Portrait : Max Andonirina Fontaine, ministre de l'Environnement et du Développement durable
Vložit
- čas přidán 29. 08. 2024
- Découvrez le portrait révélateur de Max Andonirina Fontaine, ministre de l'Environnement et du Développement durable à Madagascar, dans cette vidéo exclusive.
Avant de rejoindre le service public, Max Andonirina Fontaine était actif dans le secteur privé avec sa société, Bôndy, mais a depuis trouvé sa voie dans le secteur public. Dans cette entrevue, il partage son parcours, ses convictions et ses objectifs pour l'avenir de Madagascar.
À seulement 28 ans, Max Andonirina Fontaine souligne l'importance des compétences et de l'engagement plutôt que de l'âge.
Ne manquez pas cette opportunité de découvrir le travail et la vision de Max Andonirina Fontaine pour un avenir durable à Madagascar. Abonnez-vous pour rester informé.
#Portrait #Ministre #Environnement #DéveloppementDurable #Madagascar #ServicePublic #Parcours #Engagement #JeunesLeaders #VisionDurable #Avenir #Entrevue
Mirary soa 🙏
1. Gaga amin'ireto miteny hoe ataovy teny malagasy lava ireto aho. O re olona aorian'ny CEPE anie ka tsy misy hafa tsy ny fiteny frantsay no ampiasaina ka hatramin'ny oniversite, ka inona loatra ilay olana.
2. Mbola anisan'ny langue officielle antsika anie ilay frantsay hatreto e.
Tsy miteny aho hoe ambanio ny antsika fa raha miteny frantsay kosa izy tsy tokony asiana olana.
Ny zava-bitany zao no tokony asiana resaka, izaho aloha tsy naharaka loatra hoe inona no tena vitany e.
Film
Tres bon discours, toutefois, faut pas soutenir aveuglement la Presidence
Vraiment bravo, ça se voit qu'il est fatigué 😅
Mitenena alo malagasy de mety miheno anao ny vahoaka sinon mantsitsiny
Zah tsy hoe maninona fa ianao ve minisitra gasy de tsy hiteny malagasy. Ho an'izay mamaky an'ity hafatrako ity dia mianara ihany tenin-drazana fa ilaina, marina fa ny fiteny Frantsay dia anisany fiteny ofisialy eto Madagascar FAAAH na izany aza 😕
Mahay teny gasy tsara io minisitra io fa teny frantsay kosa ve no ametrahan'ny mpanao gazety ny fanontaniana dia ho valiany amin'ny teny gasy e!!!??? Asaivo mamerina manao interview amin'ny teny gasy ny Midi Madagasikara.
Tena ampy traikefa fa mba ataovy itanay le progres,mirary soa Meur le Ministre
Manonofy ny zandrikely