Akofa-groupe daniel

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 6. 10. 2009
  • Hudba

Komentáře • 116

  • @lucienrabefola2934
    @lucienrabefola2934 Před 7 lety +2

    Raha te-handresy @ fanenjehana mahazo anao dia ianaro ny nataon'ny Tompo Jesosy teo ambony hazo fijaliana raha nohesoin'olona Izy, "Tsy mba niloa-bava izy",raha misy manenjika anao @ tsy rariny dia aza mamaly azy fa ndana mivavaka ho azy mba hamindran'Atra fo aminy,raha vitanao izany dia minoa fa handresy ianao... HALELOIA!!!!!

  • @lalaochababy1759
    @lalaochababy1759 Před rokem +1

    Nokororohina toy ny akofa Ianao
    Nifofofo namely ny rivotra
    Dia niely teny fa efa rava hono Ianao
    Soa ihany fa ny Tompo tsy mandao
    Na lehibe aza ny ady atrehanao
    Na toy ny ahoana e ny olana misy Aminao
    De tsarovy fa Jeso efa niady ny adinao ooo
    Ianao kosa hangina
    Dia samy niandry ireo Mpitazana
    Hoe maina Ianao ho tanin- gazana
    Vita hatreo fa izay no andrasany
    Tsy fantany fa mbola teo ny Mpamonjy

  • @ravorabarinela4644
    @ravorabarinela4644 Před 3 lety +1

    2020 mbola tsy lefy laza tiko foana euh..Jesosy tsika ty zalah mahagaga euh

  • @nathmanary6393
    @nathmanary6393 Před 2 lety +1

    Otrany mikoriana ato anatiko ilay hafatra ao anatin ilay hira, tsara loatra❤😢.

  • @tahinafynatachia264
    @tahinafynatachia264 Před 5 lety +1

    Ny fahavalo tsimaintsy redy fa Jesosy no hiady ho anay mpanompony , de angina izahay Amen .

  • @fanaikyfenitra334
    @fanaikyfenitra334 Před 3 lety +1

    Ouiii hangina tokoa aho,aleo ny Tompo no hiady ho ahy
    Ts maints mandresy aho @anaran’iJeso🙏

  • @rondrorandriamanantena171

    AMEN 🙏🙏🙏 Jesosy ô Mahatoky aho fa izay rehetra mialoka aminao dia handresy atrany

  • @saratsilavina9965
    @saratsilavina9965 Před rokem +1

    15/08/22 😍🥰 tena mbola mankaty fona merci groupe Daniel🙏🏻🙏🏻

  • @ralahiarinirinaaimeemodest7864

    Eny Tompo ô, hangina tokoa aho satria matoky aho fa Ianao hiady ho ahy. Amen!

    • @sahondrarazafiarisoa1426
      @sahondrarazafiarisoa1426 Před 6 lety

      RALAHIARINIRINA AIMEE MODESTINE Marina tokoa zany fa le Ray befitiava hiandry ho ny olona rehetra

  • @jamalcell9450
    @jamalcell9450 Před 4 lety +1

    efa niady hoahy Jéhovah fa izao kosa hangina! mankasitraka!

  • @miharyfelana
    @miharyfelana Před 13 lety +2

    Nokororoina toy ny akofa ianao
    Nifofofofo namely ny rivotra
    Dia niely teny fa efa rava hono enao
    Soa iany fa ny tompo tsy mandao
    ref: Na lehibe aza ny ady hatrehanao
    Na toy ny ahoana e
    Ny olana misy aminao
    Dia tsarovy fa Jeso
    Efa niady ny adinao
    Enao kosa hangina
    Dia samy niandry ireo mpitazana
    Hoe maina ianao toa tany ngazana
    Ho vita hatreo fa izay nandrasany
    Tsy fantany fa mbola teo ny mpamonjy
    ref:Na lehibe....hangina

    • @remimarcelrakotoarimanana709
      @remimarcelrakotoarimanana709 Před 3 lety

      Ee je en es été y haut jra)(rj'zrj ql un j'y j'avais8 z demain s.r le e. La,. S sq je enk? iyul {66⁶666666kl'a la lui

  • @irenerasolo2279
    @irenerasolo2279 Před 6 lety +1

    Misaotra ray o! fa tsy takatry ny sains ny herinao ary ny fahasoavanao no naha toy zao ahy na dia mafy aza ny zavatra nihatra tamiko dia teo fona ianao tsy nanadino ahy. Voninahitra anie anao mandrakizay. Amen

    • @irenerasolo2279
      @irenerasolo2279 Před 6 lety

      Hira tena tiko ary mankahery ireo zay rehetra iharan'ny fanenjehana tsy ho kivy fa jeso tsy mba mandao

    • @angelinerasoamananoro4039
      @angelinerasoamananoro4039 Před 4 lety

      Tsy fatany fa teo ny pamojy tsarovy fa jeso efa niady ny adinao fa enao kosa angina an,

  • @mobileplus5781
    @mobileplus5781 Před 6 lety +2

    Tompo o! Ianao Toko no pisolo vava ahy amin'izao ady atrehako izao ary izaho tokoa hangina TOMPO AMEN!

  • @stephietema6669
    @stephietema6669 Před 5 lety +4

    Quand j'écoute cette chanson j'ai envie de pleurer car je pense à mon grand-père à Mahazoarivo 😢😞

  • @Ema-mi7tx
    @Ema-mi7tx Před 9 lety +18

    .......tsarovy fa JESOSY efa niady ny adinao fa ianao kosa hangina"tsy hamaly akory aho fa indro ny mpisolo vava ahy efa eo anoloako.Amen

  • @raja0narivelohary734
    @raja0narivelohary734 Před 5 lety +1

    Tsarovy fa JESOSY efa niady ny adinao , fa ianao kosa hangina

  • @harryrandria782
    @harryrandria782 Před 8 lety +7

    Dera laza voninahitra ho an'ny Raintsika any andanitra ao @ Jesoa kristy ,misaotra an'lay teniny tonga nofo ka nampianatra antsika hanantona ny Ray

  • @arnaulttoky8267
    @arnaulttoky8267 Před 3 lety

    Marina lotra , JESOA tokoa niady ny ady mafy natrehako tami fiainako,misaotra JESOSY malala ! MISAOTRA ny groupe Daniel tsara lotra ny hiranareo

  • @ireneandrianantenaina8333

    Jesoa efa niady ny adintsika rehetra.Isiska Kosa angina.hummm.mampahery le hira,mamelona finoana.Misaotra betsaka

  • @marieprecia7747
    @marieprecia7747 Před 5 lety +1

    Mrc daniel fa nampisy ny finoako irazany ay 😢😢😢

  • @claudeforge3408
    @claudeforge3408 Před 7 lety +1

    Atolotro any tompo ny adiko fa izaho kosa h angina amen

  • @hanitriniainajocelyne3090

    Tsarovy fa jeso efa nitady ny adinao, ianao kosa hangina !!

  • @andryranto
    @andryranto Před 5 lety

    misaotra e!!! tsarovy fa Jesosy efa niady ny adinao!!amen

  • @louiseclaudine9956
    @louiseclaudine9956 Před 2 lety

    Tsy mandao tokoa ny Tompo . Fa JESOA tokoa niady ny adinao 🙏🙏🙏🙏

  • @haingotianaomega1746
    @haingotianaomega1746 Před 3 lety

    Nade kororohana tony akofa ary ny tompo tsy mandao 🙏🙏🙏🙏😭😭

  • @missrak9898
    @missrak9898 Před 4 lety +1

    Merci Jesosy a, tena tsara Enao ❤️

  • @selvireva8721
    @selvireva8721 Před 5 lety

    Ankinoko amino jesosy niady atreako matoky za fa ninoninona niady atreako dia eo anako ianao jesosy amen

  • @jeannemarisoa1381
    @jeannemarisoa1381 Před 6 lety +1

    "Jeso efa niady ny adinao". Aza kivy eo amin'ny fiainana.

  • @nathanhajatojo996
    @nathanhajatojo996 Před 5 lety

    tohizo ny hira fiderana fa mamelombelona ny fanahy zay mila ho reraka amin 'ity fiainana ity e!

  • @mendrikajaratefinanahary5181

    Na dia heverinao fa lehibe aza ny adinao dia tsarovy fa Jesosy no miady fa hianao mangina
    Aty amin 'izao tontolo izao no hahitanareo faorian nefa matokia fa izao efa naresy izao tontolo izao

  • @sarahmamitiana4831
    @sarahmamitiana4831 Před 6 lety

    tsarovy fa Jesoa niady ny adinao enao kosa hangina🙏💓💓

  • @clararj7950
    @clararj7950 Před 7 lety

    Marizany zany angina aho , fa izy no hiady ho ahy Amen

  • @sumanrai2798
    @sumanrai2798 Před 6 lety +2

    Misaotra anw fa tena mampahery zah I hira tie amen jesosy miady oahy sy anw

  • @ghislainemauvais2607
    @ghislainemauvais2607 Před 5 lety

    Ny Tompo tsy mandao na oviana na oviana Amen

  • @user-oc2is7rv7x
    @user-oc2is7rv7x Před 6 lety

    matoky aho jeso o fa hiady ho ahy ianao amen

  • @viviannevivianne7005
    @viviannevivianne7005 Před 6 lety +1

    Amen tiako ay hira ty 💝💖

  • @samanthaarah7340
    @samanthaarah7340 Před 2 lety

    Même en 2021 efa iditra 2022 ! Tsara foana rh

  • @lilianeratsimanohatra6249

    TENA TSARA MIHITSY NY MBA HANDRENESANA SY HAHITANA NY HIRA FIDERANA SAMIHAFA ETO!

  • @systemlmt4828
    @systemlmt4828 Před 8 lety +2

    nahatsiarovako ny anadahiko izany nohiraiko taminy izany rehefa teo ampototry ny famoizam-po izy kanefa nainona no nolazaiko na inona dia nisafidy ny ho faty foana izy indrisy !!!! ngazana tokoa ny fiainana a!

  • @aneeshahlorie3120
    @aneeshahlorie3120 Před 6 lety +1

    Merci fa tena mampahery ity hira ity ❤❤❤

  • @hajarandrianarivo9290
    @hajarandrianarivo9290 Před 9 lety +3

    Ny TOMPO tsy mandao Amen!

  • @rasolonjatovodesire7122
    @rasolonjatovodesire7122 Před 10 lety +10

    Ny marina tsy mba maty!!!!

  • @robinpapy4591
    @robinpapy4591 Před 11 lety +2

    merci oublier pas Dieu es tjr avec ns

  • @stephanierabialahy8046

    Tsarovy fa Jesoa efa niady ny adinao , ianao kosa hangina

  • @constancerambolamanana8757

    Tsara be, misaotra ny Mpanoratra sy ny Mpihira ho tahian'Jesoa daholo a, tohizo ny fiderana fa izay manome voninahitra no omena voninahitra e

  • @MrKhan-dq5km
    @MrKhan-dq5km Před 7 lety +2

    Eksodosy,14:14 tsarovy fa jesoa efa niad ho anao#enao kosa hangina

  • @fouzalajmi626
    @fouzalajmi626 Před 6 lety +2

    Misaotra eee fa mampahery zah be hira ity

  • @samrasamra1208
    @samrasamra1208 Před 3 lety

    Tiko atraminy zao sady tiny papa anay koa hira ty mampahery zh refa kivy iny

  • @rakotonjanaharyrijasoa2228
    @rakotonjanaharyrijasoa2228 Před 10 lety +5

    tiko be le tononkira satria tena natao ho ahy mitsy
    merci

  • @jeanpierreplanque3242
    @jeanpierreplanque3242 Před 11 lety

    merci groupe daniel fa tena mampahery be le hiranao;

  • @edwigerazaiarimananoro2464

    Tsy mety misy feo ny groupe Daniel tiako henohina

  • @pointdiscount1500
    @pointdiscount1500 Před 3 lety

    2020 mbola mihaino fa tenatsara e

  • @samanthaarah7340
    @samanthaarah7340 Před 2 lety

    Mahatsiaro ny fahazazako aho maheno anity hira ity

  • @holimanitrarakotovao2555

    Merci Jésus Jésus est ma force

  • @NdriamamonjyFRegis
    @NdriamamonjyFRegis Před 6 lety

    Mankasitraka @ mpamorona an ty hira ity e,fa tena mamelombelona ny Fiainam-panahy!

  • @SandrinaFina
    @SandrinaFina Před 8 lety +4

    mampiorina finoana zany hira zany misaotra ny mpandefa

  • @horimbatonimaronoe43
    @horimbatonimaronoe43 Před 9 lety +5

    Tsara ny Tompotsika.

  • @nathymyah3615
    @nathymyah3615 Před 5 lety

    Ndryyyy fianako mihitsiny lazainy Itô hira Samy niandry tokoa ireo pitazana momba ahy s'y akohonako vita atreto tany ngazana zay sisa anjara toeranay zay efa nandrasany fatratra
    Deraiko Tompo miahy lalandava

  • @jfranciscains1369
    @jfranciscains1369 Před 10 lety +1

    merci e!! tsara be si aro

  • @andriniainaclarisserabehan8758

    ny tompo efa niady ho anao ianao kosa hangina

  • @friendshipgoalsfrendshipgo5001

    tadidio fa nianjelin'ny handidy devoly @zay rehetra alehany tsara JESOSY fa eo ihany ts fantany fa teo Mpamonjy ho menatra ihany ny devoly

  • @tojonirina7543
    @tojonirina7543 Před 10 lety

    ahatsiarovoko an'i Mama zan hira zan,mandry ampiadanana ry Mama malalanay

  • @anirayrafanomezantsoa2176

    ny tompo no hiady ho antsika fa tsika kosa hangina !!!!

  • @KoloinaRandriantianarisoa

    ❤️❤️❤️

  • @bbcamadagascar6891
    @bbcamadagascar6891 Před 5 lety

    thanks Daniel!

  • @user-oo6bw5pi4d
    @user-oo6bw5pi4d Před 6 lety

    Amen Misaotra Tompo ô Amen

  • @antsanirina5891
    @antsanirina5891 Před 8 lety +1

    Tena mapahery be le tononkira Fa misotr betsaka group Daniel tahin Tompo e

  • @dominiqueramiarisoa9630

    mahavaky fo ity hira!misaotra nizara!tsy mendrika ny hiantso ny Anarany Masina satria dia IZY foana no mitondra ny fahoriantsika. Inona kosa no hataon-tsika ho AZY?

  • @LiAnkantu
    @LiAnkantu Před 7 lety +2

    Any zay lay zanak'Andriamanitra nampafatatra ahy ty hira ty ;)

  • @adrianjackrasolofomanana4645

    Fandalovana ny fiainana fa samia manao ny tsara dia Jesoa Tompo sy ilay Andriamanitra mahery no Antony hisiantsika ka ho any am-paradisa mandrakizay

  • @harryrandria782
    @harryrandria782 Před 8 lety

    tena marina zany , jesoa no efa niady ny adinao fa ianao kosa angina

  • @claudiarazaiaritiana3796

    Tsara bé ny tononkira mankasitra e

  • @hanitriniainajosephine6065
    @hanitriniainajosephine6065 Před 11 lety +1

    tsara e!!!

  • @anirayrafanomezantsoa2176

    tsara zala ny tompo ee!!!!

  • @mananjafyjeandelacroix903

    Soa ihiany fa Ny TOMPO tsy mandao!

  • @mamylouis3537
    @mamylouis3537 Před 11 lety

    Tena mampahery zany raha hira, tsarovy io rehefa mandalo ady sarotra

  • @kimravosoa7043
    @kimravosoa7043 Před 10 lety

    ekena fa tena resyza mihaino an'hira e

  • @nariannebessonnet212
    @nariannebessonnet212 Před rokem

    Amen 🙏❤️

  • @nirinajoelle6297
    @nirinajoelle6297 Před 8 lety +5

    Tohizo hiderana an 'Andriamanitra ny feo manga nomeny anareo

  • @alainpierre-elien9740
    @alainpierre-elien9740 Před 6 lety +1

    Amen

  • @mariefernande2370
    @mariefernande2370 Před 2 lety

    Ty

  • @haingotahianarazafiarisoa4067

    Slt,merci fa tena mampahery tokoa io tonon-kira AKOFA io e,tsy maintsy mandalo eso,fanenjehana ....rhf misafidy miaraka @ Tompo fa IZY manandratra e!cOURAGE daholo fa JESO no miady ny adinao.

  • @dialisoafifalina1719
    @dialisoafifalina1719 Před 5 lety

    Misaotra tompo fa na lehibe aza niady atrehako dia enao no niady niadiko

  • @randriaharivelo2055
    @randriaharivelo2055 Před 11 lety

    tena tsara ny hiranareo mampahyry fa misaotra ny tompo anie homba anareo hatrany

  • @fifalianazedekia3150
    @fifalianazedekia3150 Před 7 lety

    Mankasitraka ...

  • @roselinesoamanoro926
    @roselinesoamanoro926 Před 5 lety

    amen

  • @razananoromarcelline5623

    🙏🙏

  • @irisnelka1526
    @irisnelka1526 Před 5 lety

    tsra le hira fa mampihomehy kely le mise en scéne

  • @fanjaodile8113
    @fanjaodile8113 Před 11 lety

    merci @ ilay tono-kira kely. Ahatsiarovako ny mpiasan'ny AXELLE Anosy avaratra io hira io , mahazotoa daholo e

  • @rasoanarimangaclara8605

    misaotra fa tena tiko be ilay hira e

  • @herisoarajaonarivelo3843
    @herisoarajaonarivelo3843 Před 11 lety +1

    Misotra e !

  • @nahranarimahefa2401
    @nahranarimahefa2401 Před 3 lety

    🥺🥺🥺🥺❤️

  • @irisnelka1526
    @irisnelka1526 Před 6 lety

    soa ihany fa ny tompo tsy nandao

  • @haingovoniniainaramaroson4691

    Sao mba misy contact ny Groupe Daniel?

  • @behoririkaostie8014
    @behoririkaostie8014 Před 8 lety +1

    tena marina izany lehibe ANDRIAMANITRA

  • @haingomampiononarakotomala4580

    ts avelan Tompo hiady irery sika ra mbola miaraka aminy

  • @estherrosoanandrasana3677

    Tsimba ho diso fanatenana izay mino sy manantena ny famonjen' Andriamanitra fa ny Andriamanitsika tsy andiso fanantenana antsika mandrakizay ny mpamonjy ahy dia ato ampoko ary ny fanatrehany manodidina ahy mandrakariva any Jesosy aho

  • @ozirehaos
    @ozirehaos Před 11 lety +1

    Eksodosy 14: 14

  • @hg-jv9qz
    @hg-jv9qz Před 3 lety

    Tena mampahery lotra lay hira , misaotra ny groupe @ talenta, mijery an'Jesosy dia matanjaka

  • @razafimaheryandriamanamiza5694

    Ny tompo tsy mandao