Ray o ! Mba faniriako - Fihirana Fanampiny 39

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 23. 09. 2011
  • Hudba

Komentáře • 88

  • @jedidiaramaroson8854
    @jedidiaramaroson8854 Před 3 lety +14

    God bless all of you who read this comment 🙏🏽

    • @hrb323
      @hrb323 Před 4 měsíci

      Tahin'Andriamanitra ô

  • @emeliezafy5280
    @emeliezafy5280 Před 2 lety +2

    Mamelà ny fahotako Ray Masina ô. Mibebaka eo anatrehanao aho Ray ô nohon'ny hadisoako sy ny ratsy rehetra izay nataoko teo imasonao sy teo imason'izao tontolo izao. Diovy aho Ray Masina ô. Amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompo no angatahako izany famelankeloka izany sy angatahako izany fanadiovana ahy izany. Misaotra Ray ô. Dera sy Laza ary Voninahitra no atolotro ho anao Ray Masina ô. Tompoko sy Andriamanitro ô misaotra Ray ô. Amen

  • @fenosoa8546
    @fenosoa8546 Před 8 lety +14

    Ray O , mba sitrako ko ny handova ny lanitra dieny ety antany , ainao ny zavadrehetra ary tsy misy zavatra miseho ra tsy fantatrao sy sitrakao satria ianao mahalala na ny miafina indrindra aza ry mpanjakan'ny mpanjaka tsara indrindra

  • @soasandysamia
    @soasandysamia Před 7 lety +2

    Ray o! tena " Fanirianay" mivady nohirainay teo ambony alitara 15 taona lasa izay n'y voalaza n'y tonokira. Misaotra Ray o ! fa tena mihaino vavaka ianareo ary miasa tokoa ny Fanahy Marina @ fiainanay te-hanaradia anao hatrany .

  • @hanitrajoelinejohansson4090

    Tena kanto....Hafa ihany ny manana an' Andriamanitra. Tsy irery na dia lavitra ny tanindrazana aza satria tsapa fa eo ny Ray.... Nahoana moa e? raha atomboka anio ny fiarahanao @ Andriamanitra isan'andro.....

  • @vivianeratovoson201
    @vivianeratovoson201 Před 3 lety +1

    MISAOTRA TOMPO oh !!! MISAOTRA reo mihira koa !!

  • @ninierajao7876
    @ninierajao7876 Před 5 lety +4

    Ray o!mba faniriko raha toa ka sitrakao ny andova lanitra dieny ety an _tany 🙏️Amen

  • @evarazafindrakoto4170
    @evarazafindrakoto4170 Před 4 lety

    Ray ô diso fantatrao ny faniriko izay andrasako valiny fatratra amin izizao.Misaotra Anao sahady aho Ray o

  • @faniriantsoaannasuzy6139
    @faniriantsoaannasuzy6139 Před 7 lety +1

    Ray ô !! Mba faniriako raha toa ka sitrakao,ny handova lanitra dieny ety antany,,🍀🍀🌸🌸😇😇

  • @mahefasoanjaratiananadia5767

    Tena faniriako indrindra sy izay rehetra mino anao mihintsy ny handova izany paradisa izany Tompo o! Amen!

  • @yolyralambonahary6750
    @yolyralambonahary6750 Před 5 lety +1

    Hira tena ankafiziko indrindra ary manome aina sy fanhy ho entina miady amin'ny fiainana.

  • @alietteabraham2260
    @alietteabraham2260 Před 9 lety +1

    Fanahy iray, Tompo iray, Hiraisana avokoa ireo asa soa, iray ny fo, iray ny loha, mba faniriako... nahoan moa raha atomboka anio? miombom-bavaka ny tenako!

  • @georginafleuricerazanamavo5744

    kan j ecoute cette chanson,Ca me donne une grande force au fond de moi, je me sens leger

    • @bentonleroy5627
      @bentonleroy5627 Před 3 lety

      Dunno if you guys gives a shit but if you guys are bored like me atm you can stream all the new movies and series on InstaFlixxer. Have been watching with my girlfriend recently :)

    • @huxleyhudson2261
      @huxleyhudson2261 Před 3 lety

      @Benton Leroy Yea, been using InstaFlixxer for months myself :)

  • @ralaiarimananafelanaanita2445

    Jaona 17:24
    Ray o, tiako mba ho any amiko amin'izay itoerako ireo izay nomenao ahy, mba hahita ny voninahitro nomenao Ahy izy; fa efa tia Ahy Ianao, fony tsy mbola ary ny fanorenan'izao tontolo izao.

  • @donasoa
    @donasoa Před 10 lety +4

    Ray o, mba faniriako, raha toa ka sitrakao ny handova lanitra dieny ety antany!

  • @lantoandriahajarivo2185
    @lantoandriahajarivo2185 Před 4 lety +7

    Tiako loatra ito hira ito💗
    Faniriako mandrakizay Jesosy ny eo anilanao, mitoera ato amiko mandrakizay

  • @tahiryalfred462
    @tahiryalfred462 Před 4 lety +1

    Njy tsara ny mihaino izany hira izany, manamaivana ny fo amam-panahy mihitsy amen!

  • @randrianarisondianah8088

    Ray o, mba faniriako raha toa ka sitrakao ny ho zanaka manoa feno fahendrena...

  • @ravitsoa2124
    @ravitsoa2124 Před 6 lety

    apetraka aminao ny fiainanay iray manontolo satria ianao no mahalala mombanay rehetra sy ny mahasoa anay amen

  • @ainaratsimiharason9818

    tolory fahendrena Ray ô fa tsy ananay zany.omeo fanetren-tena mandrakariva iany koa

  • @lucharrysrakotomalala4356

    Faniriana ny any ry Ray fa Ianao no mandahatra ny zavatra rehetra.Misaotra Tompo ô.Amen.

  • @bakoly88
    @bakoly88 Před 12 lety +2

    Ray o mba faniriko raha toa ka sitrakao ny ho zanaka manoa feno fahendrena

  • @nirinaramasy9945
    @nirinaramasy9945 Před 4 lety +1

    Mino aho Tompo fa ny finoako Anao no miantoka ny fahazoako ny Lanitra

  • @mirahrandriamanantena8413

    Faniriko iaraka@ jesosy mandrakizay dori amen 🙏🏼

  • @anjarasoa100
    @anjarasoa100 Před 12 lety +1

    Ray o!Mba faniriko raha toa ka sitrakao tokoa ny hiaraka aminao lalandava!!!!!

  • @ramanantsoaando2999
    @ramanantsoaando2999 Před 2 lety

    Tena mipaka ato am poko tokoa ,AMEN!!!!

  • @alinearisoa4931
    @alinearisoa4931 Před 10 lety +17

    Cure musical ideal, essaie de fermer les yeux en l'ecoutant,...

    • @sylvoalias
      @sylvoalias Před 5 lety +3

      Oui c'est une chanson miraculeuse...souvant je l'écoute et la chante justement en fermant les yeux mais malgré ca je vois tout devant moi toutes sortes de bonheures et de la paix dans mon ame.....une force irrésistible m'envahit et mes larmes coulent toute seule mais je pleure pas.Dieu tout puissant soit avec moi partout oú je vais car je sais oú méne ce chemin...soit toujours á mes cotés...! Amen

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 Před 7 lety

    ataovy tena tia anao aminy fo tena saina sy fanahy manotolo aho Ray Tsitoha o amen

  • @andrianoelisonlydia663
    @andrianoelisonlydia663 Před 8 lety +1

    Ray ô mba faniriko raha toa ka sitrakao, ny handova lanitra dieny ety an tany. AMEN

  • @booba0930
    @booba0930 Před 4 lety +1

    efa nafarako ny fianakaviako rehefa maty aho dia hatao io hira io, tsara loatra, tsara ny Tompo

  • @josea_4827
    @josea_4827 Před 3 lety +2

    Tiako indrindra❤

  • @rakotomalalatokinirinamich897

    Ray o ! mba faniriko tokoa anie izany ! Amen !

  • @Ralandison1
    @Ralandison1 Před 9 lety +1

    Ray ô ! Mba faniriako tokoa rah toa ka sitrakao !! AMEN !!

  • @rabe270973
    @rabe270973 Před 10 lety +1

    Ray o! Anilanao no faniriako...Amen

  • @sylvoalias
    @sylvoalias Před 9 lety +3

    " Ray o... mba faniriako raha toa ka sitrao.....
    tano aho ho anao...!"
    Misaotra ny mpizara..
    mankasitraka..

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 Před 4 lety +1

    Merci pour le partage 😭😭

  • @heryherveratojosoa9457
    @heryherveratojosoa9457 Před 11 lety

    Ray tena faniriako tokoa ny handova lanitra, eny dieny mbola ety antany.

  • @hanjamaria6743
    @hanjamaria6743 Před 7 lety

    Ray ô mba faniriko tompo o ny hiarak aminao ka metez anao hitaridalana ahy @ fanahinao Masina.

  • @RiccardoRabosaona
    @RiccardoRabosaona Před 6 měsíci

    Bravo ta gloire est a dieu

  • @mirantsoatovonjara8788
    @mirantsoatovonjara8788 Před 3 lety +3

    Merci beaucoup pour la chanson elle magnifique Gloire a Dieu

  • @ralambosata6747
    @ralambosata6747 Před 11 lety +1

    Tohizo hatrany fa tena tsara no manome hery lehibe ny hira fiderana e!!!!! Merci

  • @fabricedebourdon983
    @fabricedebourdon983 Před 3 lety

    1. Ray o! mba faniriako,
    Raha toa ka sitrakao
    Ny handova lanitra
    Dieny ety an-tany
    Kanefa tsy izaho irery
    F’ireo izay mino Anao
    Hiaraka amiko
    Hatrany hatrany.
    Fiv : Endrey ny fiainanay anilan-dRay
    Ny Tompo iray, Fanahy iray
    Iraisana avokoa ‘reo asa soa
    Iray ny fo, iray ny loha
    Ray o! nahoana moa e!
    Raha atomboka anio?
    2. Ray ô! mba faniriako
    Raha toa ka sitrakao
    Ny ho zanaka manoa
    Feno fahendrena
    Hilofo hatrany koa
    Hamita ireo asanao
    Ka tsy hirehareha
    Fa hanetry tena.

  • @nahranarimahefa2401
    @nahranarimahefa2401 Před 7 lety +2

    RAY OH ....

  • @njoaryhitl3900
    @njoaryhitl3900 Před 4 lety

    Misaotra anao RAY.

  • @bodonandrianaelodieramanan5202

    Voninahitra ho an'Andriamanitra Mahery irery ihany!!!

  • @mirahrandriamanantena8413

    Tompo ô mba asory ni faotanay rehetra fa zay eo anilanao madrakizay

  • @mimichrisnah8649
    @mimichrisnah8649 Před 5 lety +1

    NY efa nilaozanay fa hira mitoetra ato aponay madrakizay

  • @amilioomarnuell0214
    @amilioomarnuell0214 Před 7 lety +3

    Magniry eo anilanao mandrakizay aho

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 Před 10 lety

    maniry tokoa aho RAY maniry ny anjakanao ny foko sy fanahiko ho vehivahy mandeha araka ny sitrapona handova lanitra dienyety an tany

  • @arletteranivoharintsoa9841

    Faniriko lalina tokoa.Vavaka iombonana

  • @hanitraandriamparany9084
    @hanitraandriamparany9084 Před 6 lety +1

    Ray ô! Nahoana re raha atomboka anio tokoa izy ty eh????

  • @harryrandria782
    @harryrandria782 Před 8 lety +4

    ray masina tsara indrindra lay nahary ny lanitra sy ny tany ary ny zavadrehetra, mamindra fo @nay ka henoy ny fitarainanay @ haben'ny fahatsaranao sy famindramponao

  • @yarifaravavy9391
    @yarifaravavy9391 Před 12 lety

    Ray o ! Fanirianay no ho eo anilanao

  • @hervelala4441
    @hervelala4441 Před rokem

    TIAKO LOATRA E

  • @TheRAZAFIMBELO
    @TheRAZAFIMBELO Před 12 lety

    Misaotra ! tena mankasitraka e!!!

  • @tahianalalaina834
    @tahianalalaina834 Před rokem

    FF39, Faniriako
    1. Ray o! mba faniriako,
    Raha toa ka sitrakao
    Ny handova lanitra
    Dieny etý an-tany
    Kanefa tsy izaho irery
    F’ireo izay mino Anao
    Hiaraka amiko
    Hatrany hatrany.
    Fiv : Endrey ny fiainanay anilan-dRay
    Ny Tompo iray, Fanahy iray
    Iraisana avokoa ‘reo asa soa
    Iray ny fo, iray ny loha
    Ray o! nahoana moa e!
    Raha atomboka anio?
    2. Ray ô! mba faniriako
    Raha toa ka sitrakao
    Ny ho zanaka manoa
    Feno fahendrena
    Hilofo hatrany koa
    Hamita ireo asanao
    Ka tsy hirehareha
    Fa hanetry tena.
    Fiv (x2)

  • @sylvoalias
    @sylvoalias Před 9 lety +1

    Otče,
    moje želanie, s tvojim dovoleným
    Zdediť nebo už odťiaľto zo zemi
    ale nie sam ale s tymi ktori ti veria
    budú stále a stále spolu so mnou .
    Eeeh naš život
    Při Otcovi,
    mať spoločného Pána, i dušu,
    spolu vykonáme dobré skutky,
    jednotným(jedným) srdcom,.
    jednotnou(jednou) hlavou
    Otče...
    prečo to teda nezačiná teraz hned ???
    xxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxx
    Otče...
    mám tužbu nech je tvoja vola...
    byt poslušným (Poslošnou) synom (dcerou),
    Zdvorilý(á),a mudrý(á),
    Neuústále snažici výkonať
    tvoje práce a pokračovať neunavné
    v dobrých skutkách
    bez samochvalu ale skromné a s pokorou
    Eeeeh
    Naš život při otcovi
    spoločný Pán,spoločná duša ,...atď...atď

  • @fautpas2259
    @fautpas2259 Před 10 lety

    Mitantara ny fiainako

  • @njararandriamaromanana2005

    Aza mitsahatra mivavaka mandrakariva

  • @nirinayannick5055
    @nirinayannick5055 Před 9 lety +7

    Faniriko ny hiaraka@ jesoa mandrakizay!

  • @tahrabe6090
    @tahrabe6090 Před 8 lety

    mba faniriako!

  • @tantelyheritianarasamoelso5863

    Amen

  • @nostalgieruisselle
    @nostalgieruisselle Před 12 lety +1

    MERCI

  • @robsell100
    @robsell100 Před 10 lety

    Fanilo hira napahery ahy tamin'ny fanadinana BAC

  • @dinaladima7594
    @dinaladima7594 Před 11 lety

    atsiarovako an'iDadanay ty hira ty (y)

  • @rindraramahefa2052
    @rindraramahefa2052 Před 12 lety

    Mahafinaritra loatra inty hira inty

  • @henintsoa65
    @henintsoa65 Před 12 lety

    Ray o, nahoana moa e, raha atomboka anio?

  • @sandygoulammahamade3707
    @sandygoulammahamade3707 Před 4 lety +1

    ❤️💕💕💕💕❤️❤️❤️

  • @Razozefa
    @Razozefa Před 12 lety

    Misaotra fa tiako loatra ity hira ity

  • @thiers526
    @thiers526 Před 4 lety +1

    🙏🏻

  • @andriamanantenaherman7499

    amen

  • @fenohajarafidijaona9342

    isaorana hatrany ny TOMPO

  • @RiccardoRabosaona
    @RiccardoRabosaona Před 6 měsíci

    tsoa

  • @nandrandrainamendrika342

    Tiko be

  • @falyrakotomanga3729
    @falyrakotomanga3729 Před 10 lety

    (y)

  • @moiselrojo8320
    @moiselrojo8320 Před 5 lety

    Tsara loatra. Deraina ny tompo

    • @lineralivelo2549
      @lineralivelo2549 Před 5 lety

      Ray o raha ho avy n'y andro Zay hodiany dadako Dia alohan'i fotoana mb ho voavonjy izy Dia mb ho tanteraka @ Io ira io

  • @nancyrazakanirina5203
    @nancyrazakanirina5203 Před 3 lety

    Non

  • @solobetsitohaina7433
    @solobetsitohaina7433 Před 10 lety +1

    Misaotra eram-po eran-tsaina fa lafatra sy mahabe fanantenana! amen

  • @Raossy
    @Raossy Před 12 lety

    Amen

  • @mahprisca3810
    @mahprisca3810 Před 3 lety

    Amen

  • @SunShine-jt2df
    @SunShine-jt2df Před 4 lety

    Amen