Velikost videa: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Zobrazit ovladače přehrávání
Automatické přehrávání
Přehrát
Tena marina efa voadinikao ny fiainanay zanak olombelona Amen
Indro ny fikasako voalahatra Andriamanitra o de ankiniko sy hapetrako ampelatananao mba ho tenteraka Tompo ooo amen
Ny fahotana vitako taminao mangatka famelana Andriamanitro o!
mangataka famelana aho Andriamanitra ô!🙏..Amen!
Voninahitra anie ho an Andriamanitra irery ihany fa be famindram-po izy ka mihaino sy mamaly vavaka. Misaotra Jesôsy ô! Hallélouia! ! AMEN 😇
Eny Andriamanitra ô mpanompona aho sady Zanaka ankizivavainao ;ka aza jerena @fahotako noho ny fahotanorako famamindrafo amiko .Apetrako Aminao ny fiainako rehetra mba ambino sy arovy @fakampanahy zay mety haningotro ahy Amen
Violette Fanomezantsoa Violette amen
Efa voadinikao Andriamanitra o!Ny fiainanay zanak'olombelonaTsy misy 'zay miafina amiko, tsy hitanao Ianao no manendry izany Andriamanitra o! 🎶 TIKO LOATRA❤❤❤❤
Mangataka famelana aho Andriamanitra o fa osa sy malemy Aho tsy mahatohatra ny fahosako sy ny fahalemeko. Raiso Aho hanaraka sitraponao 🙏 Amen
Ny fiainako Rehetra dia Aminao.Amen
Ny tenako dia tsy mpivavaja firy, izany oe tsy dogmatique loatra, fa ny "côté artistique" an'iay hira aloha dia "mpeccable". Torahana voninkazo ianareo mpamorona
ny fiainako rehetra dia aminao ny fahotana vitako taminao mangataka famelana Andramanitra o!
Ny fahotana vitako t@nw mangata pamelana Andriamanitra ô 🙏
Tompo ô! Aza avela aho hangahiahy fa ampioreno mafy ny finoako.
Mandohalika aminao aho Andriamanitra tsy misy mihafina aminao ny momba ahy mangataka famelana aho Andriamanitra
Mangataka famelana aho Andriamanitra o aza avelao hangahihay fa ampanoreno mafy
Mampahary le hira enganie ka ianao no ho hery sy toky ho ahy Mandrakizay Tompo fa tena vatolampy tokoa ianao Merci Lolly Ravel
Indro ny fikasako voalahatrao ❤
Misaotra indrindra "ma cousine". Ampio hira vaovao indray e !
Efa voadinikao tokoa TOMPO ANDRIAMANITRA ô , ny tenako sy ny fiainako manotolo !!! Misaotra TOMPO ô !!!
Nampahery anay mafy t@nandaozan' dada sy mama anay!misaotra indrindra ,Misaotra ny Tompo
Mangataka famelana Andriamanitra o.
Meteza ianao anio Andriamanitra ô!Ho hery sy toky ho ahy mandrakizay
Tsara lotra ❤
Ny fiainako rehatra dia aminao 🙏🏽
Manentana ny fanahiko manontolo, torotoro aho, mankasitraka ny mpamorona sy ny mpihira, tafita ny hafatra
merci Tena mankahery ianao no vatolampy sy fiarovako 💖💖
Gloire à toi mon Seigneur Dieu
tena tsara io hira io, tena io no vavaka tsara sady marina mihitsy eo amin'ny finoana an'Andriamanitra
GLOIRE A DIEU
Efa voadinikao tokoa aho , TOMPO ô !!
Fahatsiarovana BEBELIZA nadao anay ny 22 Janvier 2016, mandry am-piadanana Mama hoy Injato tsy manadino
ny foko ao anatiko ao efa fantatrao Andriamanitra oooo
Ianao no mahalala ny hevverena ahy Tompo o!
mifona aho tompo ooo!!!
Tsy misy miafina tsy ho hitanao '' mba ho anisany hamindran ny Tompo heloka ve?
Misaotra Lolly a! Ny Tompo anie hitantana anareo mianakavy kely hatrany. Maroroha i David!
🙏🏾❤️
Mahafinaritra. tsara Jesoa
☝tsara io hira io. Misaotra ny Tompo nanome an'i Lolly nandefa azy teto @ CZcams
C’est pas ok o
Mankasotraka oh
❤❤❤❤❤❤❤
♥♥♥♥
Tsara Andriamanitra
Indro havaoziko
Tena tsara be, esta canción
♥️♥️♥️
Amen
🥰🥰
Mamindra fo amiko amiko ry Tompo ô
Efa voadinikao...
ndryyy...
Mirary soa ho an'i David mianakavy!
Misaotra indrindra, dia samy ho tahian'ny Tompo.
Dera sy laza mandrakizay ho anao ry ray masinay, ahitsio @ ze lalana ts tokony alehanay zahay zanakao
Ffp16
Tena marina efa voadinikao ny fiainanay zanak olombelona Amen
Indro ny fikasako voalahatra Andriamanitra o de ankiniko sy hapetrako ampelatananao mba ho tenteraka Tompo ooo amen
Ny fahotana vitako taminao mangatka famelana Andriamanitro o!
mangataka famelana aho Andriamanitra ô!🙏..Amen!
Voninahitra anie ho an Andriamanitra irery ihany fa be famindram-po izy ka mihaino sy mamaly vavaka. Misaotra Jesôsy ô! Hallélouia! ! AMEN 😇
Eny Andriamanitra ô mpanompona aho sady Zanaka ankizivavainao ;ka aza jerena @fahotako noho ny fahotanorako famamindrafo amiko .Apetrako Aminao ny fiainako rehetra mba ambino sy arovy @fakampanahy zay mety haningotro ahy Amen
Violette Fanomezantsoa Violette amen
Efa voadinikao Andriamanitra o!
Ny fiainanay zanak'olombelona
Tsy misy 'zay miafina amiko, tsy hitanao Ianao no manendry izany Andriamanitra o! 🎶
TIKO LOATRA❤❤❤❤
Mangataka famelana aho Andriamanitra o fa osa sy malemy Aho tsy mahatohatra ny fahosako sy ny fahalemeko. Raiso Aho hanaraka sitraponao 🙏 Amen
Ny fiainako Rehetra dia Aminao.Amen
Ny tenako dia tsy mpivavaja firy, izany oe tsy dogmatique loatra, fa ny "côté artistique" an'iay hira aloha dia "mpeccable". Torahana voninkazo ianareo mpamorona
ny fiainako rehetra dia aminao ny fahotana vitako taminao mangataka famelana Andramanitra o!
Ny fahotana vitako t@nw mangata pamelana Andriamanitra ô 🙏
Tompo ô! Aza avela aho hangahiahy fa ampioreno mafy ny finoako.
Mandohalika aminao aho Andriamanitra tsy misy mihafina aminao ny momba ahy mangataka famelana aho Andriamanitra
Mangataka famelana aho Andriamanitra o aza avelao hangahihay fa ampanoreno mafy
Mampahary le hira enganie ka ianao no ho hery sy toky ho ahy Mandrakizay Tompo
fa tena vatolampy tokoa ianao
Merci Lolly Ravel
Indro ny fikasako voalahatrao ❤
Misaotra indrindra "ma cousine". Ampio hira vaovao indray e !
Efa voadinikao tokoa TOMPO ANDRIAMANITRA ô , ny tenako sy ny fiainako manotolo !!! Misaotra TOMPO ô !!!
Nampahery anay mafy t@nandaozan' dada sy mama anay!misaotra indrindra ,Misaotra ny Tompo
Mangataka famelana Andriamanitra o.
Meteza ianao anio Andriamanitra ô!
Ho hery sy toky ho ahy mandrakizay
Tsara lotra ❤
Ny fiainako rehatra dia aminao 🙏🏽
Manentana ny fanahiko manontolo, torotoro aho, mankasitraka ny mpamorona sy ny mpihira, tafita ny hafatra
merci
Tena mankahery
ianao no vatolampy sy fiarovako 💖💖