Fanomezam-boninahitra farany ny Filoham-pirenena teo aloha, ny Amiraly Didier Ratsiraka

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 13. 09. 2024
  • "Tsy Filoham-pirenena teo aloha fotsiny no nandao antsika, fa endriky ny fitiavan-tanindrazana sy fiarovana ny hambompom-pirenena" hoy ny Filoha Andry Rajoelina.
    Very olomanga, tia tanindrazana tokoa ny firenena, ary tsy nikely soroka ho an’ny Tanindrazana hatramin’ny fara-fofon’ainy ny Amiraly Didier Ratsiraka. Hitoetra sy tsy azo kosehina ny tantara sy ny lova napetrany ho an'i Madagasikara
    Mandria am-piadanana Amiraly Didier Ratsiraka.

Komentáře • 2

  • @dorisfiringa5383
    @dorisfiringa5383 Před 3 lety

    Repose en paix auprès de JÉSUS CHRIST Notre SEIGNEUR ALLÉLUIA AMEN 🙏🏿🙌🙏🏿

  • @rivorakoto1852
    @rivorakoto1852 Před 3 lety

    Pamono olona laotra io Ratsiraka io