Vorona aza moa mahalala mody, Rehefa injay midona ny oram-pahavaratra Ireo tsiriry zana-drano Mandao kamory rehefa tonga ny tsy azony hanoharana. Ny alina aza aky, Noraisiny ho rafiny iny taratra maraina Nahoana no izaho, trotraky ny talaho Reraky ny miangavy anao. Moa tsy hampody aina aloha Sa hisitaka haka saina Satria nofo sy rà ny ahy Moa ve tsy aina? Malala ny mangirifiry Raha sendra maratra. Eny na dia hoe miredareda Ny afo lavitra tsy azoko amindroana Raha fanala mitsilopy Tsy hoentiko hitety alim-be Mikitroka sy feno aizina. Raha sento sy tolo...ko No any azoko jinjaina raha fararano Tsy ho tsiny angamba hoy aho Raha toa ka dieny izao No hifampitso-drano. Raha fikelezanao tiana No hitondrako fahoriana Tsy ho tsiny angamba hoy aho Ny handao anao Hitia olon-kafa anie aho Koa veloma ianao. Raha sendra ka Any ho any ianao ka Mandreha izao hira izao, aoka lahy Tsy hamoaka eny na dia sento iray Fa sao lahy handratra anao Ao aoriana ao. Fitiavana no manosika ahy Hiantoraka eny aminao Ka Handao Aleo hirotsaka ilay vongandranomasoko indray mitete Ndrao manody anao.
Tsara lotra e! Le eo @ le chœur alo d tena mambabo fo ! Le 3 eme voix tena ankafiziko lotra ! Bravo be nareo. N’a hiverina impiry ary tsy mankaleo mitsy 👏👏💕
Naheno anao t@ na radio aho indray hariva izay fa tsy henoko h@ farany fa tonga à destination aho t@ izay, izao vao hitako eto ireo hira Tena fahazazako rehetra miverina daholo
Vorona aza moa mahalala mody,
Rehefa injay midona ny oram-pahavaratra
Ireo tsiriry zana-drano
Mandao kamory rehefa tonga ny tsy azony hanoharana.
Ny alina aza aky,
Noraisiny ho rafiny iny taratra maraina
Nahoana no izaho, trotraky ny talaho
Reraky ny miangavy anao.
Moa tsy hampody aina aloha
Sa hisitaka haka saina
Satria nofo sy rà ny ahy
Moa ve tsy aina?
Malala ny mangirifiry
Raha sendra maratra.
Eny na dia hoe miredareda
Ny afo lavitra tsy azoko amindroana
Raha fanala mitsilopy
Tsy hoentiko hitety alim-be
Mikitroka sy feno aizina.
Raha sento sy tolo...ko
No any azoko jinjaina raha fararano
Tsy ho tsiny angamba hoy aho
Raha toa ka dieny izao
No hifampitso-drano.
Raha fikelezanao tiana
No hitondrako fahoriana
Tsy ho tsiny angamba hoy aho
Ny handao anao
Hitia olon-kafa anie aho
Koa veloma ianao.
Raha sendra ka
Any ho any ianao ka
Mandreha izao hira izao, aoka lahy
Tsy hamoaka eny na dia sento iray
Fa sao lahy handratra anao
Ao aoriana ao.
Fitiavana no manosika ahy
Hiantoraka eny aminao
Ka Handao
Aleo hirotsaka ilay vongandranomasoko indray mitete
Ndrao manody anao.
Tena miteny ....merci é
C'est la meilleure reprise pour moi ❤❤❤❤
Tsara lotra e! Le eo @ le chœur alo d tena mambabo fo ! Le 3 eme voix tena ankafiziko lotra ! Bravo be nareo. N’a hiverina impiry ary tsy mankaleo mitsy 👏👏💕
Aleo irotsaka Ilay vongadranomasoko iray ndray mitete, ndrao manody anao 🌷
Le 3eme voix (lehilahy) lotra e! 👏👏👏 Tena ankafiziko ❤️
Marary moa Ilay Tia kanefa tsy Tiana e 😭
Asa na MBA ho hitanao ity😢
...mafy re Ilay izy,1:41 tsy matory fa Mbola Mitomany anao 😭
Tres belle interpretation, merveilleusement interprete avec deux voix magnifique,merci Haingo sy Rija
Mavesatra ny tonon-kira, voafidy daholo ireo teny ampiasaina. Kanto loatra ❤
La reprise est trop parfaite, continue comme ca ry malagasy, tena mahafinaritra be nareo. Merci beaucoup de tout coeur.
2020
Mbol tsara foana e
Mankasitraka👏🌹
Mahafinaritra Haigo sy Rija a! Tohizo hatrany fy fifanekekezana amin'ny zava-kanto, dia mbola maniry duo milay be avy any aminareo dah!
Hira tiako indrindra eto an-tany😂😍😍
❤❤❤❤❤❤❤
Je vous aime mes enfants chéris 😢❤
Naheno anao t@ na radio aho indray hariva izay fa tsy henoko h@ farany fa tonga à destination aho t@ izay, izao vao hitako eto ireo hira
Tena fahazazako rehetra miverina daholo
J'adore. Je suis entrain de l'apprendre pour la chanter avec mon guitariste 🙏🏾🌷🌷🌷
Tena tsara!!! merci à vous deux!!!!
2019 mbola mankafia ihany 😆
Marina zany eee! Manahirana ty fitiavana ty aloha
I like this song
Zany ka hita! Milamina tsara!
Bravo👏👏👏🙏Mankasitraka tompoko ô❤️❤️❤️
Ndriiiii te hody kely aho zany e, misaotra e. Tsara feo 👍👍👌
Beau duo, merci.
Tiko nama ity hira ity, ❤
Ehhh vazo mapanembona, tohizo fa mafinaritra !!!
Tsara tarehy ianao e 😍
Super pour ma sieste ! Pas de crise de nerfs j'espère me réveiller avant 23h
😅
Tsara be ! mankasitraka anareo fa tena tsara e !!!!!
Tena tsara eh mankasitraka betsaka 😍
2020, tiako be nareo dahy😍
Atolotro azy 😔😭
Ilay MBA tena notiaviko 🥲
ty kosa aloha tena tafavoaka tsara , tsy mankaleo ny mihaino azy
Raha sento sy toloko no any azoko jinjaina raha fararano
tsy ho tsiny angamba hoy aho raha toa ka dieny izao
no mifampitsodrano
Milay be le hira Haingo a!! Misaotra ! !!
TSARA bé. Mankasitraka ❤️
Tsara loatra eh
Tsara le cover kah!!!! Merci e!!!!
Misaotra mamelona ny kanto malagasy e!
Adaboka n'y ankiroa...
Ratra mamirifiry rehefa misy fisarahana. Mifampitso- drano anefa. Hira feno Fitiavana s'y fahendrena. Mankasitraka.
tiko loatra!!! mankasitra be dia be
misaotra daolo o!!!!!!!
tsar😍
mety kah,mitovitovy @le original.
Mampatsiaro zavatra izany nefa tsy haiko akory hoe inona ilay izy
Vorona aza moa mahalala mody!!!!Maika fa zah te hody miheno ty hira ty,Manimanina ny tany niaviana
❤❤❤❤❤❤❤
Tsara foana 2023
milay beuu!!
Mahay aaan! Milay e
Tsara loatra !!!! Na lay hira na ilay mpihira na ny rindra tsara
Tena tsara !
Mankasitraka !
Tsara e, merci 😊
Tsara be
Voatelina ilay feon'ilay bandy. Tokony midina ambany kokoa izy dia mivoaka tsara ilay duo.
Ie somary votelina kely mitsy fa mahery feo ko le sipa tsina
🥲 mandona fo Ilay vazo 🥲
Mankasitraka eh , tena tsara ilay hira
mangoritrina mihintsy aho mieno azy aty alavitra aty makasitraka eeee
J'adore
Mahafinaritra e!
Misaotra indrindra tompoko oo ❤❤ eny na dia hoe miredareda 😢
2020 mbola makafia iany
Mandona fo be
Mlay eeee
2019
Ay ve misy clip ity version ity e!! Taraiky be a zany, misaotra e, kanto loatra
Mbola tsara foana. Tiako n'y tonon-kira na Dia mampalahelo aza. Mankasitraka 🙋♀️
tena mbola tsara!
Mankasitraka e
Hira ahatsiarovako ilay mpiaramianatra tamiko tao @ ceg ambohidratrimo ,,, ,
tsara be
tsara eee tena tiko
Ao tsara ianareo dahy fa tena tsara feo koa ilay Rija kely.
Merci,Tsara,tohizo e
bonne interpretation, j'aime :)))
Et ouii.!!!
💜💜💜💜🧡🧡🖤🖤
ntsôoo, tsara be
Taiza kay io toerana nanaovana ny tournage ny clip io ?
mahafinaritra e, tsara be
Tena mandona be an,asio misimisy e
😘❤❤❤❤❤👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻
Zany mb tena cover milay .mankasitraka ny akama
Kanto loatra e! milay be
Tsara fotsiny tsotrizao
Merci bc eh 😍
ankafiziko foana e
Tsara loatra e
tsara be, kanto
Mankasitraka anareo dahy kanto loatra ndryy hira tiako ndrindra t@ zaho mbol mpianatra ontsooon ontsa ny foko eto ampihainona azy hira tiako loatra
milay kosa mankasitraka e
Makansitraka tompoko o
Tena hoe tena hoe TSARA!
Merci Haingo, Rija kely (tena tsara le feo ) tsy adino ny arrangeur (tsara lotra ny arrangement6)
Tena hoe mamiko loatra ilay feo❤❤
Manga feo izy da tsaraaa
Feo re izany!