ho avy tokoa ny Tompo indray andro any ary tsy ho ela intsony ,miandry azy isika ka tokony hanomana ny fo Amam- panahy isika ,tena tsara lay hira an misaotra an' i lalao indrindra f' ilay Andriamanitra manakarem- pahasoavana izay nanolotsaina azy ,Amen .
ho avy tokoa izany andro izany; ho potika izao tontolo izao ary levona izay hitanao rehetra. fa izay mino sy matoky an'Andriamanitra no ho velona mandrakizay!
Hita taratra be ao anatin'ny tononkira ilay teolojia advantista momba ny fahafatesana sy ny fitsanganan'ny maty. Izaho protestanta fa ny essentiel amiko dia hoe hihaona amin'ny Tompo isika ary hiara-mitoetra Aminy mandrakizay.
Hira miresaka amin'ny Tompo, araka ny teniny izay mampanantena fihaonana Aminy tsy misy toa izany ho an'izay efa nino, fa famonjena nanoloran'i Jesosy ny ainy no hany mampihavana amin'Andriamanitra
Indray andro any iriko indrindra jeso,ny masoko ahitanao jeso,ipetraka eo @rahona,amirapiratra fatratra ❤ tsy andriko ny iaraka amnao jeso,Misaotra anao Andriamanitra no ny fitiavanao anay tsara ianao,amzay ftona izay dia ho resy ny fahafatesana,manaova ny marina.sy ny mety matahora an Andriamanitra fa tsy ay hoe rahovina no andaozana ity tany ity mifankatiava,mibebaha,dia ho vonjena ianao ❤
Tsara
Ary nahatonga saina tanteraka
❤ Deraina JESOSY
Tsy mankaleo mihitsy ity hita ity Lalao a. Rehefa mitady ho kivy dia mamerina mihaino ity hira ity. One of the best songs ever made for me.
Amen Amen Amen
Amen
Hira tena feno ny asan'ny Fanahy Masina! Mampahery tokoa!
Marina izany Rala 🎉
ho avy tokoa ny Tompo indray andro any ary tsy ho ela intsony ,miandry azy isika ka tokony hanomana ny fo Amam- panahy isika ,tena tsara lay hira an misaotra an' i lalao indrindra f' ilay Andriamanitra manakarem- pahasoavana izay nanolotsaina azy ,Amen .
Tsara loatra , deraina jesosy ❤❤
indray andro any... ts o ela tson... amen
Ico One 3
Efa ela no nitiavako ty hira ty mbol kely a tamzany amzao ref tojo alahelo a miheno azy ary velona ny fanatenako❤❤❤❤❤
ho avy tokoa izany andro izany; ho potika izao tontolo izao ary levona izay hitanao rehetra. fa izay mino sy matoky an'Andriamanitra no ho velona mandrakizay!
tena tiako loatra ity hira ity, faniriako mafy ny mba hiventesana azy rehefa tonga ilay andro ialako ety antany
Maminiaina RAKOTONDRAVAO za tens miombo kevitra aminao ralah
ity ny hira tena nampitraka ahy indrindra! tsy mfarana eo amin fahafatesana ny fiainan izay mino an Kristy!
Mamelona ny fanantenana, efa akaiky Ianao Jesoa.
Hita taratra be ao anatin'ny tononkira ilay teolojia advantista momba ny fahafatesana sy ny fitsanganan'ny maty. Izaho protestanta fa ny essentiel amiko dia hoe hihaona amin'ny Tompo isika ary hiara-mitoetra Aminy mandrakizay.
Hira miresaka amin'ny Tompo, araka ny teniny izay mampanantena fihaonana Aminy tsy misy toa izany ho an'izay efa nino, fa famonjena nanoloran'i Jesosy ny ainy no hany mampihavana amin'Andriamanitra
Iriako fatratra Jesosy rehefa ho avy eny amin'ny rahon'ny lanitra Ianao de mba ho isan'ny ho raisinao izaho sy ny ankohonako ,AMEN
Amen tiko be Le Hira mankasitraka
MISAOTRA LALAO . TAHIAN'I TOMPO JESUS CHRIST
IANAO ARY TOHIZO NY HIRA FIDERANA AZY MIARAKA @talenta izay nomeNY anao.
Mpiaramonina t@ Hanitra zokinao tany Haguenau 2004-2005
Mankahery loatra. Hahita ny Tompo isika afaka vety2.. Alléluia
Indray andro any iriko indrindra jeso,ny masoko ahitanao jeso,ipetraka eo @rahona,amirapiratra fatratra ❤ tsy andriko ny iaraka amnao jeso,Misaotra anao Andriamanitra no ny fitiavanao anay tsara ianao,amzay ftona izay dia ho resy ny fahafatesana,manaova ny marina.sy ny mety matahora an Andriamanitra fa tsy ay hoe rahovina no andaozana ity tany ity mifankatiava,mibebaha,dia ho vonjena ianao ❤
Maranatha, faingana Jesosy a !
amen maranatha avy haingana jeso fa miandry anao zahay Aman::
Tsara be Lalao a! Tahian'Tompo mandrakariva anie hianao!
tsapak fa tena mahamelon ny fanahiko ity hira ity 🙏🙏🙏🙏 voninahitra hoan'ny Andriamanitra
tikou be mits u hira u
amen!!!!tsaraa be le tonony
merci Lalao
Misaotra amle hira
Tena Zany mihitsy no ataotsika ety
Miandry ny fampakarana
Tena mampahery ity hira ity na izao 2020 izao ary
Rija rasolondraibe quelque chose eternelle
Hoavy indray Ilay Nantenaina hatramin ny taonjato nifandimby.
Mirary so hoan'i Lalao tiko daholo ny hiranao,indrindra le oe indray andro any,mampahery ahy tanteraka
Miandry anao aho JESO 🙏🙏🙏
Tsara be !!!
❤❤❤ Amen
ho avy marina Tompo indray andro any , ka tokony hiavana aminy ianareo zay mbola tsy nihavana aminy. Ary izay rehetra efa niavany aminy dia tokon hiezaka hifikitra aminy tanteraka
Miandry anao aho Jeso ...
Amen Maranatha
Deraina ny Tompo. Amen!!!
manome fanantenana b ahy ity hira ity
Miavia tsy ho ela Jesosy! Hira tian’i Dada 😭😭😭
Ny Tompo anie no hampitombo ny fanomezam-pasoavana izay nomeny anareo fa anisany tena nanome fanantenana ahy ity hira ity
tsara loatra, tsara daolo ny hiran i Lalao
Amen! Deraina Andriamanitra
Ho avy faingana tokoa Jesoa haka ny ondriny, sambatra izay mialoka Aminy! Deraina ny Tompo fa tsara loatra ilay hira
raha nanomboka nihira ny zanako, dia io hira io no hainy tsianjery voalohany satria hira mitory ny finoana hiainana io hira io
Hira mampahery , tsara loatra
Fanantenana no namonjena ny mino. "Miandry anao 'zahay Jeso"
Vissi NDROIZIARSON
Tsara loatra❤
Tiako loatra ity hira ity ❤️
Miandry fatratra Anao izahay Jesosy ô!!!
tiako loatra .. Merci
Amen ! Misaotra Lalao a.
Tena efa atomotra ny fahatanterahan io hira io eee samia miambina
👍👍👍👍👍❤️❤️❤️❤️❤️
AMEN
Amen !
tena mapitomany be ilay hira
Mankasitraka Tompoko o tahin Tompo e!
❤❤❤❤❤
tsara ny mihira ho an'Andriamanitra
Tiko lotra ty hira ty,tena miandry an Jesosy
Tena tiko..azo sary an-tsain ...ar ts maints ho hitako ndray andro any
Misaotra e!
tena tsara; tena tiako
Tiako loatra eki hira to ai
Amen!!!
Merci
🥰🥰🥰🥰🥰🥰
Mahereza daholo amin'ny asan' ny TOMPo
❤❤❤🙏🙏🙏🙏
Tsara loatra ty hira ity. Miandry anao izahay Jesô. Tsy tamana eto intsony
ny masoko aita anao jeso mipetraka eo ambon'ny rahona tiko
avia Jesoa Tompo
Tiko be ty hira ty
Misaotree
🤍🤍🤍🤍🤍🤍🤍
Amen
Amen!!!
Amen
Amen
Amen