Velikost videa: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Zobrazit ovladače přehrávání
Automatické přehrávání
Přehrát
Tena tsara. Mba aiza zao i Hanitsoa.
Henjana ranga Tosy a tena oe kanto lotry tsara feo aby zanaka malagasy fièr zaho fa Malagasy🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Tosy aiza ty Whitney houston Malagasy ty zay .Grave zany ra hatsaram-peo .
Ny feon'i Hanitsoa somary malefaka mambabo fo izany , tiako ery mihaino azy . Ny feon'i Tosy indray efa iaraha-tsika mahalala fa ambony sy matanjaka . ary kanto tokoa . "Taiko fotsiny tsotra izao ny feonareo,tsy misy hoe nahoana " 💚💛💚💛💚💛💚💛💚💛💛💚 💜💓💕
Игорь Sarcasm mba ataovy we tiako kous ranga ny feon'izy roa fa aza atao anle we taiko kous a .......XDDDDDDD
tosy ta voix c'est......., c'est incroyable
J'adore !!!
Tosy ta voix me fait envoler , continue
Mampitaha anle pazzapa amzao d otrn oe tsara be le taloha
tena tsara tokoa ny mihaino le izy
Mahatsiaro anao😍
mafinaritra be lehira
Tsy mitomany. Tsy Kivy. Tsara ilay feo. Merci e 🤣🎤
Mahafinaritra ny fanehon'izy roa ny hira .
Mirindra ny feon'i Henintsoa fa manaka-danitra ny feon'i Tosy!!!Merci fa tsara loatra ny nanaovanareo ity hira ity
Méchoui😁
tiako be! tsy hita intsony Hanitsoa !
ratsiazo finaritra any Marseille izy raha mitady azy lol 😛
❤😢
Tiko be !!!
Tiako loatra :*
Tosy ranga tokony anandratra Madagascar fa varina any dego any fitsn
Ho anao ry foko!!!
tsy misyfeo mitsu rangah le supa mihira voalohanu
Mahefa ANDRIANAIVO neny tosy ary tsisy firindrany mints avo feo certe fa amle hira ty iz otran mvovoa fotsiny manakatra fa lasa mtsatotsatoka ny feony ts mety amle hira mlamndamna
Tena malefadefaka maka fo sy mandamina be le mpihira voalohany: Hanintsoa! Sady manja!
tsy manana gout mits zan sofinao zan Tosy tena matsiro be feony
Fa tsara be koa Tosy!
tsy mahay mihira hanintso
tena tsara ranga a,tsara lotra
Oie mec aa
Oie 😎
Hahahaha ... Ngah elah mba tia an'itony hira tony?
Aleoko mihaino ilay fihiran'i Hanitsoa na dia hoe manam-peo aza i Tosy.
oui, tsotra ny fihiran'i Hanintsoa azy fa kanto kokoa, nen'i Tosy tsara be koa fa plutôt dans la démonstration vocale. Miala-tsiny raha misy tezitra fa zay no hevitro. Je suis plus touché par Hanintsoa
tsy misy sipa tsara feo no nareo eto mada , milay ehhhh :)
Complementaire be ilay feo anaky roa
Milay ranga le feo eee
Tsara feo nareo
C'est nul
Tena tsara. Mba aiza zao i Hanitsoa.
Henjana ranga Tosy a tena oe kanto lotry tsara feo aby zanaka malagasy fièr zaho fa Malagasy🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Tosy aiza ty Whitney houston Malagasy ty zay .Grave zany ra hatsaram-peo .
Ny feon'i Hanitsoa somary malefaka mambabo fo izany , tiako ery mihaino azy . Ny feon'i Tosy indray efa iaraha-tsika mahalala fa ambony sy matanjaka . ary kanto tokoa . "Taiko fotsiny tsotra izao ny feonareo,tsy misy hoe nahoana " 💚💛💚💛💚💛💚💛💚💛💛💚 💜💓💕
Игорь Sarcasm mba ataovy we tiako kous ranga ny feon'izy roa fa aza atao anle we taiko kous a .......XDDDDDDD
tosy ta voix c'est......., c'est incroyable
J'adore !!!
Tosy ta voix me fait envoler , continue
Mampitaha anle pazzapa amzao d otrn oe tsara be le taloha
tena tsara tokoa ny mihaino le izy
Mahatsiaro anao😍
mafinaritra be lehira
Tsy mitomany. Tsy Kivy. Tsara ilay feo. Merci e 🤣🎤
Mahafinaritra ny fanehon'izy roa ny hira .
Mirindra ny feon'i Henintsoa fa manaka-danitra ny feon'i Tosy!!!
Merci fa tsara loatra ny nanaovanareo ity hira ity
Méchoui😁
tiako be! tsy hita intsony Hanitsoa !
ratsiazo finaritra any Marseille izy raha mitady azy lol 😛
❤😢
Tiko be !!!
Tiako loatra :*
Tosy ranga tokony anandratra Madagascar fa varina any dego any fitsn
Ho anao ry foko!!!
tsy misyfeo mitsu rangah le supa mihira voalohanu
Mahefa ANDRIANAIVO neny tosy ary tsisy firindrany mints
avo feo certe fa amle hira ty iz otran mvovoa fotsiny manakatra
fa lasa mtsatotsatoka ny feony ts mety amle hira mlamndamna