MANAO AHOANA NY TOETRANAO ? - Alahady 03 Novambra 2019 - FJKM Isotry Fitiavana

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 2. 11. 2019
  • Hebreo 10 :35-36 ; 39 : « Koa aza manary ny fahasahianareo izay misy valiny lehibe. Fa tokony hanana faharetana hianareo mba hahazoanareo izay lazain’ ny teny fikasana, rehefa vitanareo ny sitrapon’ Andriamanitra. Fa isika tsy mba naman’ izay mihemotra ho amin’ ny fahaverezana, fa naman’ izay mino ho amin’ ny famonjena ny fanahy ». MANAO AHOANA NY TOETRANAO ?

Komentáře •