Aody ry analamanga - Malagasy Jazz In Paris - ZikNoLimit
Vložit
- čas přidán 2. 07. 2019
- Concert inédit à Paris organisé par Dassi
Pour une première fois à Paris, les virtuoses du Jazz de Madagascar se sont réunis dont :
- Tsanta le multi-instrumentaliste connu internationalement dans le monde du Jazz,
- Anjaniony, virtuose du Sax,
- Harty, connu surtout à la basse mais reste incontournable quand il sagit de piano,
- Ranto an'i Avo, renommé à la Basse,
- Bolo David, avec ses mains magiques à la batterie.
Sur scène ils ont joué d'une musique sans frontière.
Je suis vraiment amoureuse de la version ❤🎉, je n'ai pas d'autres mots pour dire combien c'est top🙏🫡
Magnifique ❤️❤️❤️
Tsara sady kanto e.👌
Izay vao hitako fa tena tsara Bravo et zalahy a
I Harty Andriambelo ve zany beso zany
Faire connaître notre musique à l’extérieur est très louable et agréable.
I HAPPENED TO PASS BY AND SAW IT HERE ❤❤. VERY GOOD.THANK YOU VERY MUCH ❤❤.
Paotsatroka ry namana isany. Mafy ianareo, misaotra amin'ny fizaràna mozika jazz miteny malagasy.Vakoky ny mahaolombelona ery ilay izy. Siora !
Za leisy màka an'lah hatramin'ny farany ry Harty ANDRIAMBELO a!!!!
Je m'en lasse pas lesy ry zandry isany a, mbola mamerina fisaorana Dia mirary soa foana .
Masaka e..👍👊, mankasitraka anareo!
(Dassi manaloka, haha..., lol) (FH)
Ouuuaaahhhh !!!!
woooow
Sur e zany n malagasy mahay mozika fa ts mozika ankehitriny ao Madagasikara
Tsara be, j'adore
tsara lotra!! merci bcup e!!
Tsara be ❤
💕❤️💕❤️Tsara Tena tsara lotr😍😍😍😍😍
trop bien
Sendra nandalo dia hitako teto. Tena tsara👍👍👍❤❤❤
tena tsara zalah a, merci e
Wonderful interpretation
manja ry zalahy a , super...mci
Thanks a lot
Pouuuuuuuhhhhhh du Jazz de très haute voltige, misaotra e! 🙏🏽
Milay be ry tsamy isany fa merci beaucoup ah!
Wow! Tena Tsara dia tsara eh! Mankasitraka betsaka.
Tsara!!! 👌
Tsara loatra👌❤️
Mankasitraka rahalahy isany ....mahafinaritra Ilay izy atao jazz ....mandrosoa hasina hatrany 😁
Bravo
Tu as vraiment un super son à l’alto notamment à l’octave
Je suis fan
well done Anja! milay be ;)
Misaotra fa tsy nanova ny maha-gasy ny nanaovanareo azy , mankasitraka indrindra.
milay be
Tiako le retenue.. le hoe tsy manao demosy fa expression..
Tsara be
❤❤❤
😍😍
z manokana tsy dia mpankafia Jazz... fa inty kosa tena tssara eeeee
Bravo
Mankasitraka e!
Tsara tena tsara ry zalahy a! sady tiako
hafa dray ty maraina an! Tsy ratsy kosa
Mankasitraka tanteraka ary mankafy ny kanto entinareo
Tena tsara be kosa an..mahazo aina mintsy ny sofina.... mankasitraka eee...
Mankasitraka e -:)
milay e!
Zah aloha de tena mankafia anareo tanteraka zalah. Mangataka mba hanao album tompoko... na Spotify koa. Tahian ny Tompo!
tsara lôtra ....
Matsiro leisy izy izany
Kanto loatra!
Mankasitraka zalahy a
👏👏👏💖💖💖🙏🙏🙏🇲🇬🇲🇬🇲🇬🙂
Meva :D
Tiako lisany
Ngode mba misy afaka manome an ilay marque saxophone azafady indrindra
Selmer markVI
Tiako e
Nisy diso kely v tam voalohany ? En tout cas, tsy akory 1:02 :) tsara o !
Ma
Misy tsirona Yellow Jackets tena tiako @ ilay réarrangement sy ilay attaque amin'ilay sax. Mankasitraka fa tena mahay ianareo
Groupe préféré ako lay Yellow Jacket ☺️