![ndrina ranaivo](/img/default-banner.jpg)
- 30
- 530 315
ndrina ranaivo
Registrace 18. 05. 2008
Video
Ndrina Zopanage - Vizaka ny vahoaka(a/c Ndrina R.)
zhlédnutí 144Před 6 lety
Album "Fa hira no fiainako"
NDRINA ZOPANAGE-Teknolojia vaovao
zhlédnutí 227Před 8 lety
Version malgache de Video killed radio star. VIDEO A BUT NON LUCRATIF
NDRINA ZOPANAGE -ALONE AGAIN (BEE GEES COVER)
zhlédnutí 837Před 10 lety
NDRINA ZOPANAGE -ALONE AGAIN (BEE GEES COVER)
Namana concert Zopanage à Paris
zhlédnutí 12KPřed 10 lety
avec la participation de Hanitsoa(ex-Zay) Zopanage
ZOPANAGE - TAITAIRO ( FA RAHA RESY IANAO ANDROANY... )
zhlédnutí 34KPřed 11 lety
ZOPANAGE - TAITAIRO ( FA RAHA RESY IANAO ANDROANY... )
NDRINA ZOPANAGE (TSELONINA RAFITIAVANA COVER)
zhlédnutí 1KPřed 11 lety
NDRINA ZOPANAGE (TSELONINA RAFITIAVANA COVER)
NDRINA ZOPANAGE CHANTE CHRISTIAN RAVAHOAKA(LISY MALAHELO-COVER)
zhlédnutí 2KPřed 11 lety
NDRINA ZOPANAGE CHANTE CHRISTIAN RAVAHOAKA(LISY MALAHELO-COVER)
CLARK -NDRINA ZOPANAGE( COVER ROBYN-MARIE MAI)
zhlédnutí 596Před 11 lety
CLARK -NDRINA ZOPANAGE( COVER ROBYN-MARIE MAI)
NDRINA ZOPANAGE - BOTH SIDE NOW(COVER)
zhlédnutí 436Před 11 lety
NDRINA ZOPANAGE - BOTH SIDE NOW(COVER)
Ndrina Zopanage - ZAO RETSY ( Carson Mara cover)
zhlédnutí 7KPřed 12 lety
Ndrina Zopanage - ZAO RETSY ( Carson Mara cover)
TARATASY HO ANAO KELLY COVER NDRINA ZOPANAGE
zhlédnutí 7KPřed 12 lety
TARATASY HO ANAO KELLY COVER NDRINA ZOPANAGE
Zopanage - Vao nokotrehina ( Auteur Compositeur : Harinaivo Rabevala )
zhlédnutí 668Před 12 lety
Zopanage - Vao nokotrehina ( Auteur Compositeur : Harinaivo Rabevala )
dama (mahaleo) version ndrina zopanage
zhlédnutí 3,9KPřed 13 lety
dama (mahaleo) version ndrina zopanage
Any ambanivohitra - Tôty & Ndrina ( Zopanage )
zhlédnutí 11KPřed 14 lety
Any ambanivohitra - Tôty & Ndrina ( Zopanage )
hanitsoa feat. clark cyril gasy ( composition de Ndrina RANAIVO )
zhlédnutí 3,1KPřed 15 lety
hanitsoa feat. clark cyril gasy ( composition de Ndrina RANAIVO )
2024 TIKO FOANA JULAY 09
Tena tsara. Mba aiza zao i Hanitsoa.
❤😢
Tosy aiza ty Whitney houston Malagasy ty zay .Grave zany ra hatsaram-peo .
C'est nul
Misaotra nizara💐💐
Complementaire be ilay feo anaky roa
tena tiako ity hira ity. hafa ihany ny tononkira taloha hoy aho. Merci Ndriana nizara🌟👍😘
Theo rakotovao
Theo rakotovao
Eny re. Andao ary
❤️
🙋♀️
Fitiavana Azy❤️
Nivoaka tao anatiko tao.... ary tsy miserana na mandalo!!!!!!!
TIAKO 😃💓
Tsy mitomany. Tsy Kivy. Tsara ilay feo. Merci e 🤣🎤
Tiko be !!!
Mahatsiaro anao😍
Tiako loatra :*
Henjana ranga Tosy a tena oe kanto lotry tsara feo aby zanaka malagasy fièr zaho fa Malagasy🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Aleoko mihaino ilay fihiran'i Hanitsoa na dia hoe manam-peo aza i Tosy.
oui, tsotra ny fihiran'i Hanintsoa azy fa kanto kokoa, nen'i Tosy tsara be koa fa plutôt dans la démonstration vocale. Miala-tsiny raha misy tezitra fa zay no hevitro. Je suis plus touché par Hanintsoa
Ho anao ry foko!!!
J'adore !!!
Mahafinaritra ny fanehon'izy roa ny hira .
driiiiiiiiiii .... mankasitraka mankatelina eee
Tosy ta voix me fait envoler , continue
tosy ta voix c'est......., c'est incroyable
Mampitaha anle pazzapa amzao d otrn oe tsara be le taloha
mlay fôna ny vazonay taloha e
tsara be le hira hafatra mahatonga fisainana
Veloma Parfait
Mankasitraka amin'ny kanto izay mbola navaozina ihany koa e :-) Mamela fahatsiarovana maha-tsara ny toe-po :-)
mafinaritra be lehira
zany ka vazo milay an !
Un grand parmi les grands... J'aime
atolotro ho an'i Yvon A.
tsy misy sipa tsara feo no nareo eto mada , milay ehhhh :)
tena malaza any @ karaoké ity vazo ity a!!! sa ve oe aaaa
Mirindra ny feon'i Henintsoa fa manaka-danitra ny feon'i Tosy!!! Merci fa tsara loatra ny nanaovanareo ity hira ity
Méchoui😁
Milay ranga le feo eee
Tsara feo nareo
Aty antany lavitra aho no mihira ho an'ialahy.....Tsara e
tiako be! tsy hita intsony Hanitsoa !
ratsiazo finaritra any Marseille izy raha mitady azy lol 😛
Tena tiako ilay hira. Misaotra mankasitraka mankatelina. Gasy ka tsara
misaotra nizara ô!
tsy misy fisaorna fa mihainoa finaritra ô
tsara indrindra karaks
tena tsara ranga a,tsara lotra
Oie mec aa
Oie 😎
Hahahaha ... Ngah elah mba tia an'itony hira tony?
Tosy ranga tokony anandratra Madagascar fa varina any dego any fitsn
aty an-tany lavitra aho