b Před 17 dny +4

    Tena marina ny ambaranao Koto

  • @user-uv8gt4eh4b
    @user-uv8gt4eh4b Před 2 dny +1

    Marina ny voalazanao Koto
    Tsy ilaina mamaly sy miady hevitra @ gaigy sy mampihinatay ny dondrona

  • @livaandriakoto539
    @livaandriakoto539 Před 12 dny +1

    Point commun entre mpanao politika malagasy (95%) sy ny mitondra fivavahana(95%) Dia par défaut daholo fa tsy nianatra ( politika, théologie) en plus ireo izay nianatra tsy mi dénoncer ireo mpamita bahoaka,soa fa misy an dr'i Koto miezaka manokatra ny mason'ny Malagasy tsy ny fivavahana no ratsy fa ilay usage fopla ,vokatry ny fanabadoana ny Malagasy,moa izay lanceur d'alerte eto dago rehetra gadraina p daholo 😭😭😭

  • @mamisoagremaud6052
    @mamisoagremaud6052 Před 17 dny +3

    Tsy hoe tsy mino enao fa io passera io mintsy no efa tena misy favoazana. Marina ny anao ary asio tsara mintsy fa manafitoana. Homeo ny sahaza azy

  • @jabouwadymalakengny6825
    @jabouwadymalakengny6825 Před 15 dny +1

    Tant an’efitra i Koto

  • @nalijaonatiana6071
    @nalijaonatiana6071 Před 8 dny +1

    iza no tokon hovahana ikoto ve sa ingahy heritiana

  • @MartialRazafindrabe-zi2jr

    Milay be izany kozy izany❤

  • @andriamiantaroger5281
    @andriamiantaroger5281 Před 17 dny +3

    Tsy mety amiko ilay takiana faha folonkarena kanefa ny Malagasy ( tsy draba izany ) efa tsy mahita izay ho arapako.

    • @ArmandMamba_
      @ArmandMamba_ Před 12 dny

      fanambakana io fakana fahafolonkarena io,

  • @fidinarivorajohnson7228
    @fidinarivorajohnson7228 Před 16 dny +2

    Eo enao miteny oe Jesosy tsy nandositra fa nalain i devoly fanahy ....... sns donc zany mino enao fa tsy nandositra Jesosy de eo indray enao miteny oe manomeza porofo historien patati patata

    • @ArmandMamba_
      @ArmandMamba_ Před 12 dny

      izay vosoratra ao anaty le baiboly no lazainy , fa izy tsy mino, otran historien rehetra mamaky boky

  • @4devmada355
    @4devmada355 Před 14 dny +1

    Any amin'ilay firenena arabo lazaina fa nipohiran'ilay fivavahana kirisitianina nefa aminzao ady be mangotrakotraka, faty olona isanandro, fa ry zareo tsy miantehitra amin'iznay jesosy sy jehova zany kkkk fa ny an zareo tonga dia basy maro vava, baomba, tafondro, fitaovampiadina mahery vaika no miasa. Fa ilay teny hoe jesosy sy andremanitra kirisitianina dia zavatra foronina fotisny handemena saina, zany devoly sy afobe zany dia fampitahorana ny olona handoa vola hampanakarena an ireo milaza azy fa mpitarika fivavahana. sadasada . Mila enjehina ireny karazan olona ireny dia gadraina mihitsy fa fositra iray mampahantra firenena. Tsy ampianarina sy tezaina hiasa sy hamokatra ilay vahoaka fa tezaina sy hampanofisina dia mandry amin'y haimaitso fa tsy hamokatra, hitandrina lalampanorenana, hany ka ireo matory fotisny dia manjakazaka ny sasany nefa tsy afaka hanao na inona na inona, satria efa DOOOOOOOONTOOOOOO SY DOOOONDROOOOONAAAAAA BE LOATRA

  • @ngedabe2515
    @ngedabe2515 Před 16 dny +1

    Atoa Koto aah ! Trotra ny mba Teniko : Ny Mpino an'Andriamanitra dia raha tena Voto-mpinona raha efa Tonga ny Fahafantesany dia Hitsara azy irery Andriamanitra. Midika izany faha tsy manatrik'eo naha ny Pretra, ny Pasitera, ny Fiangonana sy ny sisa... Misaotra anareo mahatsapa faha ny Finona dia Acte Individuel ny Ankaotran'io dia FISOLOKINA.

  • @user-ut2gm9pc4n
    @user-ut2gm9pc4n Před 15 dny +1

    Tsy matiko lolo ndray le farany teo🤣🤣🤣🤣🤣

  • @user-we3pk8zc6r
    @user-we3pk8zc6r Před 15 dny +1

    Koto a Tena marina daholo zay voalazanao zay le resaka fivavahana lasa business fotsiny fa kosa Tena misy ilay jesosy ary ra atao @ finoana ilay vavaka de Azo antoka fa Tena misy izy ary tsarovy ilay teny hoe ny 99% any pangalatra fa ny 1any tompony Mbola hoavy ny fotoana hijijany ny olona izay nafafiny Tsy momba anao aho nefa kosa tsy momba ireo karazana fivavahana misy satria ita fa fanabotrina vahoaka ilay izy zah zao manoratra ity Tena mahazo antoka kosa andefa fa Tena misy ilay jesosy ary efa tsapako t@ fianako izany zay no azoko lazaina

  • @NAMBININAHermann
    @NAMBININAHermann Před 16 dny +2

    Mbola ts tonga any ampototsofony zan Koto f asio mafimafy dray

  • @socrateracyclone6349
    @socrateracyclone6349 Před 17 dny +4

    Andramo indray ny Silamo Koto a

    • @ezechielrasi7672
      @ezechielrasi7672 Před 16 dny

      🤣🤣🤣🤣🤣

    • @ArmandMamba_
      @ArmandMamba_ Před 12 dny

      @@ezechielrasi7672 I Koto nge efa manana n hafa inoany e, fa sujet ao mada reo kristianina vendrana reo d reo no lasa resaka

  • @iaryrajaonaharisoa859
    @iaryrajaonaharisoa859 Před 16 dny +2

    Bonjour, j'ai déjà lu votre témoignage comme quoi que grace a Jésus que vous êtes arrivé en Suisse. Pourquoi ?
    L'homme s'est trompé, c'est dans Job et Esaie qui disent que la terre est ronde.
    Je suis d'accord qu'a Mada la religion prend une ampleur de profit. Ceci ne remet pas en question la véracité de Jésus.

  • @hafarorecworld8392
    @hafarorecworld8392 Před 17 dny +1

    Fa maninona ireo any amin'ilay firenena arabo nipoiran'ilay fivavahana no tsy nanjanaka mihintsy. Fa maninona no tsy voakina mihintsy ireo arabo musulman efa betsaka ihany koa. Fa ireo mpanjanaka ve no ni-profite an'ilay izy. Fa maninona no niparitaka be ny christianisme fa tsy ny fivavahana hafa tsy naharesy lahatra ny olona maneran-tany.

  • @RamanoelinaSitraka
    @RamanoelinaSitraka Před 16 dny +1

    Misy azo raisina ny tenin'ny zoky koto ny amin'ireto pasteur sandoka sy mpandemy saimbahoaka ireto saingy tsy hiombonako ilay negligeance be ataonao hoe tsy misy jesosy..ny antony satria resaka finoana izany,finoana tsy mifototra amin'ny zavatra hita maso fa zavatra any anaty esprit any tsy hita maso fa hinoana any anaty hoy i paoly any amin'ny ROMANA 10;10 "Amin'ny fo no hinoana ahazoana fahamarinana ary ny vava no hanekena ahazoana famonjena"..ary jesosy tsy voatery ampamokatra ny saha tompoko possible mihitsy ianao miaraka aminy fa mety mihinan'ny anamamy araky ny teninao....,,fa ireto pasteur sekta ireto mihitsy no manimba ny image-ny kristianisme,,araky ny teninao hoe tsy voafehiny mihitsy ny asany,..pasitera sandoka. ..Mirary soa indrindra

  • @nyh.gabriel
    @nyh.gabriel Před 16 dny +1

    Misy fotoana hitenenana, dia misy fotoana hanginana

  • @Zah_Gasy_Be_Kritika
    @Zah_Gasy_Be_Kritika Před 17 dny +1

    Ny toritenin'i Koto hatramin'izay dia karazanà fimailo na vaksiny ihany ka tsy mandaitra raha tsy mialohan'ny kaontaminasiônina ny fampiasana azy. Mila soloiny ho serôma ny kabariny raha te hanavotra ny gasy an-tapitrisany izay efa voan'ny valan'aretina mpikiky pôketra sy ati-doha mahery vaika izay tsy mahavery fotsiny fa tena mahafaty fanahy mbola velom-batana.!הַלְלוּיָהּ

  • @amedeerakotondrainy317
    @amedeerakotondrainy317 Před 16 dny +1

    Mazava tsara kosa izany Koto a. asakasak'izay efa voazanaka ara-tsaina

  • @FaithRindra
    @FaithRindra Před 14 dny +2

    Tsara Jesosy! Velona Izy
    Ary ianao izao ve dia hiady hevitra zavatra tsy misy????
    Misy Izy te hamonjy anao koa Izy

  • @Andrianilambertus-ii8fo
    @Andrianilambertus-ii8fo Před 17 dny +2

    Misy ampahany marina ,fa tsy takatrao ny fisian'i Jesosy ka tsy homen-tsiny loatra ianao fa mila mandalina lavidavitra kokoa

  • @user-bq5dh3xc6t
    @user-bq5dh3xc6t Před 16 dny +1

    Na dia tsy nivavaka aza ny gasy tsy maintsy nozanahan'ny vahiny foana e !

  • @ezechielrasi7672
    @ezechielrasi7672 Před 17 dny +1

    inquisition ne concerne que l'église catholique seule, et cette inquisition est annoncée dans le livre de daniel, le livre de apocalypse concernant la prophecy de 1260 années ok le coran parle de jesus , bcp d'historiens parlent de yeshoua ,

    • @ArmandMamba_
      @ArmandMamba_ Před 12 dny

      Parler ne veut pas dire croire, on peut parler de lui comme n’importe qui. Vérifie aussi combien de gens qui disent qu’ils sont chrétiens sont les vraies. Malgré, le christianisme reste faible et voir inutile face à cette situation réelle qui passe dans ce pays

  • @socrateracyclone6349
    @socrateracyclone6349 Před 17 dny +2

    Vakio ny bokin'i Falvius Joseph Koto a

  • @mraj2234
    @mraj2234 Před 16 dny +1

    Maka exemple iray fotsiny aho hanaporofoina hoe inutile sy stérile ny hanao débat ho ana olona tsy mino na dia bacc+13 @ famakiana Baiboly aza. Ao amin'ny Matio 6-9 manao hoe "Rainay izay any an-danitra..." dia ianareo athée spécialiste Baiboly hamaly fahatany hoe, "raha mandeha avion aho izany dia tokony mahita an'i Jesosy?". Inona ny débat intéressant amin'izany? niveau T2.
    Rehefa resaka finoana, kanefa ianao tsy mino fa manao débat niveau T2 dia tsy misy dikany ny débat, raha hanao débat amin'ny Hindous aho dia hiteny aho hoe aiza koa no hisy andriamanitra manana lohana elephant dia vatana olombelona? Raha mandinika tsara ianareo tsy misy fiangarana dia tsy ny finonana kristianina no conneries fa ny finoana rehetra. Fa aza oentina fankahalana diso toerana be fotsiny.
    Izany inquisition izany tsy midika hoe kristianina, izany mihintsy aza no mahatonga an'i Luther nisintaka tao satria, tedavin'ny zareo catholique tamin'izany kobony ho an zareo manokana ny fahalalana ny Baiboly fa ny mpino dia manaiky fotsiny.

  • @TianaRaharinaivo
    @TianaRaharinaivo Před 17 dny +2

    Finoana no ahafantarantsika fa ny tenin'Atra no nanaovana izao tontolo izao.ka sambatra izay mino nefa tsy nahita.

  • @MbolatianaRavaka
    @MbolatianaRavaka Před 17 dny +1

    Zao koto lasa miakatra ny cot tsontsombe sa palais de sport

  • @acharaz6926
    @acharaz6926 Před 17 dny +4

    Koto a le droit de ne pas croire. Koto a le droit de blasphémer. Point barre.

  • @lantz-258
    @lantz-258 Před 17 dny +2

    Ultimately, religion and christianity drive them crazy

    • @ezechielrasi7672
      @ezechielrasi7672 Před 17 dny +1

      God himself is crazy, read and learn the tanach about all the accomplishment of the prophecy ..and now the prophecy about israel is in fullaccomplishment particulary about gaza and the north of israrel (sophonie 2 °)

    • @hanitranil4489
      @hanitranil4489 Před 17 dny +1

      Rehefa tsy mahay teny anglisy dia manaja tena! Åsa miteniteny foana fa mahamenatraTsy ambany akory ny teny gasy...

    • @lantz-258
      @lantz-258 Před 17 dny +1

      @@ezechielrasi7672 who will read and learn a book of crazy with a crazy god?
      what does this crazy say about the prophecy in Mada, where this pastor performs?
      this is why so few people follow this book, and it's mad.

    • @ezechielrasi7672
      @ezechielrasi7672 Před 16 dny

      @@lantz-258😂😂😂😂 are you mad ?
      Ask me while you're at it, what prophecy did God say for India, France, Congo? 😂😂😂 don t read guy , don t care, what this God of Israel said to the Jewish people will happen, whether you believe it or not, like all the prophecies accomplished in the past, you will be surprised like everyone .. that s all , hope you ll find relief, bible is the story of sin and how God resolve it , in that way israeli people is chosen by God to be an example for the word .. ok

    • @ArmandMamba_
      @ArmandMamba_ Před 12 dny

      @@hanitranil4489 zany famalinao zany nge tena famalina olona vendrana e, mba vakio kely alo io nosoratanareo eo ambony @soratra gasy io ra mety? sady pasteur an Mada no sujet d nen dondrona tsy mahatakatra, fahaizana teny hafa no atao resaka. Tena confirmé oe Vendrapory enao😄

  • @yvette5974
    @yvette5974 Před 17 dny +1

    Marina daholo n'y voalazanao Koto.
    Fa n'y fisian.i jesosy kosa no tena tsy tsapanao.
    Mpandray antendrony n'y mpivavaka RAHA Mbola miroborobo n'y tsy rariny @ tanintsika.
    Havelan.i fanjakany miroborobo n'y fiangonana rehetra Dia lany andro any ampiangonana n'y vahoka izay tsy manankatao
    N'a tsy mahita asa.
    TSY SAHIN.IZY IREO NYMAMPITA @ VAHOKA FA.
    TSY HENONA FOTSINY NY TENIN.I BAIBOLY
    FA HIAINANA
    ETO NO HILAZAKO FA MPIVAVAKA DAHOLO ISIKA SY MPIHAINO NY TENI .ANDRIAMANITRA.
    NEFA TSY HAMPIHARINA@ FIHAINANA NY IZAY MBA HENO ANY AMPIANGONANA.
    HOATRA FOTSINY NY HOE::
    NY HANTSEMBOHANAO NO TOKONY HIAINANAO(TOKONY hiasa daholo n'y mpino rehetra).
    2Tiavo n'y namanao hotran.i tenanao(TOKONY hifankatia daholo n'ympino rehetra)
    RAHA mahita n'y firoborobon.i finona eto amintsika kosa tsy TOKONY hahantra zany antsika RAHA Hampiharin.i mpino rehetra n'y tenu.Andriamanitra.
    JESOSY MISY
    NY FIVAVAHANA DIA HITEZANA OLONA HO VANONA
    FA NY MPINO REHETRA TSY MAMPIHATRA @ FIHAINANA ANDAVANANDRO
    DIA LASA VERY SY MIANDRY FANAMPIANA AVY ANY ANDANITRA.
    HADINON.I MPINO REHETRA FA NY HANTSEMBOHANAO HIANY NO HANAVOTRANAO
    DIA FONA DAHOLO IREO MPANGATAKA FENO ERAN I TOERANA REHETRA IREO.
    MIANGAVY AN.IREO LOHANDOHAN.I FINONA REHETRA
    HAMPITA@ MPINO
    JESOSY TSY HANAMPY IZAY KAMO.
    NY MPITONDRA REHETRA KOA MAMELA NY BARNTOKA
    MANAKAIKY ECOLE
    SY MANAKAIKY FIANGONANA
    AZO HAMPIHARINA AN.IE NY LALANA HAMPIHENANA IREO BAR MARO ETO AMINTSIKA IREO E
    AZO HAHENA NY CHAMBER REHETRA FENO MPIVAROTENA REO.
    VALANADAHOLO NY MPONINA SATRIA HAVALANA.
    FIVAVAHANA
    SY REVY NO
    LAHARAMPAMEHANA HAMPANDROSOANA NY MADAGASCAR
    KA RAHA MBOLA IREO ROA IREO NO HAMENO NY TANANA DIA TSY HIVOKA @ FAHANTRANA ZANY MIHITSY NY MALAGASY