TARIKA DAFY Raha mbola izy

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 2. 12. 2011

Komentáře • 30

  • @andriamihajanoellah3265
    @andriamihajanoellah3265 Před 7 měsíci +2

    2023🥰❤️🥺Raha mbola izy no Andriamanitra aza matahotra🙏🏽🥰

  • @Ema-mi7tx
    @Ema-mi7tx Před 9 lety +6

    Hitany ireo adinao, ny masony mijery anao.tsis miafin Aminao Tompo o ny momba ahy rehetra,na de ao anaty fangirifiriana lalina aza ny nofoko de ny hany fantatro dia momba ahy hatrany ny Tananao ary tsy hamela ahy ho irery mandrakizay.Amen

  • @rondrorandriamanantena171

    Misaotra Jesosy malala ô !! Ianao tokoa dia mijery anay isanandro lava izao, Misaotra fa tsy Miova omaly sy anio ary ho mandrakizay tokoa Ianao, AMEN

  • @salohyrandrianaharijaona4370

    🙏🙏🙏😭💕tsarovy fa ilay Mpahary tsy manasino tsy manary raha mbola velona koa izy aza mba kivy raha mbola izy no Andriamanitra aza mataotra

  • @wouna6663
    @wouna6663 Před 4 lety +4

    Ireo vavaka natao. Ireo taraina sy talaho Ireo antsonao andro amanalina voarainy tsara na reo fitsapana aza reo sedra maro tsy voalaza fantatry ny Tompo avokoa ze mety ahasoa REF: hitany ireo adinao ny masony mijery anao raha mbola IZY no Andriamanitra aza matahotra ireo toky nampanantenainy jereo fa tsy maintsy hefainy refa nilaza IZY ny hamonjy aoka hatoky tsarovy fa ilay mpahary , tsy manadino tsy manary raha mbola velona koa IZY aza mba kivy REF: hitany ireo adinao ny masony mijery anao raha mbola IZY no Andriamanitra aza matahotra tsarovy fa ilay mpahary , tsy manadino tsy manary raha mbola velona koa IZY aza mba kivy raha mbola IZY no Andriamanitra aza matahoatra

  • @malalatianaramasiarivelo425
    @malalatianaramasiarivelo425 Před 10 měsíci

    ❤❤❤
    Merci Jésus

  • @Rojo3012
    @Rojo3012 Před 9 lety +4

    Hira nanova ny fiainako sy nandraisako valim-bavaka!

  • @claudiacandy888
    @claudiacandy888 Před 6 měsíci

    Tsy hatahotra tsy ho kivy aho tompo fa Mbola ianao Andriamanitra ❤

  • @maevaantinea4877
    @maevaantinea4877 Před 8 měsíci

    Hitany reo adinao.🙏

  • @mirahantarabenandrasana8673

    Tena tsy nisy very ny vavaka natao ❤️❤️❤️

  • @manitraniainasafidy9780

    avy amin'Andriamanitra ny talenta, singa iray entiny anehoany ny voninahiny eo amin'ny samy olombelona, misaotra anareo nizara

  • @mdrohumain2420
    @mdrohumain2420 Před 2 lety

    Amen mankasitraka

  • @fytsotra1871
    @fytsotra1871 Před 10 lety +1

    Mahatoky aho Tompo fa voarainao ny vavako izay efa nangatahiko Taminao.Ary mino aho fa mahasoa ahy izay rehetra ataonao Ray o!! tsy atahotra aho fa efa itanao lotra ny ato ampoko satry Ianao no Andriamanitro

  • @andriamanantenaherman7499
    @andriamanantenaherman7499 Před 11 měsíci

    ndriii tsara loatra ilay hira. mavita be amin'ny asan'ny Tompo e!

  • @FlorenceLegal-mt4pv
    @FlorenceLegal-mt4pv Před rokem

    Misaotra ré

  • @vatosoaonjaniainafitahiana4942

    misaotra Jesosy fa :hitanao tokoa ireo adiko,ary ny masonao mijery ahy,fa raha mbola ao koa Izy dia tsy ho kivy aho:misaotra misaotra Jesosy ô❤:Tena hoe manantena.ilay valimbavaka tsara indrindra Tompo a:deraiko ny anaranao masina

  • @vivianeraminosoa2159
    @vivianeraminosoa2159 Před 2 lety

    Tompo o!! Matoky Anao izahay!! Ampio fa sarotra ny dia!! AMEN!! 🙏🙏

  • @MsMelizah
    @MsMelizah Před 11 lety +2

    Tena tsy hatahotra fa Andriamanitra tsy mandao.

  • @tsitolaramananjato827
    @tsitolaramananjato827 Před 3 lety

    Belle chanson de reprise

  • @bien-aimeesambadjallo75

    Ao aminao no anakinako ny fiainako Tompo 🙏
    Misaotra ny équipe manao ny asa fitoriana @ hira. Mampahery tokoa. Mankasitraka Tompoko.

  • @rasoanandrasana5197
    @rasoanandrasana5197 Před 8 lety

    Amen tsy miova ny Tompo

  • @mamyrakoto4251
    @mamyrakoto4251 Před 5 lety

    tiko loatra ilay hira ! mankasitraka ! voninahitra hoan'Andriamanitra irery iany

  • @andrylalaina190
    @andrylalaina190 Před 8 lety +2

    Ity no hira-pivavahana anisan'ny tiako 'ndrindra sady mahafehy ny vavaka rehetra atao;;; tsara be

  • @miorarabarimanana1714
    @miorarabarimanana1714 Před 3 lety

    Raha mbola Izy no Andriamanitra, aza matahotra

  • @frahramandresy9749
    @frahramandresy9749 Před 4 lety

    An'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra

  • @nahranarimahefa2401
    @nahranarimahefa2401 Před 3 lety

    💖🥺🥺

  • @vonyhanitriniaina2256
    @vonyhanitriniaina2256 Před 9 lety

    Tsy atahotra Tompo ra mbola ianao no Andriamanitro!

  • @robinpapy4591
    @robinpapy4591 Před 11 lety

    andiamanitra tsy manary zay mino sy mangataka aminy satria ny masony mijery anao ;sy mitantana ny dianao aza kivy fa izy no hanavotra anao

  • @fitiavanaranovelona1701

    Ty hira ty tena ts afak am-bavako mihitsy

  • @heriniainaandriamalala1809
    @heriniainaandriamalala1809 Před 11 lety +1

    aza matahotra fa ny Tompo mijery sy momba anao